Manao be filaza ny légaliste f'ita eo ze apoakany rapitso

1. ntss ( 18/09/2009 15:50)
Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina!

novalian'i bazylou ny 20/09/2009 07:11
2. lelimpi ( 18/09/2009 16:13)
ah fa ahoana izany kle hihihi
3. Noue ( 18/09/2009 17:00)
ntss:

Io hariva io d'efa nalefa nody aloha daholo ny mpiasam-panjakana rehetra fa hisy fanafihana quartier androany alina!
iza indray no hanafika? ny didin'be sandry miaraka @ basy ve ee ?? dia mba ahoana hono ity??

A coup de milliard
Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 10 milliards ariary sont actuellement investis pour recruter des gros bras et des casseurs de manif en vue de ‘‘casser la marche du 19 septembre des trois mouvances.’’ C’est donc à coup de milliard que le fat compte battre en brèche la contestation populaire. Une méthode vielle comme le monde qui fait dire que les dirigeants de la hat sont des jeunes loups qui font de la politique comme des vieux singes.

ny vy hono tsy mikotrona irery fa ao raha ee !


4. bandinisotry ( 18/09/2009 17:05)
eo hampiandrasana ny anjaranay mihitsy izahay io ,f'efa betsaka ny bandy no nandre fa hiasa mafy radem k'asa mety ho firy no lasibatra ao ao @ osi mainty ao
5. tsiafoi1 ( 18/09/2009 17:08)
Zany ve ny fitondrana hianteherana!! Tsy aleo tsy misy
6. locl ( 18/09/2009 17:39)
ntss: mihamahantra ny olona, t@ andron'i Rav8 nolazaina fa mahantra ny olona nefa izao tena efa loza be
7. xxx ( 18/09/2009 18:55)
Dia mirehareha ery ireto faikany tgvendrana hamono ny tsy manatsiny ,vola,vola ,vola,raiso ny voal be ry capsat dia vonoy indray ny olona tsy manatsiny a,bola ho avy aminareo ny tsy mety2 rehetra !!!
miaramila vatatay mpamono olona fa jamba ny vola ,aza mahantra ihany fa manao ny tsy fanao ,soa fa tsy ny miaramila rehetra no azon'i tgvendrana fa ireo tena ambany saina ihany sy ireo tsy matahotody!
.
8. tlay ( 19/09/2009 11:13)
XXX MILAY ELAH OK
9. diloo ( 20/09/2009 00:50)
xxx--->
Dia mirehareha ery ireto faikany tgvendrana hamono ny tsy manatsiny ,vola,vola

Ampiako ny dinikao izay efa nambarako tetsy ambany:
Lohateny : Re : 10 milliards hanapotehana ny 3 mouvances ny faha 19-09-09
Terrywui--->
...tsy vahoaka no hotifirina fa ny GTT ,TIM ,ARA-DALANA,...

Dia hoy aho hoe:
Tsara ny mivaky fa matahotra ny miady ara-poto-kevitra ny fianakam's koa ny fampiororona sy ny famporosiana hamonona ny adversa amin'ny alalan'ny basy sisa
no aroso. Tsy ny bala akory no mahery fa lasa rano, fa ny fotok'hevitra entina miady ho amin'ny fahafahana sy ny fandresen'ny vahoaka 18 millions.
Io fotoposainana tarigetra haseon'i Terrywui io no manaporofo fa ny base idéologique ny HAT dia miainga amin'ny la HAT-isme(lâchetéisme).Mampalahelo.
Saingy hatramin'izao aloha, dia ny vahoaka tsy manantsiny toa ilay ramatoa tresa-doa ny balan'ny fianakam's iny ohatra no mitranga. Dia faly be ery ianareo,
manao Counter Strike amin'ny vahoaka madinika atao sorona.Mbola misy vahoaka 18 millions ao azonareo tifirina sy andokona rà latsaka eran'ny arabe.Koa dia samy mahazo fahafinaretana ianareo manoloana ny tantaram-pirenena.Ary tanterao, indrindra moa fa hizara ilay 10milliards ariary atsy ho atsy hamonoana ny mpiray tanindrazana malagasy, ho voninahitra ny samy ianareo ihany.
:^) :( :!: :?:
10. dadabe ( 20/09/2009 06:21)
o ry reto a aleo aloha mba hiseho izany zavatra izany vao manome soketa oolona isika fa raha toa ka tsy mbola misy aory nefa efa mifanaratsy dia sao dia mba tsy mety , manahy aho manko sao tsy misy avokoa izany zavatra lainareo izany fa " intoxication" no betsaka
11. bazylou ( 20/09/2009 07:11)
vive tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581