Famerenana fanindroany ,sady farany .

1. xxx ( 26/09/2009 18:31)
26 membre des délégations des pays subsahariens ont torpiller la crédibilité de la HAT aux sieges des NU .
Hita taratra foana ny lohan' alika tsy vanon- ko olona eto ambonin' ity tany ity.Mbola hisy foana ve ny influences negatives mbola harahin' ny olona kondrana sy kirina @ zavatra tsy tokony hidirany ohatry ireo firenena afrikana ireo ka mbola mampihatra ny Francafrique , ny GBafrique ,ny Portugalafrique ,ny Espagneamerique latine etc... ?
Ny hamabibadihana ny lasa hono hitsinjovana ny ho avy, ary tokony ho tadidinareo izay miseho azy ho avara-pipizana ireo fa misy logique mahery tsy laitran' ny katraka miseho eto ambonin' ity tany ity ,ary tsy mila olona tsy manana ny hazon-damosina sahy mijoro @ maha malagasy azy ny firenena fa tsy hanara-drenirano ohatry ny afrikana tsy ankanavaka , tsy mila mpivarotra tanindrazana sy mpanao fairano ny harena voajanahary ho an' ny taranakay akory izahay , ka hanaikinaiky foana @ tsy antony ny fanalàna baraka ataon' ireo malagasy sasany ny firenena manoloana izao tontolo izao.Ary indrindra indrindra ireo mpanohana ny asan' ny SADEC é ! GIC é ! ONU é ,ny ôry é , ny ôra é ,... !! dia inona koa ny manaraka avy eo ?
Tsy maintsy miravina io fahasahiranana malagasy io ao anaty 2taona farafaharatsiny na dia hisy aza ny mpanao ankaso.!!!
Vavaka ho an' ny firenena izany , vita !!! :evil: :evil:
2. AndriambyII ( 26/09/2009 18:34)
Et Biouuu biouu biouu tonga dia vita haingana ny ny @ ireo taranak' andevo ireo!!! :p :p
3. AndriambyII ( 26/09/2009 18:39)
Fa izy ireo no iza no manery an' i Mada hanao izao?
http://www.lexpress.fr/actualites/2/andry-rajoelina-interdit-de-tribune-a-l-onu_790410.html :twisted: :twisted:
4. xxx ( 26/09/2009 19:24)
rehefa te hitonatonana any ONU koa dia ASSUMEZ e! sa mbola tsy ampy ilay tany Bruxelles !!! efa fantatra fa fanjakana nalaina an-keriny dia nanantena inona ndray?

fa ny gasy oa zany foana e, rehefa Union européenne no mamely dia mody mangina nefa rehefa ny SADC d hoe inona koa zay gena lohan'alika sy andevo ireo??? zany ve no mba fisainana!
ary tsy firenena afrikana daholo koa anie ireo 23 nanohitra ny fangalam-pitenena ho ataon'i Andry e! raha jerenareo tsara ilay video sy ireo anaranam-pirenena misoratra ao @ ilay tablao be iny dia misy firenena hafa koa ao @ ireo 23! et paf!

zao fotsiny e! tsy azo atao tsinontsinona ireo hetahetam-bahoaka eny @ Magro! ary zany Magro zany tsy mijanona ao Ankorondrano ihany fa misy any @ province maromaro (hatr@ zay nanombohan'ny tolona)! ary ny olona miaro ny ara-dalàna d nisy ary hisy foana, ny GTT France, Senegal, Amerique du Nord!!! ary tsy azon'ny SADC natao tsinontsinona ny tolon'ny gasy, TSY MANGATAKA NY FIVERENAN'ilay teo aloha intsony sanatria, fa miara mientana HANALA AN'io DEVOLY LAHY BE NIFY IO!

zany rehefa manao ratsy ka! miteraka ny fahatezeran'ny gasy ERAN-TANY!!! zao zao mipitrapitra tsara, inona anefa no natao tany @ ONU rehefa tsy matanty resy toa io? sa tsy nanam-po hoe ho avy any koa ny SADC? tsy aleo nijanona tany Dago ihany le!

miseho ho iza hono ry zareo no miseho mibaiko an'i TGV eo ve? koa maninona no nanaiky nampielanelanin'izy ireo rehefa tsy mahazaka?
satria nahoana? satria nahoana????

heverinareo fa ho afa-maina angaha nareo ty @ mitoraka sy mamono manifestants !!! tsy maintsy mivaly foana ny ratsy ataonareo e!
5. xxx ( 26/09/2009 19:28)
zany ny lalan'ny demokrasia! tsy atao mahagaga ty réaction-nareo fa tsy mahalala an'izay atao hoe démocratie e!

tsy omena tsiny e! :lol: :-D :-D :-D :-D
6. hery ( 26/09/2009 19:30)
I Rajoelina no tsy manankambo. Efa tsy ankatoavin'ny ONU mbola mitetateta manaiky invitation ihany.

