i M/car tsy an'ny andihana olona vitsivitsy

1. bandinisotry ( 17/09/2009 19:09)
bravo general Rasolomahandry Edmond,maromaroa ny rasil officiers superieur tahaka anao.I madagasikara tsy an'i tgv na capsat =D> =D> =D>
hoan'ny malagasy
novalian'i ntss ny 18/09/2009 09:09
2. lelimpi ( 17/09/2009 19:42)
marina lesy izany ry bandin'isotry an ,isika samy isika ihany io fa tsy misy hoe karana na maizina akory eto
3. pikatti ( 17/09/2009 19:54)
Aiza koa ra luc be RFI é!reny mbola tary ilaina tsara koa ,tsy matin-dry capsat lolo nedala iny mantsy le niaro an'i Manadafy teny Ivato,maromaro ny hotran'ireny
4. lelimpi ( 17/09/2009 19:58)
aleo hifampitifitifitra ao ireo sa ahoana aky pikatti
5. pikatti ( 17/09/2009 20:10)
aoka lessy bainn a,aleo tsisy gasy maty e,refa tsy zakan-dry lerony de aleo misintaka toan'ny Deba mba tsy hiso sorona
6. Andriwui ( 18/09/2009 03:11)
Mahafinaritra mintsy ny maraina eto @ serasera satria madio ny tanana voafafa ny loto napetraka mali!!! Ny olana d ilay orina petaka mivonto be no tsy hita zay anaovana azy!!! ny olana manaraka koa d le vavahady mibanaka be ka tafiditra ato i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! ary izany d satria any ambany gorodona i paiso petak'orina fa mbola ho ela vao tafakatra sy ho tafatse @ le aavo lenta ananan'ny fianakam's TGV !!!

VIVE TGV!!!
7. tsiafoi1 ( 18/09/2009 05:58)
Kiiii ze hidirana ve!

Air wick, Air wick
8. Andryiwu ( 18/09/2009 06:21)
ka tsy manao ny asany ny mpamafa trano ka aiza elah no hitady Air Wick hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
9. Rajakoo ( 18/09/2009 06:24)
Air wick, Air wick

vou vao maraina ndray wiwi =)) =))
10. tsiafoi1 ( 18/09/2009 08:14)
O leity Andrywui a, ny femme de ménage no mamafa trano, ny agent de sécurité no miandry vavahady... Fa Ra-Hery anie Deba tsy handany andro hamafa ny dikin'elà eo..., Nampianariny an'elà ny mampiasa PH sy robinet ary natorony an'elà ny fosse sceptique, asaina mamonjy an-dRadoko tsy mety... Elà manoko eran'io eran'io ihany... Bon! avelan-dRaHery hiosona eo elà fa tsy handany fotona am'là izy...

Donc inon sisa azon'ny vahiny miditra atao!!! Rehefa sempotra tsy maintsy mampiasa Air Wick na Vicli Macbride, ny couche koa efa lafo

Manala azy leity fa zao a..., ahoana aloa ny hevitra hanalana an'i kelifingotra, mbô omeo sopapa kely aloa fa mba mahataka-davitra ihany anie elà ty rehefa otran'izay sy zay...
11. terrywui ( 18/09/2009 08:21)
o lety andryiwui tsy zaak ane lety no nanao an'io fihomehezana hon hon hon hon! her her her !! io voalo tato fa i BATISTA na ZOAM na VIRIJINY na Z... e,, lery no nanao an'io voalo de naveriko avy eo!!!
12. ntss ( 18/09/2009 09:09)
Olom-bitsy ahoana e?

Io misôzy TGV io ihany no efa naha perta an i 8 de mbola zay ihany no averina eto! Tsy possible niongana teo mitsy ra8 raha resaka tafika fotsiny fa zany TGV zany ry bain dans tous les secteurs a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2905