ASABOTSY MIFANKAHITA A!

1. pimaso ( 24/09/2009 18:34)
TONGAVA MARO FA NY ADIDY HO VITA
NY FAHAFINARETANA HO AZO
OKAY
2. locl ( 24/09/2009 18:47)
Ka dia mamporisika antsika jiaby ho tonga maro fa io no hanehoana ampahibemaso fa tsy légale no tsy légitime TGV e!
3. zama91 ( 24/09/2009 19:03)
sur aho tsy homby mahamasina ,
4. xxx ( 24/09/2009 19:13)
ho avy ho avy , ombam-pianakaviana sy izay rehetra mahatsapa fa voahosihosy ny zo-ny !!!
5. tlay ( 24/09/2009 19:56)
GTT, HEKA OZY.
6. xxx ( 24/09/2009 20:12)
t.ay:
GTT, HEKA OZY.

salut t.ay, :) tsy misy haintso ny eka ry t.ay a! marina hoe fianarana ny fiainana fa na dia izany aza ho an'ny sasany dia tsy miditra ilay izy.........vendrana e! :)

Lataray anao.
7. fijo ( 24/09/2009 20:27)
tsy "h" no olan afa "A",de izya resahana e
8. ifiona ( 24/09/2009 20:57)
tsisy hidirany fa saika hanontany fotsiny... ary mba nankaiza wa i remahity e??? remahity ooo??? raha mahita anty enao d mba valio za! ok! :-*
9. remahity ( 24/09/2009 21:44)
salut ifiona:

raikitra io asabotsy io, ry ifiona a!

hafatra avao ho an'ny legaliste, ne joue plus perso, c'est un sport collectif cette fois-ci, pas d'ALLUSION SUR ravalo, ni sur ZAFY, encore moins sur radidy, pas de tsy mpanao politika, na mpanao politika, tous ensemble:

OUBLIONS CE QUI NOUS DIVISE

abordons ce qui nous uniT, qu'est lE SEUL DENOMINATEUR COMMUN : APLICATION NY ACCORD MAPUTO
10. ifiona ( 24/09/2009 21:54)
remahity a! ahoana ny fomba hanoratana any aminao fa saika mba misy zavatra anontanianao anao kely e! toa page indisponible ny profil-nao!

8O
11. tlay ( 24/09/2009 22:18)
XXX ie za anie vendrana miits e!. Misaotra napianatra fa ra tsi enao tsiaik io. Fa naizany aza faly ny vendrana zao fa vita ny dingana voloany. D aza manana lonilony @ko moeee! tgv iany netsik ok!
12. Papoose ( 24/09/2009 22:50)
mba asio sary hoe! :^)
13. remahity ( 24/09/2009 23:08)
tlay:
tgv iany netsik ok!


tu a perdu les pedales ou koi mon pote, TGV ihany ny anao, enquoi:

1)catastrophe ecologique à faux cap et région de l'androy: personne ne s'en occupe

2)pety mangala-bary, vge mangala-bary, minisitra ny commerce miampanga an'i pety sy VGE, VGE miampanga ny minisitra ny commerce,


et pendant ce temps , l'ariary n'est plus de ce qu'elle était y'a 4 mois, une descente vertigineuse, lentement mais surement en enfer

dans ce decor apocalyptique, tu oses encore nous vendre ton TGV,

t'es maboul ou quoi???? va te soigner mon pote

ny e-mail ko ry ifiona dia

remahity@yahoo.fr

ilazao sy irehafo vaovao laha misy ty any e
14. tlay ( 25/09/2009 05:34)
Remahity fa in ko ary ty fikanao ty. Fa nareo tsy pamaky forum eto e?
15. xxx ( 25/09/2009 10:31)
t.ay:
XXX ie za anie vendrana miits e!. Misaotra napianatra fa ra tsi enao tsiaik io. Fa naizany aza faly ny vendrana zao fa vita ny dingana voloany. D aza manana lonilony @ko moeee! tgv iany netsik ok!

Olona mpanavakavaka ve ho tiako e!
16. tlay ( 25/09/2009 11:11)
nanavakavaka olona aona??? :-D
17. tsimatimanota ( 25/09/2009 12:44)
C'est l'apocalipse tgv
erase the badfat
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482