Tsy fantany hoe no-inviter-na halaim-baraka izy.

Dia zakao ao fa fanahiniana e.
7. AndriambyII ( 26/09/2009 20:00)
Donc , ny ONU izany dia organe atao mpanala baraka fotsiny fa tsy hitondra ny tena solutions urgentes @ zavatra miseho ao Mada . Aminay dia izany no fisian' io fikambanana io, mpintsetsitra ny harem-pirenenan' ireo pays izay tsy nitady izany akory eran' izao tontolo izao .
Capitalismes dictatorials ,soutient des regimes les plus corrompus à travers le monde , accords de cooperations avec les gouvernement génocidaires , les racistes , les fascistes , les nazies , les khmers ,les talibans , les al quaidas , les pirates somaliens , les renegades saoudiens et saheliens ,les triades d' asies , les yakuzas de japon , les panafricanistes ,les integristes islamiques ,....
8) 8)
8. hery ( 26/09/2009 21:38)
Andriambyll> Tsy efa nitondra solutions urgentes @ zava-miseho ao Mada ve ny firenena hafa? Nandany vola izy nikarakara ny Maputo I sy Maputo II kanefa jereo ny mokondohan'ny TGV. Notsipahiny daholo indray ny vokatr'i Maputo I sy Maputo II nony tonga tany Dago izy.

Ny mpomba ny TGV mihitsy aza no nahavita niteny hoe tsy ilaina ny fanelanelanan'ny CI kanefa rehefa faizin'ny CI malaky mimenomenona.

