voaraoka mopera tao @ ONU

21. fijo ( 29/09/2009 22:59)
mba ataovy eto kosa moa hiaraha mahita e
22. diloo ( 30/09/2009 01:05)
Papoose->
Mihainga amin'ny source kosa vao afaka mifampitaha hevitra.
Izaho kalongany tsia dia mahay mamorona, no koa tsy manana vola nandehanana tany @'ny ONU hafahako manamarina ny hevitro, fa dia mitovy @'ny rehetra mpijery sy mpamaky gazety, dia avy eo samy manome ny heviny mikasika ny vaovao eto.

Ny copie-coller amiko dia partage, no koa tsy very fotoana ny namana tsy nahita vaovao mety mi-interesser azy.
Dommage izany Papoose individualiste.
Tsy maninona fa au moins ianao sincère. :wink:
23. fijo ( 30/09/2009 20:37)
efa hoe alefaso eto ko,kia papoose ko
24. Papoose ( 30/09/2009 20:52)
individualiste ve?

za zany ny tena marina tsy dia mandany andro mampitaha eee, mais bon samy manana ny strategie-ny!!!

fijo, reny efa alefan'ny olona reny anie dia efa izy eee!!! fa za fotsiny tsy nde hanao ohatr'ireny eto!
25. diloo ( 01/10/2009 00:36)
Papoose-->Sali,ise

diloo, za mijery vaovao sy manaraka ka!! betsaka ny sources fa za ndray dia tsy hanao copier coller eto zany hampitaha hoe zao no nolazain'i ranona sy ranona ...

ndividualiste ve?

za zany ny tena marina tsy dia mandany andro mampitaha eee, mais bon samy manana ny strategie-ny!!!

fijo, reny efa alefan'ny olona reny anie dia efa izy eee!!! fa za fotsiny tsy nde hanao ohatr'ireny eto!


Namerina namaky anao aho. Ary, je me suis mis à ta place.
Marina tokoa fa mitaky fotoana hoan'izay tsy zatra manao fitsidian-tselatra mijery sy mamaky ny vaovao maro ny mpanao gazety hita eto @'ny seraWeb.
Ary mila sivanina haingana ny point mety ho important hanaovana synthèse hafahana mifanakalo hevitra.
Ianao moa tsy manam-pahazotoana hanao ny tahaka ny namana mpampiditra hevitra ho dinihina, dia zoanao tokoa izany.
Noheveriko fa tsy tokony mampiditra hevitra hita an'ivelany hafahana midinika eto. Raha tsy afaka manao izany manko, dia maina ho azy ity serasera ity, Tsy misy possibilté hanamarihana ny hevi-diso ohatra.

Tena kopy anao aho ka.Ary tsoahiko ilay teny avy amiko hoe:Individualiste.
Tena diso io ary mialantsiny fa malentendu ilay izy.
L'incident est clos j'espère Papoose

:? :-* :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2852