Ilay Toera-Mamy
22. sabnam
(
08/10/2009 05:05)
tena manome "hery" ireo artista izao fanohanana sy encouragement hataonao izao / tsara fa tohizo hatrany
23. soanja
(
08/10/2009 14:21)
sabnam:
tena manome "hery" ireo artista izao fanohanana sy encouragement hataonao izao / tsara fa tohizo hatrany
Talenta tsy azo tsinotsinoavina no ananan'ny artista ka. Isany manampy tokoa amin'ny filaminan'ny fiainana sady mampitondra aingam-panahy ho zary vokatra azo tsapain-tanana. Misaotra ny artista rehetra.
:-* :-*
