GTT d'Amerique!!

21. Papoose ( 29/09/2009 21:08)
aleo aloha ry tsiafoi1 hivavahana mafy mba hiala @ toe-tsaina corrompu ny Malagasy...fa na asiana rafitra maty paika aza eo tsy ho tafa mihitsy io!

jereo neee, firifiry ny lalàna fa mba firy no arahana???
22. fijo ( 29/09/2009 22:57)
ny fomba firesaka samy manana ny azy,fa izahy sy remahity eto dia mitovy fijery matetika.

efa averiko matetika eto,fa aoka tsy entina amin'ny fankahalana fotsiny ilay izy.efa fahadisoana ita taloha io fankahalana olona io,dia mbola miverina ihany.rehefa misy tsy mety vitany ,tsarao izy.

za izao miandry ny hampodiana an'i zina ,de ahafahann'y tribunaly angilisy miantso azy .(izoa aloha izy tsy mbola azo tsaraina)

faharoa,aoka re ity fivavahana asisika lava amin'ny politika ity ry zareo e???,,??io ihany no efa nanimba ny firenena.fivavahan aatsy ,fivavahana eroa,nefa samy mangalatra aby avy eo.

ady hevitra ny politika,fa tsy misy hisisian'ny finoana akory
23. diloo ( 30/09/2009 00:19)
Tsy mpikambana ao @'ny GTT aho, fa kosa mankasitraka ny tolona ataony.

-Misy fanoarana tiako atao eto manoloana ny fomba fiasan'ny GTT pro-Ra8, sy ny ny fianakam's pro-TégéVé(Ny dikan'io tégé io, dia ranomahery distillée maha domelina)

-Fomba fijery mikasika ny GTT:

Ry zareo, rehefa miady sy mitolona, ny tanjona tian-dreo ho tratrarina, dia manao études stratégiques tena mafy orina;
Izany hoe, miainga amin'ny tetika ara-kolontsaina, toa ny fampiasana ny droit international, politique et stratégique, ary mifidy ny juristes internationaux sy malagasy mahay mifehy ny lalàna iraisam-pirenena. Natao indrindra tsy hafahan'ny france-afrique tsy ahazo vahana hitondrany sy tsy hamelany an'i Gasikara hananany ny indépendance économique, natao hiankina aminy hatrami'ny 1947.
Araka izany, misy ny stratégie pour couvrir sur le plan internationale tous déplacements hiseoan'ny HAT sy ny filoha foplany, dia tongan'ny GTT hatrany. Tsy mahagaga raha sahirana i reny malala sy ny saribakolony, rehefa te hanao hetsika: any Frantsa, Bruxelles, Suisse, Usa,Onu ets...
Tena mahery ianareo ka. Indrindra moa fa ny fampiasana ny saina entinareo miasa fa tsy basy toa ny fanaoan'ny HAT.
Tena miaiky tokoa aho, dia vitanareo ny nandefa motion sy nizara izany amin'ny mambra ny ONU rehetra.

-Ny pro-Andry TégéVé:

Tsy misy organisation fa dia pilotage'ny reny malala no ampiarina:

Asainy vakiana ny copie-coller avy any monaco rehefa andray fitenena, fa efa nomena baiko ny lobbie Triki.Saingy tsy nahaomby fa sans qualité.
Asainy tifiriny ny vahoaka, dia amin'izay matahotra.
Ny baikony arahana fa tsy ny fanatontosana ny maha ara-dalàna.
Ataony mitovy amin'ny firenena voabaikony, toa an' ny:
Lybianina, ny Guinée, ny Gabon.

Ny fianakam's indray tsy masaky manao fiseona eran'izao tontolo izao, ohatra fotsiny ao Paris, na any Etazonia, na Bruxelles, na Suisse, mba mijoro ho fanohanana ny filohan'ny PHAT.
Soa ihany fa mba misy ity serasera ity mba afahany mamahan-drivotra.
Sady ato koa anie tsy misy atahorana balam-basy e toa ny fanaonareo ao an-tanàna rehefa maneo ny heviny ny be sy ny maro e.
Ity serasera ity no atao hoe sehatra ara-demokratika hafahan'ny pro ny atsy sy eroa tsy mitovy hevitra mitafa sy midinika.
Firehan-kevitra tsy ainareo izany expression démocratique rehefa ivelan'ny serasera, fa dia ny hamono sy maimbo rà foana no aseonareo sy ny leader-anareo eny andrenivohitra.
Misaora an'Atoa Hery, fa angamba nety tsy nahita tribune hafahanareo maneo ny hevitrareo, raha tsy nisy ity serasera ity.

Fehiny ny GTT, bien organisés eran'izao tontolo izao, hiarovana ny zoan'olombelona sy ny fiveranan'ny ordre constitutionnel.

Ny HAT et leurs membres:des tueurs nés , trop brouillons, irresponsables, sans qualités, s'auto-dévorant (Ndefo contre Andry)

ny fianakam's, rien que du beurkisme, du honhonisme, du vivisme, à part çà rien!, ne relatant que le passé pour fanfaronner et se décrédibiliser en vantant les exactions de leur tonton macout sarla.

8O :!: :twisted:

Tohizo ny tolonareo ry GTT 8) :wink:
Lava loatra kle :wink:
24. pikatti ( 30/09/2009 00:25)
diloo
mazava be le analyses =D> =D>
saika tsy voavaky fa efa te-hatory ;-)
25. bazylou ( 30/09/2009 12:20)
ny any angamba no mihoraka naharesy , f any tatsy arago , 8 be izao no nogadrain'ny crs,, beuuurrk , :-D :-D :-D :-D :-D vive tgv
26. pikatti ( 02/10/2009 06:39)
elah zany lasa tany kou fa tgv niraofina to mantsy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1034