be vava sy mitady hitondra ny baolina samy irery
1. zoam
(
28/09/2009 13:42)
mihevitra azy ho mahavita tena nefa mbola misolelaka UE mitady vola hanaovana fifidianana rapide ny Hat amin'izao ,indrisy fa tsy nahazo,tsy ilaina hono ny mpamatsy vola ,tena hita mihitsy ny maha sans qualité an'ireto,fa dia tsy misy qualité tokoa moa
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:45
3. xxx
(
28/09/2009 13:56)
Avy any @ arabo hono é ! ngah tsy efa dégany bé miintsy lé resaka !!! =)) =)) =)) =)) =))
7. terrywui
(
28/09/2009 14:48)
Io ndray ela ra-zoam fa mampiresak kil ato ! manaraha vaovao tsar aloh elh vao mikozy fa innn ary ty le !! tsy nahazo vola hanaovana fifidianana ve ozy elah ??? tsy nisy firenena nanampy ve ?? jereo tsara de vakio tsara ny vaovao letsy a ! betsak ao !! fa rah tsy mahita vakiana afa-tsy quotidien elah de very eo !!
-- sa omeko sopapa vaovao tena milay ve elah ???
--Ary nampesoninlah daol ry Bz sy ry Pt sy ry Ww omaly an ??? tsar petrak mihits ra-Pt ! ha ha ha ha !!!

8. pikatti
(
28/09/2009 16:53)
Elah anie efa nolazaiko fa aza mifanamby amiko fa tsy mahazo fitenenana ao @ ONU hoa iny bitrovoalavo iny,zah elah nataon'ny tary nihahaka ,tany dombera be nijery en direct le tgv navoaka ha ha ha
saika tsy hitany mintsy ny varavarana nivoahany ,namantana tany @ wc nedala klé =)) =)) =))

10. pikatti
(
28/09/2009 17:27)
hay ve papoose ato é! nilay kosa le dombera tary é,tany dôly ry dadabe :-D :-D
11. zoam
(
28/09/2009 17:32)
terrywui:
Io ndray ela ra-zoam fa mampiresak kil ato ! manaraha vaovao tsar aloh elh vao mikozy fa innn ary ty le !! tsy nahazo vola hanaovana fifidianana ve ozy elah ??? tsy nisy firenena nanampy ve ?? jereo tsara de vakio tsara ny vaovao letsy a ! betsak ao !! fa rah tsy mahita vakiana afa-tsy quotidien elah de very eo !!
-- sa omeko sopapa vaovao tena milay ve elah ???
--Ary nampesoninlah daol ry Bz sy ry Pt sy ry Ww omaly an ??? tsar petrak mihits ra-Pt ! ha ha ha ha !!!
iza no hanomeha vola an'io fat io ,i la frantsa ve ?
hanakarena daholo izany gasy ,efa nanomboka io tolona io lesy ary tsy hijanona izany intsony an ,aleo eo ,izay iray vizana ny sans qualité mitady reconnaissance ve mba ahazoana vola na olona efa decidé hanongana an'i hat jusqu'a la fin
12. Papoose
(
28/09/2009 17:40)
pikatti:
hay ve papoose ato é! nilay kosa le dombera tary é,tany dôly ry dadabe :-D :-D
dombera taiza??? za mbola tsy afaka mampidona ny verako koa!!! mbola papouz!
13. pikatti
(
28/09/2009 17:47)
dombera taiza??? za mbola tsy afaka mampidona ny verako koa!!! mbola papouz!
ao fa atoro fotsiny ary enao é, fa io tsisy resaka hoe tegeve getete kah ,fety tsotra io , fety serasera é :lol: