lehilahy mikasa tanana
21. Snowhite
(
29/09/2009 11:40)
whitney:
hono aho aona ny hevitrareo @ zao tantarako zao; za ve ny diso ka mendrika agna ny vao fetaka.
niaraka 8 mois zay sy ny olon tiako tsy nanino azy akory za fa nidongy teo @ canapé dé tezitra izy ary vao maika norangitiko satria mihaino vaovao izy ary hoy izy tamiko fetako eo ange ianao alefaso hoy za raha maha sahy kay tena no fetahiny marina tsy namaly za fa nandeha tany @ efitra fatoriana ary nitomany tanyKA iny izy nanatona ahy nifona tamiko fa tsy nETY NY nataony ka namela azy ahy.HERINTAONA taty aoriana niady zay roa tao an trano ka nofetahiny dray za mahay vava loatra hono za.NISY VAHINY mo tao an trano de nanao vazaha mody niady zay ny ampitso ka nilamina teny dray. ARY VAO t@ herinandro teo nisy zvt nataoko nefa tsy dé grave amiko fa tonga dé nahazo tahamaina dray eh.KA NY fanontaniako za ve no misy toetra ka mijustifier ny acte ataony agna? marihiko eto fa io rangahiko io dia olona tsotra fa ao no defaut ka sao ba misy vaholana avy any aminareo inona no tokony ataoko.marihiko eto fa za hono manao zaza saina loatra ka zay koa aloa misy difference d age be izy 40 TAONA ZA 24 TAONA;
Aleo ianareo mifandefitra,aza d maivava loatra enao na mbola mandrangitra azy iany nefa izy efa tezitra,ataovy eo aminao ny toerany.Na izany na ts zany nefa ts mety ny mikasitanana.Raha mifandamina nareo ts misy ny olana sy ny fikasihantanana
22. kotobekibo
(
30/09/2009 22:25)
Na firy taona izy na firy taona , tsy mànana droit ny hikasi-tanana vhv izany !
raha mafy izy bandy tahaka azy asaina handramany .
ny bandy mikasi-tanana izany no ol farany izay ambany saina injinja
Izany no tsy ireveko an'ireto arabo ireto .( fombany manko io )
mampy te hidaroka koa izany bandy izany an! :evil:

23. Mirananirina
(
01/10/2009 11:31)
ay koa aloa misy difference d age be izy 40 TAONA ZA 24 TAONA;io indary tsy miankina aminy taona,fa rehefa mamono izy dia mamono.Raha azo atao dia alaviro izy rehefa tezitra iny ,na mihidy an'efitra hafa ianao dia rehefa tony,hitanao fa calme izy.aza valiana na dia hita fa diso izao aza.mandehana mandeha fotsiny.
24. rhina
(
02/10/2009 11:14)
za lo ry reto tena tsy mankasitraka lehilahy mikasitanana zany a!
tsy aiko na nisy anzany ny anareo t@ fangatahambody ondry fa misy anzao matetika @ reny hoe:
'fady atodina gisa sy fady amalona ': ny dikan'io dia oe: sady tsy tokony homena ny totoondry : ny atodina gisa no tsy omena ny felaka: ny amalona
ka zay e!!!
anjaranao no mieritreritra fa amiko matoa efa napetraky ny fahendrena malagasy atr'izay izy io dia misy antony. Satria ra efa zatra namelaka anao izy taminareo mbola tsy mpivady @ zao izy mbola mitoy dia afaafa ihany raha izao mijery manokana

25. JEMPL
(
02/10/2009 12:59)
inoako fa tsy hikasitanana anao intsony io vadinao io,raha toa ka mitovy ka amin'ity ahy ity .za tamizay mbola tsy nivady aza dia efa nikasitanana ny vadiko aho.Nofatarin'ilay vadiko hatrany anefa zay toetrako zay...ny lehilahy manana fisainana lavitra nefa sarotra ny manatanteraka an'iny tetik'asa iny,raha tsy tontosa anefa iny dia miteraka fahasorenana ho azy...Ka tamizany dia omban'ilay vadiko foana aho taty aoriana rehefa fantany fa izay foana ny mampifanditra anay . Eny fa na dia fantany izao aza fa sarotra ny manatanteraka ilay tetik'asa...Dia atao ilay izy ka raha mahomby arahaba soa arahaba tsara fa ra tsy kosa dia tonga de fantatro fa tsy nety dia miala tsiny aminy aho dia arosony ny amizay ny tokony natao...dia toy izay foana na amin'ny zavatra kely indrindra aza ...KA IZAO tsapako hoe tia tena loatra raha mbola izy efa momba ahy indray no tezeriko ... Ilay tanako zatra niakatra iny lasa safosafo na tsy mety aza ny ataony satria izy ary tsy mivazavaza amiko tsony ko ...
AZAFADY FA LAVALAVA NY TENIKO
AZAFADY FA LAVALAVA NY TENIKO
26. rakaroka
(
04/10/2009 20:04)
Mahafinaritra ahy ny valin-tenin'i JEMPL izay "assez délicat" !
Ekany tokotrany fa maro @ lhl no manana "passion" fenitra" sns izay mampi-vivre an-drizareo, ary zary mampa-égoîste" koa ! Ka ny "fahatsapanao tena" dia mahafinaritra! fa ny sasany anie tsy mahatsapa izany !
Ho ahy koa tsy ho inona ny "tsy fifamaliana" ! fa "tokony asiana mise au point am-pahatoniana hoe 'inn ny règle du jeu?" Ny "blem" fototra mantsy mety tsy ho voavaha akory fa hikobona ftsn!

27. Ratoa
(
04/10/2009 20:13)
Mba fantatrareo ve fa misy vehivavy mamono vady koa? sy ny zanany lahy anefa izy tsy mitera-bavy.
28. ni81
(
04/10/2009 20:23)
Mba fantatrareo ve fa misy vehivavy mamono vady koa?ie, tena misy tokoa io!