Voafandrika ve Lavanify?

1. xxx ( 20/09/2009 10:20)
Misy antony matoa tsy nanao fihetsiketsehana ny légaliste tamin'ny Week end teo.
Mety hitombona araka izany ilay 72 ora nomen'ny miaramila mba hametrahan'i Ndefo fialana. Ka raha izany dia adiny firy zany sisa no handrasana dia hivaky roa na ho rava tanteraka ny fitondran'ny foza? Ary mety tsy i Ndefo ihany no ho voailika (voadaka derika) fa mety ho voa hatramin'i lavanify.
Raha mitombona ireo dia voafandrika tamin'ny fitiavam-boninahitra diso toerana Ra-lavanify. Efa nomanina na nandrsana mihitsy ilay fanasana ho any NY mba handefasana azy lavitra an'ilay sakaiza tiany. Ao anatin'izany no nandaminana ny fihaonan'ny miaramila, sns sy hanerena an'i Ndefo hametra-pialana ary rehefa miverina izy dia omena safidy na hanaiky an'io na hiala ihany koa, na dia sakanana tsotra izao hoe tohizo aloha ny fakana rivotra any ivelany fa aleo izahay no hikarakara ny teteza-mita ato.

Efa fantany (Bitrokely lavanify io) ny raharaha satria mbola teto ihany izy no efa nisy ilay fivoriana tany Ankerana ka nanomezana fahefana ny sociétè civile sy maramila handamina ny raharaha. Mbola teto ihany koa izy no nandeha ny vaovao hoe misy manozongozona ny seza eny Mahazoarivo eny sns... kanefa dia tsy nanapa-kevitra hijanona mihitsy ranamana fa dia ny handeha ihany. Nahoana re?
Mety hisy film milay ndray atoato. Enga anie mba tsy hisy rà mandrika fotsiny.
novalian'i lelimpi ny 20/09/2009 19:03
2. ndotofetsy ( 20/09/2009 10:33)
tsy misy raha zegny eo fa aza manonofy eo ela ra xyzw aaaa za zao noo ho filoha fa esorina i tgv hain ela ihany ny dikan ny tgv fa aleo za no filoha sao mitsangana eo i bainina monja
=)) =)) =)) =)) =)) =))
3. lelimpi ( 20/09/2009 19:03)
aleo hiala any daholo ireny fanetry ny firenenana ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825