fa ahoana e aiza tgv toa nahazo fnanarana sadeky
7. ifiona
(
25/09/2009 21:54)
mba lazao e. Ny anjaran'i Madagasikara mantsy efa "passé". Inona no nitranga?
10. ifiona
(
25/09/2009 21:58)
mihaino an'i andry? nga tsy hoe tsy navelan'ny sadc hiteny ndray e? sa aonnnn
12. hery
(
25/09/2009 22:03)
Tsy nahazo niteny i leiry e.
Nisakana ny SADEC na dia nanaiky aza ilay mpitarika ny fivoriana. Dia voatery nasiana latsa-bato mihitsy. Dia lany hoe tsy mahazo miteny Rajoelina.
Mbola nitohy ny fivoriana fa efa nivoaka ry zalahy.
Nisakana ny SADEC na dia nanaiky aza ilay mpitarika ny fivoriana. Dia voatery nasiana latsa-bato mihitsy. Dia lany hoe tsy mahazo miteny Rajoelina.
Mbola nitohy ny fivoriana fa efa nivoaka ry zalahy.
14. nancy
(
25/09/2009 22:11)
Ka izay no tedaviny ka. Efa wain foana erak'izay aleha rehetra mbola be zizo ihany. Fay tsara izay, izao tontolo izao no nahita fa tsy izy iny zaza maditra iny.
hery:
Tsy nahazo niteny i leiry e.
Nisakana ny SADEC na dia nanaiky aza ilay mpitarika ny fivoriana. Dia voatery nasiana latsa-bato mihitsy. Dia lany hoe tsy mahazo miteny Rajoelina.
Mbola nitohy ny fivoriana fa efa nivoaka ry zalahy.
15. fijo
(
25/09/2009 22:13)
ka i ronaldo ery ambany ery milaza fa iny no filoha ko,nareo ko.de ahoana izany ry ntsssss
16. mathla
(
25/09/2009 22:18)
Voafafa mbamin'ny anaran-lery teo amin'ny liste aza kou
http://www.un.org/ga/64/generaldebate/
http://www.un.org/ga/64/generaldebate/