mitady coiffeuse

1. KARELLE ( 21/09/2009 11:50)
manahoana daholo
en fait mitady olona mahay manao volo eto iles de france sao ba misy ary tsy de lafo koa sao ba misy mahay na torohevitra hafa ;vao nifindra eto manko ny tenanay de tsy mahalala loatra tany @ province za taloha.MERCI BCP
novalian'i ni81 ny 28/09/2009 09:36
2. hana ( 22/09/2009 20:56)
miarahaba anao Karelle,
izaho koa t@ voalohany sahirana be, efa nampiditra dinika teto mihitsy toa anao koa. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49b7e82f6b052
Manenjika Gasy lavitra be, na manafatra any an-trano dia mandoa lafo.
Namana no niteny ahy hoe manao volo @ salon de coiffure tavaratra ka afa-po. Sahy nanontany teo akaikinay ihany aho hoe mety ho vitany ve ny voloko dia tokony ohatrinona.
Vokany: sady mora noho ny fanaoko hatr@ izay, no eto am-pototry ny trano. Nefa tsy mitondra volo lena sy tsy miantoka produit. Résultat nefa mitovy
Koa aleo mlanontanitany foana hoy isika Malagasy izay :D
Matetika io mety @ toerana be vahiny
3. fasha ( 23/09/2009 06:20)
aiza kia zany mapnao vola zany sao ba mahasoa anay ihany koa mipetraka aty saint maur dans le 94 ZA;ba valio kia
4. hana ( 23/09/2009 08:54)
salama fasha,
Ka i Saint Maur sy Champigny anie ka ville mifanakaiky eh, mandeha 317 na mandeha tongotra aza; arakaraky ny hoe aiza ho aiza ao Saint Maur no misy anareo.
Ilay falehako eto Champigny la Fourchette; tena akaikin'i Saint Maur mihitsy. Fa raha zoma na sabotsy ianao no mikasa anao volo dia mila maka rendez-vous fa be olona be. Fa ilay namako nahazoako ilay hevitra any Vitry (94) no mipetraka.
Koa anontanintanio ihany ny eny akaikinareo fa matetika mahay volon'ny Gasy izy rehefa tsy ilay tena vazaha be ireny. Ny ahy nanontaniako mihitsy hoe ho vitany sa tsia ny voloko izay aho vao nampanao volo tao.
Fa raha tsy ngita be ny volo, aza mandeha any @ Maizina fa tonga dia ohatry ny natao lissage izany foana ny volo @ ilay produit-ndry zareo.
Mazotoa ary e
hana
5. KARELLE ( 23/09/2009 09:21)
merci bcp madame hana nmahagaga fa mipetraka eto cheneviere sur marne za zany oe akaiky ny chmpigny.NY GARE DE CHAMPIGNY zao no hitako ka aiza ho aiza na ny adresse azafady.MISAOTRA NAMALY ANTSO
6. peta83 ( 24/09/2009 09:03)
tena blem ko zan fanaovana volo any zany! nefa aty dago otran' mpivarotra anana ny habetsany. Nga tsy misy gasy manao volo any e??? :?: :?:
7. ni81 ( 28/09/2009 08:35)
Ity misy salon de coiffure gasy sao mahasoa ny akaiky azy
http://www.sobika.com/salon_coiffure_malgache_noisy.html
8. xxx ( 28/09/2009 09:32)
peta83:

tena blem ko zan fanaovana volo any zany! nefa aty dago otran' mpivarotra anana ny habetsany. Nga tsy misy gasy manao volo any e??? :?: :?:



blem tokoa moa izany ! Mandeha hatrany @ 35Km aho mitady ilay mpanao volo mety amiko !!! Loza mihintsy, raha ireto vazaha ireto aloha dia tsy mahay ny antsika mihintsy e
9. ni81 ( 28/09/2009 09:36)
tena blem ko zan fanaovana volo any zany! nefa aty dago otran' mpivarotra anana ny habetsany. Nga tsy misy gasy manao volo any e???
tsy hoe tsy misy aty, misy karazan'olona mihitsy fa saingy tsy zatra ilay karazam-bolo ry zareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.302