anarana
26. Papoose
(
01/10/2009 15:36)
xxx:
Ratoa:
tovana "-ito" fa tsy tsofoka
pablo ==> pablITo : tsofoka IT :-)
io ihany no efa navaliko azy fa mety misy tovana angamba eny anelanelany aminy
:-D
28. soanja
(
01/10/2009 15:38)
Alden na Elden
Braxton
Clayton
Dido - (Daido no famaky azy)- Dean
Evan
Francisco
Greggory na Gregg
Heath (hif)
sns sns
Sean (Shione)
Braxton
Clayton
Dido - (Daido no famaky azy)- Dean
Evan
Francisco
Greggory na Gregg
Heath (hif)
sns sns
Sean (Shione)
30. soanja
(
04/10/2009 13:25)
Ny anarana " Charlie" dia tena anarana isan'ny heveriko fa maha Smart/ hendry zaza mihitsy! :D
33. soanja
(
06/10/2009 00:20)
Misy toerana aty an-dafy aloha no fantatro dia tsy azonao atao ny manome ny anaran-janakao hoe " Superman" na hoe " Tarzan" sns sns izay milaza fa ilay zaza no ho boby!
34. Djhamhal
(
07/10/2009 08:56)
zistà
zermà ! Mô ! zamaria! zanba! m'lay be kousa an! =)) =))
na ataovy @ zay toerana nanaovana an'lay zaza é! oh we : tamponkavoana ... ! :roll: o^o
zermà ! Mô ! zamaria! zanba! m'lay be kousa an! =)) =))
na ataovy @ zay toerana nanaovana an'lay zaza é! oh we : tamponkavoana ... ! :roll: o^o
35. botra10
(
08/10/2009 12:22)
ireny anarana @ anganon-tsika malagasy ireny koa mbola tsy ananan'ny vazaha firy ka ireny koa zao tena mety
oh: -Mahakà
-kitinike
-kimbity
:-w :-w :-w
oh: -Mahakà
-kitinike
-kimbity
:-w :-w :-w
37. xxx
(
08/10/2009 12:54)
Djhamhal:
zistà
zermà ! Mô ! zamaria! zanba! m'lay be kousa an! =)) =))
na ataovy @ zay toerana nanaovana an'lay zaza é! oh we : tamponkavoana ... ! :roll: o^o
Tiako be ilay hoe "Mô" :-)
Nankaia rankizy le Mô teo ?
39. xxx
(
13/10/2009 11:20)
rtcflora:
mba omeo anarana vaza reto za a tsy mifidy na american na frantsay na italiana lehilahy de le tsy be panana reny
Sergio, estebane, Francesco
Alessandro
Matteo
Mattia
Simone
Davide
Marco
Gabriele
Giuseppe
Riccardo
Tommaso
Antonio
Alessio
Federico
Giovanne
Filippo
Samuele
Daniele
Michele
Emanuele
Pietro
Giacomo
Edoardo
Stefano
Nicola
Vincenzo
40. flodine
(
14/10/2009 09:21)
rtcflora:
mba omeo anarana vaza reto za a tsy mifidy na american na frantsay na italiana lehilahy de le tsy be panana reny
Ny anarany dadabe ny akia no atao rehefa tsy mahita , sady @ zay koa mba mamalifaly ny raibeny.