ECOUTER Interview Monja Roindefo 21 septembre 09

1. vatofototra ( 22/09/2009 10:41)
ECOUTER Interview Monja Roindefo - 21 septembre 2009 - Journal Radio Antsiva
Sa position par rapport à la prochaine réunion demandée par l'UA le 06 octobre 2009
Rumeur sur son kidnapping
ultimatum des militaires

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. harybe ( 22/09/2009 11:03)
tsy hekena hono ny manao amboletra nefa ny ry zareo nanao amboletra fitondrana!!!
vao naheno izay aho dia tsy notohizako ny fihainoana ilay interviuw
3. ndotofetsy ( 22/09/2009 11:19)
zay koa i harybe dia manao amboletra tsy mihaino ny intervew hatramy farany efa hifanaovana mantsy izy io zany an. Zay ange le atao hoe amboletra eee

Za wa zao no ho filoha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. harybe ( 22/09/2009 11:24)
soa dia tsy hainao aza ny dikan'ilay oe "amboletra"" ry ndoto nefa fetsy?
amboletra izany ve tsy oe manao ankeriny eh!! izaho izany dia manao ankeriny tsy mihaino hatramin'ny farany?
5. tlay ( 22/09/2009 11:31)
:-D Asa ndray zay holazain' i Mpanoana an'I tgv @nio oe tsiekena fanaovana amboletra.
6. xxx ( 22/09/2009 15:04)
Praiministra iza hono io monja malaza mpangalatTRa omby sy mpanao chèque sans provision io fa iza no nifidy azy teo raha tsy ny olona notambazany karama vary masaka olona tsy vanona tsy mahatahotody fa miteny2 fona izay hitsin'ny vavany ,izy no voky LETRA @NY HALATRA DIA LAZAINY tsy manahy NY TOEKARENA ?izy sy tgvORIKA ALOU RAHA TSY VOASAMBOTRA TSY HIALA TEO MIHINTSY é,olona tsy valahara tsy vaky hatatra ,aiza no nataondreo ny volabe azony ta@sinoa nanao gisement fer izao ,tonga any andafy i lava nify radomelina nanokatra compte azy manokana ary monja nisy fotona hoe nivider ny banque centrale ,sy naka ny varin'i tiko sy magro,AIZA ZAY BA AN'ny VAHOAKA?
TSY MAINTSY HATAO izay hahAfongotra an'ireo MPANGALATRA IREO FA POTIKA I MADAGASCAR!ho avy ny mosary,tsy NISY NIFIDY IREO faikamboto ireo ,EFA BE LOTRA NY ULTIMATUM FA lany ny fotoana hiandrasana an'ireo andatabatra fa tokony SAMBORINA IREO JIOLAHY monja SY tgvendrana reo ra tsy efa tara aza fa tena LATSAKA ANKADY NY MALAGASY!
7. pikatti ( 22/09/2009 15:25)
manomboka be resaka kou ty PM ty klé
efa may volon-tratra lery mantsy fa tsy maintsy ho solona ,ataovy ihany ny wawawa eo,
fa zao fotsiny tsy tary VPM tatsy t@ TV5 iny fa iny koa ary vao maika tena nandra be ha ha ha,
kleaza asory dôly any mintsy e,sady zay no efa nifanaraha =)) =))
8. menalamba ( 22/09/2009 17:36)
Ny tena hatahorany mantsy izao rehefa tsy ho mpiraiminisitra intsony dia tsy hanana mpiaro intsony ka mety ho ajedaky ny olona tsotsotra fotsiny ... :^) miomankomana ry tsy mana-karatra.... :-D
9. ntss ( 22/09/2009 17:45)
Amboletra = "La fin justifie les moyens"

Ze ataon'la eo fa anay zao ny tanàna
10. xxx ( 22/09/2009 19:52)
ntss:

Amboletra = "La fin justifie les moyens"


Ka raha mba tsara moa ilay Fin lazain'i akama de nangina ihany izahay.
Izao izay mba fin nampanantenaina angaha misy hita?
Toa lasa sy variana manome tsiny sy manenjika no mba hainy. Lazaina fa ny fivoriana tetsy sy teroa indray no nampihemotra ny firenena.
Fa ny mapme ao am-le mba resak-lery de we efa nanomboka feno ny roplanina mandeha aty Madagasikara. De izany ve no mba niveau hitarafana fandrosoana? Raha ny receveur betax 119 no manao an-zany resaka zany de nomeko bravo. Fa raha ohatra ka praiminisitra kosa dia tsy omeko na zero aza fa mety ho moins vingt mihitsy aza.


11. ndotofetsy ( 22/09/2009 21:28)
lasa misy manao resaka amboletra sisa ato fa tsy mahita tenenina
efa oe za oa no mpanoro an i andry fa raha esorina izy de antsoiko fotsiny i sarlà
mazava ve ee ary hanaovako amboletra eo konko nareo an

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438