9. xxx ( 26/09/2009 22:38)
MBA MISAINA RY drimbyl a ;enao no tena andevo fisaina ,tsy ny volokonditra no HIANTSOANA NY OLONA HOE ANDEVO FA NY RATSY SAINA MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY MPANDROBA SY MPANGALAMPAHEFANA tsy mahay miandry fifidianana ,ary na handeha mbamin'ny lohanao aza hita fa olona tsy NAHITA FIANARANA ENAO FA RACISTE sy manao LOHAMBOTO REFA TSY OMENA IZAY NAnGALARINAO.dia tezitra ny andevo ^FABANIAnTSAINA
izany no tena HATAO HOE ANDEVO!!!
Ela izay fa mila mipasse action ^zay ny MALAGASY HANALA IREO LOHANA'andevo be ireo.dia ny hat izany!
10. AndriambyII ( 27/09/2009 08:07)
Logique ilay zavatra niseho vokatry ny maputo I sy II rehefa mandinika tsara ianareo é ! ary aretin-tsaina ho azon\' ireo izay tsy te hahalala ny fipetraky ny toe-javatra politika malagasy ny fahafantarana ny contextes sy ny inequations parametriques régissant sur les economies et finances de Madagascar( ny malagasy no marimarina kokoa) ,mila miala @ ireo main mise- n\'ny sangsue mpitsentsitra ny ain\' ny malagasy aloha izao no voalohan\' ny tanjona tsy maintsy ho vitaina (imperative ireo ) .
Voalaza koa fa tsy solution no nentin\' ny fihaonana tany maputo , fa vao maika aza nampihenjana ny tadindokanga nisy teo anelanelan\' ireo mouvances (izay marihina fa tsy ny totalité n\' ny representant n\'ny vahoaka malagasy rehetra , fa ampahany fotsiny) strategie sournoise napetraky ny SADEC sy ny vondrona OUA ,izay mahita tombotsoa @ izao toe-javatra izao, raha mila fanazavana momba izany dia anontanio aloha ny tompon\'andraikitra t@ andron- dratsiraka momba ny fifanaovana sonia teo @ MADA -BAD , t@ andron-dra8 MADA-BOAD ,MADA-WB ,MADA -FMI .
Hoy ra xxx tsy miseho anarana hoe \"MBA MISAINA RY drimbyl a ;enao no tena andevo fisaina ,tsy ny volokonditra no HIANTSOANA NY OLONA HOE ANDEVO FA NY RATSY SAINA MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY MPANDROBA SY MPANGALAMPAHEFANA \"
Disoiko kely angamba ny fitsaranao ny atao hoe ANDEVO eto azafady an , voalazan\' i xxx 1 teo ambony mazava angamba ny momba ny toerana raisin\' ireo firenena mpanohana ny FRANCE A FRIC SY NY FORONGONY , ka tsy hiverenana intsony fa ny votoatiny no mila tsarovana ,ny position \'n\'ireo pays sub saharien nanilika ny HAT tao @ ONU ,izay firenena tsy membre permanent des directives onusiennes akory ka afaka handray fanapahan- kevitra ny @ izay tokony hiteny na tsia ao @ io institution io.Faharoan\' izany dia ny fisolelahan\' ireo pays afrikana subsaharien ireo@ ny firenena mangeja ny hareny ankolaka @ fomba fanandevozana moderne izay tsy miafina intsony fa dia avandravandra be sy atao hita maso be izao ,@ izao fotoana hiainantsika izao (indrisy ry bôfin\' iLisy , efa lany ny sôsisy,aza mitady basin\' angilisy @ ireo taranaka mandray ny tenany ho polisin\' ny DEMOKRASIA ).
Nolazainao teo koa ra xxx 8 fa :
\",ary na handeha mbamin\'ny lohanao aza hita fa olona tsy NAHITA FIANARANA ENAO FA RACISTE sy manao LOHAMBOTO REFA TSY OMENA IZAY NAnGALARINAO.dia tezitra ny andevo ^FABANIAnTSAINA
izany no tena HATAO HOE ANDEVO!!!
\"
Sociologiquement aloha dia tadidio fa ny RACISMEdia sentiment naturel humain inné ary tsy maintsy manana io daholo rehefa olombelona à certain degré enfoui en lui méme ,ka raha ny ressortissant\' ny firenena ao @ sadec no miseho azy hanilika ny malagasy ao@ io ONU io dia ahoana no mba hiheveranao ny tenanao @ maha-malagasy anao ? ny hafa ve no tokony handidy izay tokony ho fitondran-tenan\' ny malagasy sa efa mitapina maloto aman-tapitrisan-taonina ny mason\' ireo TGV araka ny fijerinao azy ? andevon\' ireo afrikana ireo ve ny HAT ?
Ary ny momba ny hoe tsy nahita fianarana ianao , tsy mila ny fitsaranao akory na dia kely monja aza aho ,ataoko fa samy manan-tsaina isika miady sanina eto ity sehatra politika ity ka samy mahataty ny fifanankalozan-kevitra mandalo eto ,na dia vola baoritra sy tsy misy vidiny aza ny diplaoma azo nandritry ny taona maro nifanesy dia VOARARA NY FANANANA TOE-TSAINA VOAZANAKA SY MBOLA MIANKINA AMIN\' NY HAFA TOA IZAO ANANANAO IZAO ,
TSY HITOVY AMINAO DAHOLO AKORY NY FISAINAN\'NY REHETRA .ARY AVADIO IMPITO AO AMBAVA ALOHA NY LELA VAO MILELALELA FA MAHARIKORIKO NY MIERITRERITRA NY OLONA TOA ANAO!!

11. AndriambyII ( 27/09/2009 09:04)
Fanampin' ny entam-politika ity.
http://www.lexpress.fr/actualites/2/hugo-chavez-appelle-a-la-creation-d-un-monde-multipolaire_790485.html
Jereo kely anie ny miseeho eran' izao tontolo izao fa dia aza variana ao eropa sy mada fotsiny ianareo é !
12. xxx ( 27/09/2009 09:22)
AndriambyII:

