gaga aho le

1. xxx ( 24/09/2009 06:27)
http://forum.lixium.fr/v-6571083.htm
novalian'i dadabe ny 25/09/2009 03:47
2. pikatti ( 24/09/2009 06:51)
Ceci n'est pas un forum de discussion - Nous avons crée cet espace dans le but d'offrir aux gens victimes de la dictature de l'amiral Didier Ratsiraka, pour qu'ils puissent s’exprimer librement. Ainsi nous invitons tous ceux qui disposent des éléments susceptibles de condamner Ratsiraka à participer ici sans crainte ni peur.
N’oubliez jamais de garder votre anonymat et ne communiquez jamais votre identité quelques soit les pressions qu’on vous fait. Utiliser un ou plusieurs pseudonymes.
Remarque Nous avons pris le méme type forum que Tiako Madagasikara pour faciliter l'utilisation.

I Deba ndray ny hatahorana zao ve klé, teo R8
Mba asio hotran'io kou leity ho an'zay nahita sy mahita zao mpitondra mpangalatra zao a,@ zay elah vao tena gaga tokoa :-D :-D
3. xxx ( 24/09/2009 07:13)
Inona no tena tian'ilay ra-xxx voalohany ho hatongavana, hoe mpamono olona ve i ratsiraka. Zavatra efa fantatrin'ny be sy maro zany ka!

Fa ny tena loza ange r'ise dia rehefa niresaka tany maputo izy efatra mitsam dia hoe tsy mba hoe nofoanana ny heloka nataony a, tsia,... nolazainy fa tsy namono olona izany izy. Dia avy eo nanaiky ireto 3 mouvances hafa tia tanindrazana. Sa ve tsy maninona fa efa fito taona be izao no lasa......

Dia avy eo, miaraka amin'ity jamba ity i Marc amin'izao, averiko fa i Marc no niady tamin'ity jamba mpamono olona ity tamin'ny 2002, ary nogadrainy moa tamin'izany ry zareo. Dia amin'izao ohatrin'ny hoe normal be hoe miaraka ny TIM sy ny AREMA.

Izany ve tsy tokony mampitsanga mitoetra mihitsy sa TSY MANINONA KOA VE???

Very enao ry tanindrazako.
4. milamm ( 24/09/2009 10:28)
io teniny xxx farany no itovizako hevitra hatr@ zay,mampalahelo...ny vokany?
oay reto isika ,ataony mpanao politika mifandritaka toy ny alika
toa itantarany zareo angano,atr@ mpihavana tsy mifampiditra an-trano!
mbola averiko indray fa io fanomponopoana olona io ihany sy tambazana tombotsoa manokana no fitaovana nangoleny izy reo ny rehetra,
-niditra ankeriny le jamba 75(saribakoliny kominista) t@ fomba mamohehitra satria tsy nisy afaka nifaninana taminy(satria novonoiny mivantana ireo mpifaninana taminy nandia fianarana ambony ho mpitarika ,reo vahoaka aman'aliny nandritra ny fitondrany)
-tong avy eo i bemarenina 2002(saribakoliny imperialista tandrefana) nandrombaka fitondrana teny andalambe,Teo Ihany no Miverina ny toekarempirenena 1 manotolo no nandevoziny,ny fananam-bahoaka no norobainy ankeriny(oh.1 ao anatiny maro ilay fangalarany ireo mpandraharaha ao @ antokony ny velaran-tany teny Ankorondrano 2006 nogadrainy ireo nitaraina ary 6 no voaheloka ho faty,13 asa anterivozona mahakasika ahy io satria 6 ha no fananany raibeko lasany ireo Tiko empire ankeriny,ratsy iraka tsy nahavita an'zany ary ilay afera daewoo,rio tinto sns de fananany vahoaka 1 manotolo fa tsy ny tiko akory)
Amiko de mpamosavy malemy izy 2lahy ka ny ao antrano ihany no aripaka,izany v no antsoina oe tia an'i M.kara na ny tanindrazana ,fanimbazimbana ny tolona 47 izany ary voahitsakitsaka atrany antampondohany ny hasiny firenena...tsy ho adinony rehetra akory izany fa alahelo any ampo any,mbola miady toerana iverenana anohizany ny asa ratsiny izy ireo izay fototry ny fahantrana malagasy,antsika ny safidy ny hany mba torohevitro aza manaiky hanakarama ol lazaina fa mpitondra hanandevo ny taranaka intsony isika satria adinony izy rehetra fa hanasoa fa tsy hamotika ny firenena noho izany tsy ho voafafany sonia maputo akory ny asa ratsin'izy ireo ,meloka i jamba sy bmarenina eo anatrehany firenena manotolo sy ny lalana fara-tampony ao Madagasikara
5. Mirananirina ( 24/09/2009 15:29)
za koa mba gaga ohatranao eh
6. xxx ( 24/09/2009 15:45)
aza matahotra nareo fa mbola ho avy ny an'izy 2 mianaka mirahalahy hafa tsy i zafy...tsy namono saingy tsy competent :roll:
7. bazylou ( 24/09/2009 18:18)
vive tgv, vive tgv
8. pink ( 24/09/2009 19:38)
Ka TGV anie no nanomboka ny tantara noho ilay vidéo Ratsiraka....Iza no tena fositra amin'izao...Raharaha niarahana notadiavina ny an'ireo ka ireo ihany no hifamely eo...
9. fijo ( 24/09/2009 20:59)
ny hoe ratsiraka nampamono oona aloha,io tsy nisy tsy nahalala e,aza hadino,ef anolazaiko teto izay ,fa amin'ny politika,na ianao mamono,na maty.efa hatraminn'y andron'ny romanina sy ny grika no ef ato aizany ny politika.na tany egypta na taiz ana taiza.io izay mahazaka ihany no miditra ao.tsy fampitahoran aizany ,fa izay no lalanany.ka aza hitarina be ny amin'izany,fa ny hoavin'ny madagasikara no resaho eto.
10. Hinagasy ( 24/09/2009 21:10)
Tsy hoe ririnindasa dia atao tsy tsaroana.
Anatra ho antsika ange izao zava-miseho izao e! tsy hoe tsy tiana ny eo dia miantsampy amin'ny hazo boboka.
Ary izao indray tsy hoe zero boribory tsy misy ilana azy ny TGV, Ra-Charles sy ny forongony dia hoe adino daholo ny adalan'ny teo aloha rehetra.
Amiko aloha dia non, non, non, non Ratsiraka sy ny forongony e!(Pierrot Rajaonarivelo, Andriamanjato, etc.....) iza no tena nahatonga an'i Madagasikara tao anaty kitro nandritry ny 25 ans? dia hoe adino ve satria ratsy ity eo ity? ka miala amin'ny ala maizina izany dia hiditra amin'ny ala mikitroka tsy misy fahazavana?

Tongava saina e!
11. dadabe ( 25/09/2009 03:47)
:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1455