Ho an'i Noue sy Pikatti sy Miranirina ary Hery !

1. stalingrad ( 26/09/2009 13:11)
Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon'andraikitra amzany ianao , ka ny zavatra ho teneniko dia izao : itako ga hianareo efatra ireo no tena mpampirisika ny olona matetika ato mba ho eny Mahamasina(inona ny vokany?)=tifitra lakrim ! mpampirisika ny olona ho eny amn Magro efa lavin'ny fanjakana ! mpampirisika ny olona ho eny Amboja efa vohodidin'ny miaramila fa tsy azo idirana tsony !
--hianareo ireo de fantatra fa aty ivelany fa tena tsy fitiavanareo anle malagasy mihitsy no ampirisihinareo azy ho tifirina eny ! ka ovay ny toetra ratsy fa ny tarehy ratsy no azo ovaina ! misaotra !

tsiky dia ampy !
2. harybe ( 26/09/2009 13:18)
izaho adinonao fa izaho koa mapirisika ny tolona hitohy!! fa izaho aloha mizao tsy ao lafrantsa eh! ;-)
3. maryline ( 26/09/2009 13:44)
stalingrad:

Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon'andraikitra amzany ianao , ka ny zavatra ho teneniko dia izao : itako ga hianareo efatra ireo no tena mpampirisika ny olona matetika ato mba ho eny Mahamasina(inona ny vokany?)=tifitra lakrim ! mpampirisika ny olona ho eny amn Magro efa lavin'ny fanjakana ! mpampirisika ny olona ho eny Amboja efa vohodidin'ny miaramila fa tsy azo idirana tsony !
--hianareo ireo de fantatra fa aty ivelany fa tena tsy fitiavanareo anle malagasy mihitsy no ampirisihinareo azy ho tifirina eny ! ka ovay ny toetra ratsy fa ny tarehy ratsy no azo ovaina ! misaotra !

tsiky dia ampy !

:?: :?: Zah aloha teny e! Satria tiako Madagascar
4. dadabe ( 26/09/2009 14:35)
o ry zareo a misy fahamarinany anie ny tenin'io namana eo ambony io e, mba hisaino ihany fa aza manao valiny bontolo hoa, raha zah manokana dia efa leo ra-mandrika, leo fahafatesan'ny malagasy noho ny tsy fitandremana ataon'olombitsy ..ataoko fa ampy izay, isika rehetra samy olona misaina avokoa , rehefa voalaza fa efa lasan'ny star ny mahamasina fa afaka manao fivoriana eny antsonjobe dia tokony tanterahana fa saingy ireo olombitsy mila olombelona hatao sorona mba hiakarana eo @ fitondrana no mitady hitarika ny olona eny mahamasina (jereo ny "le rescape de l'enfer" raha mila fanazavana fanampiny ianao)
5. Mirananirina ( 26/09/2009 15:28)
ampirisihinareo azy ho tifirina eny ! ka ovay ny toetra ratsy fa ny tarehy ratsy no azo ovaina ! misaotra !

tsiky dia ampy !
Nahoana moa no hitifitra ianareo???Alalana avy aiza no ahazoanareo hitifitra olona?????????????????????????????????Ngaha manafika ny lapapanjakana(zone rouge) izy ireo?????Marina fa be pahalala izahay ,tsy raharahako...Misy havako akaiky eo akaiky ny deba!!afaka tifiriny koa aho raha tiany.Ary ireo olona ireo anie ka avy taty daholo???Inona no hainy ny fiainana tao DAgo??????????Mitovy aminay ihany :roll: :roll: :roll: Taty izy ireo no nigrevy??????Izao any Dago no miasa
6. pink ( 26/09/2009 19:13)
stalingrad:

Nareo telo mitsamy ireo an ! de izao no tiako lazaina anareo ! ity serasera forum ity de betsaka amin'ny olona ao madagascar no manaraka sy miditra ato , izany hoe izay zavatra soratana ato dia tompon'andraikitra amzany ianao , ka ny zavatra ho teneniko dia izao : itako ga hianareo efatra ireo no tena mpampirisika ny olona matetika ato mba ho eny Mahamasina(inona ny vokany?)=tifitra lakrim ! mpampirisika ny olona ho eny amn Magro efa lavin'ny fanjakana ! mpampirisika ny olona ho eny Amboja efa vohodidin'ny miaramila fa tsy azo idirana tsony !
--hianareo ireo de fantatra fa aty ivelany fa tena tsy fitiavanareo anle malagasy mihitsy no ampirisihinareo azy ho tifirina eny ! ka ovay ny toetra ratsy fa ny tarehy ratsy no azo ovaina ! misaotra !

tsiky dia ampy !

