Mmay sy masira

21. tess ( 30/09/2009 17:26)
Sady ny mamy tsy dia tsara raha ho anay lehilahy e! Mahatsentsina reny raha be loatra rehefa hi-pi

de mazava waz izany ny tsy iitiavanareo lehilahy zava mamy, hay karanzàny iz io :-P
22. tess ( 30/09/2009 17:28)
Papoose:

sady ny masira mety @ vavoniko nohon'ny mamy raha samy hisafidy ihany!!! za raha vao mihinana mamy dia mora mankadoa ahy nohon'ny hoe masira

zà ndray alou tsy te handou e! ny masira aho tia ihany raha reska chips, vanjo sambos tsakitsaky isakarazany fa mampangetahetra be kou reny

23. Ratoa ( 30/09/2009 17:28)
samy toako daholo saingy misy androny ny ilako azy. fa dia mitandrema ihany fa ny be sira mampisondrotra sy mampihisy hypertension, ny mamy mampihisy diabète o mann=go-menaka. Ka raha miara miasa ireo dia ao ny hypertension, diabète, cholestérole ary goutte, indray miaraka ao amina olona iray raha sady tia mamy no tia sira.
Ny marikivy indray, indrindra ny citron, mamono siramamy sy manangona calcium. raha manao accès de goutte dia misotro rano 1l + 250 gr citron (na lime 3 lehibe) tsy asian siramamy fa dia tonga dia .misava
24. tess ( 30/09/2009 17:31)
samy tsy tsara mitsy alou ny mihinana be loatra anreo e! aleo mi eviter ny fakampanahy fa raha hihinana dia tsindraindray mahalana be mitsy
25. lako ( 01/10/2009 07:11)
Ny anà alo de samy tiako na mamy na masira fa ny mihinana zvt be sira kosa tena tsy tiko mitsy na inona na inona tena te hando be mitsy za @ iny!!
Fa ny mihinana mamy lôtra indray de tsy manina mitsy!fa ny vadiko tena tena loza ra ihinana mamy, fa izy misotro rano bdb de tsy de manina!!tsy tia zvt matsatso siramamy zany izy ra ny @ mamy!!fa ny sira izy no tsy manina na matsatsotsatso!!
26. lako ( 01/10/2009 07:16)
De za koa tsy mihinana zavatra ohanina @ sira manta oh:paiso manta+sira, voasarimakirana+sira, vômadilo+sira, manga manta+sira (ra alona sira de mihina za fa ohanina de asina sira @ tanana reny!!!tsizy mitsy alo za eee!!!)frite+sira ( ra efa lomana sira le frite te mihinana za fa refa eo vao araraka tsy tiko mitsy, tonga teneniko we aza asina sira ny anà ra mety, de ra sanatria moa ka efa nisy de refa mihinana azy za de akifikifika hiala alo le sira vao mihinana za!!hihihi
27. ikaretsaka ( 02/10/2009 15:51)
tess:

Fa maninona ny ankabeazan'ny lehilahy no tsy dia tia zava-mamy kanefa ny vehivavy indray kosa mifanohitra amin'izany....misy ifandraisany am vatana sa?;;;; :roll:

za nefa tia zava mamy .. le mofo tantely @ karana ireny tena ooooooou
fa ny kafe indray tsy tiako atao mamy loatra

fa rama hoe eny an-tsena kosa aloha de aleoko ramanonaka toy izay mofo gasy e
aleoko sandwich sy croque monsieur toy izay gateaux
28. ikaretsaka ( 02/10/2009 15:56)

29. Papoose ( 02/10/2009 20:23)
:evil:
30. rhina ( 04/10/2009 07:44)
rehefa nomaky ny resaka rehetra eo ambony eo za dia itako fa tsy ny lehilahy ihany no tsy tia mamy fa na ny vehivavy koa aza dia betsaka no tsy dia tia

raha ny fahitako azy lo dia ohatran'ny oe arakaraka ny angezan'ilay olona e!!
araka ny fahalalako azy hoy aho an!!
ra kelikely vatana zao dia mety ho tia mamy be fa atonotoniny kosa dia mety ho tia masira fa le ngedabe reny dia ny mamy sy masira samy tiny daholo fa ny masira no mety tena tiany

zany oe mety ifandraisany eo @ habe ve le izy fa io zany no fanamarihana tena itako e!!!!

fa za lo reto tena tsy mba mahazaka chocolat mintsy d tsy mihinana mintsy a
31. xxx ( 04/10/2009 17:42)
rhina:

=))
32. Ratoa ( 04/10/2009 20:03)
tsy mba mahazaka chocolat mintsy d tsy mihinana mintsy a
tena tsy ho fantatrao mihitsy ilay fahafinaretana.
33. Mirananirina ( 05/10/2009 13:15)
Voalaza teo :
Ny kitsetsitsetsitra, kileladelaka, kinononono jiaby io. Raha tsy voako loatra kah!
ireo anefa masirasira daholo, Tena tia masira marina ny lhl ka

Zany ve tsy diso ry Mirananirina ( Mampisambôdika koa le sady efa Mirana dia Nirina koa avy eo )
Kitsetsitsetsitra = Bonbon mamy
Kileladelaka : Gilasy eskimô
Kinononono : Aorta aboara
:-D :-D :-D :-D ao indray ary fa avadika eh,tia mamy kosa ianareo lhl an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813