Dom-bera kely!!!

1. menalamba ( 26/09/2009 07:56)
Antsoina ny namana rehetra hifandom-bera noho izao vaovao mahafaly izao ny amin'ny naha voadaka ambava-fo tany @ ONU @ ireto mpanongam-manjakana.Antsoiko manokana @ izany ry Fijo sy ry Mirananirina ary indrindra i Noue,sy Kilitika,indrindra moa fa i Hery.Ho avy eo i dadabe @ rano mafana ,ary i harinirina no hitondra ny ranom-boakazo,ny tsaky dia izaho no hiantoka ny ainga lrehetra .Izay tsy tratra antso sy tsy voatonona dia ialana tsiny fa asaina ihany koa ,ary ireo ankolafiny izay ho vangiana alahelo noho izao dona mafy nahazo azy ireo izao noho ny fahafaham-baraka nataony tany @ ONU dia asaina antanan-droa hiara hi tchin! tchin ! aminay ,iangaviana anefa izy ireo hametraka ny roram-parakiny any an-tokotany fa tsy hanao izany ato anaty tavim-bonikazo ato an-trano .
Hisy fitanterana maimaim-poana mankeny Antsonjombe hilahatra rehefa avy eo
Misaotra tompoko :^) :^)
novalian'i diloo ny 28/09/2009 00:12
2. xxx ( 26/09/2009 08:02)
ta gueule !!!, tous ces personnes sont tous à l'étranger, et essentiellement à France banane,

3. menalamba ( 26/09/2009 08:05)
Rehefa tsy hay ny manoratra teny frantsay léty aza hibitabitahana fa ataovy teny gasy an,jereo ity mba fanoratr'ialahy ,tena garabola tsss.. :^) :^) :-D
4. Noue ( 26/09/2009 08:38)
[URL=http://img32.imageshack.us/i/552383390.jpg/][IMG]http://img32.imageshack.us/img32/8987/552383390.jpg[/IMG][/URL]



tena mipitrapitra mafy ery ry zareo voatery niala tao eee !!!

[URL=http://img32.imageshack.us/i/andryrajoelinaonu3.jpg/][IMG]http://img32.imageshack.us/img32/7946/andryrajoelinaonu3.jpg[/IMG][/URL]


mamangy ny fahoriana ozy rampisera eto zay eee



5. Noue ( 26/09/2009 08:39)
dona kely menalamba aaaa !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


[URL=http://img32.imageshack.us/i/552383390.jpg/][IMG]http://img32.imageshack.us/img32/8987/552383390.jpg[/IMG][/URL]
6. menalamba ( 26/09/2009 08:48)
MAAASAKA BE !!! Champagne no haroso ho an'i Noue sa limônady ? :^)
Draisss!! mila hanao tsingolobatita eran'ny trano mintsy aho @ hafaliako
Hahahaaaaa !!!! :-D :-D
7. xxx ( 26/09/2009 08:48)
xxx:

ta gueule !!!, tous ces personnes sont tous à l'étranger, et essentiellement à France banane,





Nao REMAHITY e! Aia va koahy iha????? Tsy reha koahy e! Baba avao koahy roa mahay secret io Jimy e! Zay mitsiko ro mokotse. Toy lahy manganao fa matoy e! Mba asionareo koahy verako toy ampireveko Remahity io maferinay mipitrapitra ntsoo :-* :-*
LE IHA AVAO REMAHITY
8. Mirananirina ( 26/09/2009 08:58)
Dom-bera Menalamba an!!!tchin,tchin...... =)) =)) =)) =)) =))
9. maryline ( 26/09/2009 09:04)
menalamba:

Antsoina ny namana rehetra hifandom-bera noho izao vaovao mahafaly izao ny amin'ny naha voadaka ambava-fo tany @ ONU @ ireto mpanongam-manjakana.Antsoiko manokana @ izany ry Fijo sy ry Mirananirina ary indrindra i Noue,sy Kilitika,indrindra moa fa i Hery.Ho avy eo i dadabe @ rano mafana ,ary i harinirina no hitondra ny ranom-boakazo,ny tsaky dia izaho no hiantoka ny ainga lrehetra .Izay tsy tratra antso sy tsy voatonona dia ialana tsiny fa asaina ihany koa ,ary ireo ankolafiny izay ho vangiana alahelo noho izao dona mafy nahazo azy ireo izao noho ny fahafaham-baraka nataony tany @ ONU dia asaina antanan-droa hiara hi tchin! tchin ! aminay ,iangaviana anefa izy ireo hametraka ny roram-parakiny any an-tokotany fa tsy hanao izany ato anaty tavim-bonikazo ato an-trano .
Hisy fitanterana maimaim-poana mankeny Antsonjombe hilahatra rehefa avy eo
Misaotra tompoko :^) :^)


TCHIN TCHIN HASTA LA VISTA BABY
10. menalamba ( 26/09/2009 09:08)
Tchin!Mirana an,efa nanomana coctail ho anao manokana mintsy aho ato ..sa punch ny an-droky? Aoka aloha hjery kely ilay kisoa délé atsy anaty lafaoro aho sao diso mendy eo ny tsaky ... :^) :-D :-D
Ahahaaaa...!!! any zany :-D :-D
11. Mirananirina ( 26/09/2009 09:18)
vao avy nijery ialy video tany aho fa tena =D> =D> =D> =D> =D> =D>
Menlamba ,tena matsiro mihitsy io fa ny ahy ataovy coca na jus eh.Raha vao misy alikaola kely tsy miady amiko.tchin tchin indray eh.
12. Noue ( 26/09/2009 10:05)
k'aiza k'aiza ny tgvstes zao ee ??? aza mitsikilo fotsiny ao fa mivoaha tao eee !!! :-D :-D :-D :-D :-D

mazana be kosa aloha ny voalaza tao oe

Madagascar est dirigé par une personne SANS VALEUR ay! ay! ay ! ay !
13. maryline ( 26/09/2009 10:10)
Noue:

k'aiza k'aiza ny tgvstes zao ee ??? aza mitsikilo fotsiny ao fa mivoaha tao eee !!! :-D :-D :-D :-D :-D

mazana be kosa aloha ny voalaza tao oe

Madagascar est dirigé par une personne SANS VALEUR ay! ay! ay ! ay !