Aza vonoina sy tifirina ny vahoaka e.Mba mitady feony henoina kosa anie ry zareo... Ilay fitifirana mihintsy no PROBLEME e
7. hery ( 26/09/2009 19:27)
Ny TGV aza teny Ambohitsirohitra, lapam-panjakana, nisy nitifitra efa nimenomenona ianareo hoe tokony tsy nitifitra ny miaramila. Koa maninona no tifirina ny olona eny mahamasina? FA misy inona ao amin'ny stade raha ao no efa nekena hivoriana no tifirina ny olona?

Mamporisika izahay hoe mandehana eny Mahamasina satria tsy eritreretinay mihitsy hoe tena adala ny HAT ka hitifitra olona mivory eny (tsy zone rouge) kanefa ry zareo aza teny amin'ny zone rouge teny Ambohitsirohitra niteny hoe tokony tsy ho notifirina. Ary anisan'ny nampiala an-dRavalo iny fitifirana teny iny.

Nihevitra izahay fa matahotra ny hoesorin'ny vahoaka eo @ Toerany ny HAT ka tsy hampitifitra vahoaka...

8. pink ( 26/09/2009 20:04)
hery:

misaotra fa izay mihintsy no tena mazava

9. dadabe ( 27/09/2009 03:08)
o ry hery a taiza no nisy fanekena fa eny mahamasina no hanaovana fivorian??? aza mamorona kosa aloha e :roll:
10. xxx ( 27/09/2009 03:17)
Fa elah ve manao bemarenina é!!!
Tao Mahamasina no nifanekena dia navadiky ry zalahy tampoka ,nifanilika tao ny benin'ny tanàna sy ny profektiora :lol:
11. pikatti ( 27/09/2009 10:03)
Mamporisika izahay hoe mandehana eny Mahamasina satria tsy eritreretinay mihitsy hoe tena adala ny HAT ka hitifitra olona mivory eny (tsy zone rouge) kanefa ry zareo aza teny amin'ny zone rouge teny Ambohitsirohitra niteny hoe tokony tsy ho notifirina. Ary anisan'ny nampiala an-dRavalo iny fitifirana teny iny.

Tena lasa adala i Roindefo de miala pà,fa lazainy fa rasily mamo le nitifitra fa tsy nahazo baiko hitifitra ry zalahy reo,mety kivy be zany le tary fa tsy nahazo fitenenena i Bitrovoalavo :-D :-D :-D
Mitohy ny tolona !!!
12. watafon ( 27/09/2009 11:39)
Voalohany aloha dia efatra ireo fa tsy telo azfd indrindra Mr Stalingrad !ary za angaha adinonao ramose ????????????
dadabe: efa teo mahamasina mihitsy no nifanarahana k! ny Star aza efa nanaiky hoe aleo ho anareo mouvance 3 ny stade amin'io fa namorona indray avy eo ny commune hoe hanao "entretien" indray hono ry zareo e! lasa resa-jaza be ilay izy d mandreraka !
13. dadabe ( 27/09/2009 14:20)
ah bon !!! zay le lazaiko oe ho antsika aty iveany ry zalahy aleo tsy mikozy betsaka fa isika tsy mahita ny zava misy reel any dago a

merci WATAFON, mbola any morondava angaha elah le ?
14. pikatti ( 27/09/2009 16:31)
ah bon !!! zay le lazaiko oe ho antsika aty iveany ry zalahy aleo tsy mikozy betsaka fa isika tsy mahita ny zava misy reel any dago a

non tsy mety ndray zany kôzin'elah zany satria tsika aza raha vaovao dia tena mahita tsara sy maheno feo eran'zao tontolo zao fa elah no tsy maharaka firy ,nozan'elah manao kaly foana klé,mampamangy elah oz johnny be good é
15. dangytsmaty ( 28/09/2009 05:00)
Tena lasa adala i Roindefo de miala pà,fa lazainy fa rasily mamo le nitifitra fa tsy nahazo baiko hitifitra ry zalahy reo,mety kivy be zany le tary fa tsy nahazo fitenenena i Bitrovoalavo
Mitohy ny tolona !!!

Leiry mints no mamo ngamba e! mbola nakafoka tany @ Zoma magnifique ngamba ry pikatti a!
16. watafon ( 28/09/2009 06:55)
dadabe: mbola aty mits a io lesy an! Ary za ange lesy nandalo in-2 tany aminareo tany t@ taona lasa e!
17. Mirananirina ( 28/09/2009 11:53)
ah bon !!! zay le lazaiko oe ho antsika aty iveany ry zalahy aleo tsy mikozy betsaka fa isika tsy mahita ny zava misy reel any dago
Dadabe;aleo ambarako anao raha tsy mahalala ianao fa ireo rehetra tgv ireo anie ka olona taty ivelany daholo eh.Tsy nahalala ny fahorian'ny gasy tany.Taty izy ireo no nigrevy.....tgv.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715