ECOUTER journal-Andry n'a pas pris parole ONU

1. vatofototra ( 24/09/2009 18:01)
Andry RAJOELINA n'a pas pu prendre la parole jusqu'à maintenant à l' Assemblée générale Nations Unies
Soixante-quatrième session
Jeudi 24 septembre 2009

Ecouter journal Don Bosco 24 septembre 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i Papoose ny 24/09/2009 21:42
2. bazylou ( 24/09/2009 18:08)
vive tgv
3. zama91 ( 24/09/2009 18:11)
tsy hita liste e :-D :-D :-D
4. Noue ( 24/09/2009 18:27)
tsy kaonty ee :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D rehefa manao ny tsy rariny oa dia tsy ahazo na inona na inona eee !! saingy mahamenatra sy manala-baraka ny malagasy fotsiny !!!
5. locl ( 24/09/2009 18:48)
Izany ny mety aminy e!
6. vatofototra ( 24/09/2009 19:26)
Comme prévu le programme continu :
15h (Heure NY) (celui de Andry était prévu dans la matinée)

Allocution de Son Excellence M. Hugo Rafael Chávez Frías, Président de la République
bolivarienne du Venezuela
7. diloo ( 24/09/2009 19:51)
Mba omeo chance kosa izy rahampitso hiteny e: mba hitondra voan-dalana!

Ndry! Toa mipitrapitra fotsiny lery miandry ny tour-ny ao @'ny sarin'ny HAT.
Mba tsy mahay maka sary expressive mavitrika ny mpaka sary HAT. Any ka mampalahelo be mijery ilay tanora lahy kivy be(jereo ilay sary)
http://ak2.static.dailymotion.com/static/video/375/997/17799573:jpeg_preview_large.jpg?20090924210742
8. vatofototra ( 24/09/2009 20:34)
23h30 heure Mada

Allocution de Son Excellence M. Bharrat Jagdeo, Président de la République du
Guyana
Toujours comme prévu, pas de Andry en vu, il reste encore 16 orateurs aujourd'hui (16x15mn faite le calcul)
9. fijo ( 24/09/2009 20:36)
ha ha ha ha h ah,oka marina
10. menalamba ( 24/09/2009 20:50)
Ary ilay ny hasina andriamanjato toa nibindana avo roa heny ny orony ao @ sary??? :^) :-D Ahahaaa!!!! saika nianjera mihintsy ny écran-ko fa navesatra loatra :-D :-D
11. fijo ( 24/09/2009 21:00)
hihiiihih aok aletsy ,fa aza mifaly amin'ny fahoriann'y hafa an,hohohohohoh
12. menalamba ( 24/09/2009 21:19)
Asiako kôsômm kely mintsy ity alohan'ny hatoriako fa vaovao tsara :^) :^)Ahaaa !haaaa!!!
13. diloo ( 24/09/2009 21:31)
Toa lasa nandefa ny lobbies-ny i ra-Sarikaozy mba hafahan'ny protégé-ny hiteny.

Ny ahiako raha mahazo fitenena ihany izy, fa amin'ny vody laharana tsy misy mpihaino intsony, lasa nivaha, dia hoy lery: " He! Attendez! Appelez moi Président et écoutez moi bon sang! Ne partez pas! :!: :wink:
14. Papoose ( 24/09/2009 21:42)
nareo miteny an'izany fa dommage ho an'i Dago le izy fa tsy tafita ny hafatra tokony hampitaina @ ty AG ty mandrampahatongan'ny @ herintaona!! ntsoo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0792