:oops: :oops: Maha-menatra be
14. menalamba ( 26/09/2009 10:12)
Mbola manala ny roram-parakiny atsy an-tokontany ry zareo
Asahataony aiza izao ireo pankarita saika hitsenany ireto tsisy valéra eny Ivato :^) :-D :-D
Hahahaaaa...!!! mbola any izany ééé...
15. terrywui ( 26/09/2009 12:20)
Antsoina ny namana rehetra hifandom-bera noho izao vaovao mahafaly izao ny amin'ny naha voadaka ambava-fo tany @ ONU @ ireto mpanongam-manjakana.Antsoiko manokana @ izany ry Fijo sy ry Mirananirina ary indrindra i Noue,sy Kilitika,indrindra moa fa i Hery.Ho avy eo i dadabe @ rano mafana ,ary i harinirina no hitondra ny ranom-boakazo,ny tsaky dia izaho no hiantoka ny ainga lrehetra .Izay tsy tratra antso sy tsy voatonona dia ialana tsiny fa asaina ihany koa ,ary ireo ankolafiny izay ho vangiana alahelo noho izao dona mafy nahazo azy ireo izao noho ny fahafaham-baraka nataony tany @ ONU dia asaina antanan-droa hiara hi tchin! tchin ! aminay ,iangaviana anefa izy ireo hametraka ny roram-parakiny any an-tokotany fa tsy hanao izany ato anaty tavim-bonikazo ato an-trano .
Hisy fitanterana maimaim-poana mankeny Antsonjombe hilahatra rehefa avy eo
Misaotra tompoko



menalamba !! tena zavadehibe ve izany aminareo sy ry Noue ??? izay ve no tanjonareo farany ?? de ahoana amzay ary ?? azonareo ve zany ny Fanjakana ?? eo antananareo ve ??

--efa ela anie Ravalomanan no nisolelaka sy niangavy mafy ny sadec sy ny namany tao e!! fa tsisy dikany izany ee!!! tsy oe azonareo akory le fitondrana ka hifando mbera à hifandombera !! hisotro poizina eo reto fa mifando mbera fahatany !!! tsy ze ahazahoana oul ho eny Antsonjombe rah hisy handé atao fa vera à vera !!! zao Mahamasina ty lasan'ny oul , Antsonjombe kou ty ho votsitra satri efa nisy iny korontana iny de tsy azo asiana fivorivoriana alou ato anatin'ny 1volana mb hitandroana ny filaminana !! ha ha ha !! de ho votsidroa eo nareo eeee!!
16. swann ( 26/09/2009 12:28)
zavatra misy ventiny hifaliana fa tsy izany e!

--otran'ny de hoe efa azon'ny TIM reny ery Ambohitsirohitra sy Iavoloha raha le fipopokanle vera !! ha ha ha !!!
17. pink ( 26/09/2009 12:37)
swann:

zavatra misy ventiny hifaliana fa tsy izany e!

--otran'ny de hoe efa azon'ny TIM reny ery Ambohitsirohitra sy Iavoloha raha le fipopokanle vera !! ha ha ha !!!



avadika indray ary ny resaka fa ny- Légalistes indray no nahazo ireny kabary masiaka ireny dia mba inona ny commentaires ataony "swannn sy ny namany..."
18. terrywui ( 26/09/2009 12:46)
Efa bahazo mihitsy ravalo tamin'ny 2002 fa tadidio tsara !! sady ts nahazo niteny izy tamzay no navoaka teny ivelany otran'ny mpangalatra !! tamin'ireny andron'ny MAP MAP sy DSRP ireny !! ha ha ha !! mafy lavitra izany pink aa!! ha ha ha
19. Mirananirina ( 26/09/2009 15:31)
zavatra misy ventiny hifaliana fa tsy izany e!

--otran'ny de hoe efa azon'ny TIM reny ery Ambohitsirohitra sy Iavoloha raha le fipopokanle vera !! ha ha ha !!!

zavatra tsy misy ventiny????Afabaraka erak'izao tontolo izao ny anarany marina,naverimberina impiry hihihi
20. menalamba ( 26/09/2009 19:10)
Ho an'i terrywui: Raha tsy takatry ny sainao bilitika loatra ny tanjona dia ataoko sary fa tsy azonao raha soratana:MIALA ny mpanongam-panjakana
Tsy dia voako loatra ny mifanerasera na miresaka @ olona toa anao satria TSISY VALERA sahala @ ireo olona tohananao. :roll:
Raha izaho no nataon'olona teny imasom-bahoaka toy ireny hoe "sans valeur" dia maleoko nilevim-belona..
Mazava sa mbola tianao ataoko kisarisary fa tsy takatry ny lohanao? :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1886