Taibe leuleun aaah !!
:lol: :lol:
13. pikatti ( 27/09/2009 09:38)
Hoy ra xxx tsy miseho anarana hoe "MBA MISAINA RY drimbyl a ;enao no tena andevo fisaina ,tsy ny volokonditra no HIANTSOANA NY OLONA HOE ANDEVO FA NY RATSY SAINA MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY MPANDROBA SY MPANGALAMPAHEFANA "

tena marina zany raha zao fandinihan lah politika zao no dinihana,resaka tsisy mitombina no mifamaofao be ihany
zao ve hitan-elah fa andevo saina ve Andry , tara be elah bainn a :-D
14. AndriambyII ( 27/09/2009 10:03)
Ahoana no fandraisanareo ity article mifono metaphore ity ?
Tsy fanalàna baràka sy fitsaràna mitongilana ary fandraisana bambaray ny olona eran-tany ve izao ?
http://lecourrier.vnagency.com.vn/default.asp?page=newsdetail&newsid=56218
Tsss na ny vietnamian aza manao ny ataony @ Malagasy !!!
15. pikatti ( 27/09/2009 10:08)
Tsss na ny vietnamian aza manao ny ataony @ Malagasy !!!
Ka vao maika fa bitrovoalavo no mitarika ny delegasiona ha ha ha,efa lazaina fa aza mitsontsona hoa;tgv tsisy frein tany @ WC ONU no niafarany :-D :-D :-D
16. dadabe ( 27/09/2009 14:15)
ary misy mangalatra le fomba fiteniko io ambony io leuleunn a :evil:
17. pimaso ( 27/09/2009 16:05)
ADALA DAHOLO VE IZAO TONTOLO IZAO?
TSY ANTSAHA TSY ANTANANA TAPIDALANKALAEHA FA MAHAIZA MANAJA TENA RY TGVISTE MIANAKAVY A
MIJANONA ANY LAFRANTSA
DIA ALEO HITOHY NY MAP FA ELA E!
OUSTE DEGAGE
09 MOIS DE DESTRUCTION DE MADAGASCAR VE MBOLA TSY AMPY IHANY
MISEHO NAHITA FIANARANA ANEFA AMBANY FALADIAN NY MPIVAROTRA RONONO
ALEONAY HOA AMPILOLOAVIN DRA8 FAKO TOY IZAY HAMPINAN LISANY THAY
MBAY TANY RY ANONA FA ELA A
RAHA MANANA HAZONDAMOSINA SY TENA DEMOCRATE MIALA FA SADY TSY HANDEHA NO MIBAHANDALANA
TSY HENATRA AKORY NY FAMETRAHAM PIALANA
DIENY IZAO DIA IZAO
RAPITSO EFA TARA LOATRA
18.000.000 DE MALGACHES NO HANALA NY LISANY EO VAO HO GAGA
RAHA MAHAFATY 1.000.000 LISANY MATIN NY 17.000.000
MAZAVA
OUSTE
18. xxx ( 27/09/2009 16:28)
hery:

I Rajoelina no tsy manankambo. Efa tsy ankatoavin'ny ONU mbola mitetateta manaiky invitation ihany.

Tsy fantany hoe no-inviter-na halaim-baraka izy.

Dia zakao ao fa fanahiniana e.

Sady tsy vitan'ny hoe tsy ankatoavin'ny CI fa milaza fa tsy mila CI nefa litika ery ho any rehefa sendra nisy invitation diso voaray e

Aiza ary izy izany ra tGV
19. pikatti ( 27/09/2009 16:46)
Hoy dadabe
ary misy mangalatra le fomba fiteniko io ambony io leuleunn a

ry foza isany less zany bainn a,ry zalahy ihany no mpanao plagiat ato hotran'i bitrovoalavo
:-D
20. diloo ( 27/09/2009 22:57)

Sady tsy vitan'ny hoe tsy ankatoavin'ny CI fa milaza fa tsy mila CI nefa litika ery ho any rehefa sendra nisy invitation diso voaray e

Io tsikeranao io tokoa ry xxx no miseo foana.
Izany hoe milaza ny HAT androany fa tsy mila CI, dia ny ampitson'iny ihany, dia lasa misolelaka any @'ny CI.
Dia iny mba nahazo invitation piège iny, dia vao niainga tao Ivato dia hoe nahazo reconnaissance izahay fa voahasan'ny ONU.Ny fianakam's moa etsy andaniny manampy trotraka fa ny anay no voahasa, dia ny anay izany no filoha appelez moi président. Dia iny lery voadaka'ny UN iny. Antsoy appelez-moi président ny rivotra tokoa ny président-nareo fa président fantôche et ridicule aux yeux du monde entier: un président de la virusocratie mettant à genoux et la honte des 18 millions de malgaches. :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679