aiza re e

1. xxx ( 26/09/2009 05:12)
hono a fa aiza no tena hivoriana e,mahamasina sa antsomjobe,misaotra :!:
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:30
2. xxx ( 26/09/2009 05:15)
Mahamasina. Aza mihaino sources vaovao hafa less fa ny radio fahazavana ihany henoina a. Efa nohamafisina androany hoe any Mahamasina.

Tongava maro!
3. Mirananirina ( 26/09/2009 09:21)
mandehana daholo e,vive Madagascar....
4. dadabe ( 26/09/2009 11:49)
miranirina aianao kosa diso e, ianao tsinona tsy eto madagasikara dia manao an'izany , efa hgoe ny mahamasina efa ampiasan'ny brassserie star, efa lasa aloha ny vola avance, en plus efa nilaza ny mpitandro filaminana fa tsy sakanana ny olona hanao fihetsiketsehana saingy eny atsonjombe fa tsy mahamasina , resaka organisation an'i polisy io, fa mbola manao bontolo ihany oe tsy maintsy miditra mahamasina :evil: tsy mety izany e....isika malagasy oa rehefa manao zavatra tokony hampiarahana @ saina fa tsy manao bontolo fona hany ka tsy ampy hohanin'ny vahiny sy tsy ampy fitahan'ny vahiny
5. swann ( 26/09/2009 12:31)
alefan'i Mirana ho sorona ndray le gasy kely le !! tambazan'ny 3mvs sy ny TIM vola12.500fmg ndray zao ze ho eny Mahamasina hataony sorona hitoraka miaramila !!
6. pink ( 26/09/2009 12:39)
swann:

alefan'i Mirana ho sorona ndray le gasy kely le !! tambazan'ny 3mvs sy ny TIM vola12.500fmg ndray zao ze ho eny Mahamasina hataony sorona hitoraka miaramila !!



Misy mitsikilo kay ny any ivelany madagsikara fa fantany ny fahoriany ny malagasy manontolo. Aza bmampijaly vahoaka intsony fa ratsy be re.Reasaka ainam-pirenena izy ity fa tsy resaka seza intsony re
7. terrywui ( 26/09/2009 12:52)
alefan'i Mirana ho sorona ndray ve le gasy kely le !! tambazan'ny 3mvs sy ny TIM vola12.500fmg ndray zao ze ho eny Mahamasina hatao sorona hitoraka miaramila eny de hitifitr ry zalah de zay no tadiaviny!!
8. xxx ( 27/09/2009 03:30)
miranirina aianao kosa diso e, ianao tsinona tsy eto madagasikara dia manao an'izany , efa hgoe ny mahamasina efa ampiasan'ny brassserie star, efa lasa aloha ny vola avance

Ny marivo saina de mino an'zany tokoa,fika be fotsiny iny
Fa le daroka nahazo an'i Andry tatsy @ ONU no tena =D> =D>
Ary toa haninonao sahady ve fa any chine enao :-@ :-@ koa ahoana no mitomany aty Madagasikara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404