Peggy sy ny rafozany
21. niryna
(
01/10/2009 04:57)
fidinirina:fanitsiana kely :arrow:
misaotra ! mahatsara tokoa ny mizara fitiavana noho ny mitàna alahelo.
tsy misy fisaorana fidy a
22. bor2lais
(
01/10/2009 07:53)
Voalaza etsy ambony :
"...tsy mora hany zany hitia ny fahavalo sy ny mpamitaka ary ny mpanao ratsy zany ! Tsy efan'ny Faha raika avao e !"
------
Ka izay angamba anie ilay hoe "déchargé"-o Aminy izay tsy zaka (rehefa avy niala nenina amin'ny maha olombelona) fa aza kobonina sao manimba. Izany hoe mivavaha ho azy (fahavalo, mpamitaka, sns) ! Fanehoam-pitiavana lehibe ho azy izany !
Izay ilay hoe : tandremo ny miloloha entana ao anaty taxi brousse !
Hevitso monja ngefa zay an !

23. fahamarinana
(
01/10/2009 08:16)
bor2lais:

:arrow: :-D :-D :-D nalaiko sary an-tsaina zany ilay miloloha entana anaty taxi-brousse fa tena mahatsikaiky !Izay anie ilay tsy ahafoizako an'ise ry bor2 amin'ilay hatsikana nefa ireny no tena miditra avy hatrany e !
Marina tanteraka ary tena isan'ny maha-valaketraka ahy ihany koa !Ny trangan-javatra tahaka izany ange bor2 tena efa vita ny maha-olombelona ny tena e,efa ankinina Aminy tanteraka fa ny maha-olana azy dia mbola ny tena hatrany ,ohatra no mahazo tsiny ,iny angamba ilay toetrako no olana fa tsy misy idiran'ny vavaka na inona intsony !hoy aho !!
bor2:
Izany hoe mivavaha ho azy (fahavalo, mpamitaka, sns) ! Fanehoam-pitiavana lehibe ho azy izany !
:arrow: io indrindra ilay sarotra,tsy efako koa ilay hivavaka ho azy amin'ny fo tezitra,fa ndao lazaina hoe rehefa tony dia handeha ho azy amin'izay !
misaotra e ! :-* (l)
24. bor2lais
(
01/10/2009 11:16)
Voalaza teo :
"io indrindra ilay sarotra,tsy efako koa ilay hivavaka ho azy amin'ny fo tezitra,fa ndao lazaina hoe rehefa tony dia handeha ho azy amin'izay !
--------
Fa angaha kosa misy mivavaka amin'ny fo tezitra izany ry Faha ? Tsy vavaka intsony angamba raha izany fa lasa ozona an ! :D

25. niryna
(
01/10/2009 14:29)
bor2lais:lasa badalela bor2lais izany
Voalaza etsy ambony :
"...tsy mora hany zany hitia ny fahavalo sy ny mpamitaka ary ny mpanao ratsy zany ! Tsy efan'ny Faha raika avao e !"
------
Ka izay angamba anie ilay hoe "déchargé"-o Aminy izay tsy zaka (rehefa avy niala nenina amin'ny maha olombelona) fa aza kobonina sao manimba. Izany hoe mivavaha ho azy (fahavalo, mpamitaka, sns) ! Fanehoam-pitiavana lehibe ho azy izany !
Izay ilay hoe : tandremo ny miloloha entana ao anaty taxi brousse !
Hevitso monja ngefa zay an !
marina tokoa fa tsy afaka mitia an'iny olona iny intsony isika ka,tsy misy lalana mifehy hoe tsy maintsy miombona azy iny ka fa ilay hoe avelao ny helony mba ho voavela koa ny helontsika ,hevitro ny ahy io
26. rzakarivola
(
08/10/2009 09:51)
bor2lais:
Voalaza teo :
"io indrindra ilay sarotra,tsy efako koa ilay hivavaka ho azy amin'ny fo tezitra,fa ndao lazaina hoe rehefa tony dia handeha ho azy amin'izay !
--------
Fa angaha kosa misy mivavaka amin'ny fo tezitra izany ry Faha ? Tsy vavaka intsony angamba raha izany fa lasa ozona an ! :D
==> Mampahatsiaro ahy an'ilay saika hamono tena hilatsaka anaty rano lalina, saingy tsy sahy fa niandry hoe mahay milomano hono.
Izaho indray mampirisika hoe rehefa tezitra vao maika mivavaha kokoa aza, satria hoy Jesoa hoe "Izay manatona ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy".
27. niryna
(
13/10/2009 20:12)

rzakarivola:hi,hi mbola tsy vonona izy ka,tazomy aho fa matiko eo io hoy ilay olona mamo iray izay ,hi,hi
==> Mampahatsiaro ahy an'ilay saika hamono tena hilatsaka anaty rano lalina, saingy tsy sahy fa niandry hoe mahay milomano hono.
ka mbola tezitra rzaka :D .aleo aloha miandry kely hono ka :D
Izaho indray mampirisika hoe rehefa tezitra vao maika mivavaha kokoa aza, satria hoy Jesoa hoe "Izay manatona ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy".
marina tokoa izany ,ao anatin'ilay fahatezeranao iny indrindra no tena mangataka hery aminy mba tsy hitsoatra ary dia mangataka amiNy koa mba omeny fo tony tsy hiteniteny foana na amalivaly foana,eo koa ny ahy ny fotoana andehanako mivavaka, nisy fotoana aho misitaka kely tao ampiasana nivavaka ilay ramatoa iray izay fa tena tsss.Izy no tezitra amin'ny fiainany dia ny tena no nanalany vokona
hoy ny tsimpona hoe aza atao tratran'ny masoandro milentika ny fahatezeranao :D