Tsy maintsy manatanteraka ny nifanarahana tao Maputo ny HAT
1. HERY2
(
23/09/2009 15:08)
Efa fantatra fa ny fanerena sy ny fanomezana avertissement ny TGV no imasoan'ny firenena rehetra izao , ary raha ny lozikan'ny lalana rehetra aloha hatramin'izao dia manome toky fa tsy miroso manatanteraka izay voasoratra sy nifanarahana tany Maputo ny TGV , satria tsy misy lalana azony haleha raha tsy hanao izany izy ,indrindra ny fanampian'ny firenena mikambana izay lehibe indrindra sy ny fiaraha miombon'atok'ireo firenena rehetra mikambana ao
novalian'i Papoose ny 23/09/2009 22:55
2. xxx
(
23/09/2009 15:21)
lasa niova lesy ialahy ry wiwi sa le nkaozin i pikatti dia niova :-D :-D :-D
3. HERY2
(
23/09/2009 15:23)
Izay olona rehetra mananatra anao izany ry Pikatti na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGVendrana itony ! ianao anie tsy TGV nivadikaTIM fa efa TGV hatraminizay e
vive GTT .....!
vive GTT .....!
4. xxx
(
23/09/2009 15:36)
mba sahia mijoro f'aza misoloky ps ny mpiandy vavahady lesy e kobo foana ialahy
5. HERY2
(
23/09/2009 15:44)
Ny anao ny hanameloka ahy foana , tsy tiako be , fa maninona raha ny diniko no valianao fa tsy ny tenako no vinanianao lava amin'ny xxx eto e, vehivavy aho raha tianao ho hay , anotanio izay mpiandraikitra raha te ahafantatra fa ny TGV nao efa hirodana tsy ho ela io, ananan'olona rehetra alahelo io, ampy anao izay ,
7. HERY2
(
23/09/2009 15:53)
Tsotra ny anay na ho tezitra na hanao inona ianao e tsy maintsy rava io TGVendranaaaa anareo io ary hivaly aminareo ny nataonareo rehetra ,na iza hilazanao ahy tsy raharahako fa izay ny anahy ,
9. dadabe
(
23/09/2009 17:16)
ouadray leaza :^) ary mitovy @ fomba famalin'i wiwi marina lety le :-D :-D
11. Papoose
(
23/09/2009 22:55)
:-D fa maninona tokoa ary ny ato no mifampitady hoe ranona ihany no ranona eee! na pseudo folo aza ny an'ny olona ray...aleo ho any fa le dinika no amosahy hvt!!! na hifanohana @ ps-ny bedebeany aza izy, klown tsss :-D
