Ampamoka ny rasily radem

1. pikatti ( 17/09/2009 11:20)
Ces chefs militaires de la HAT, dont le ministre des Forces Armées, le secrétaire d'Etat à la Gendarmerie, le ministre de la Sécurité Intérieure, le CemGam, le commandant de la Gendarmerie..., ont fait, rappelons-le, une déclaration commune selon laquelle ils s'opposaient au retour au pouvoir et à Madagascar de l'ancien président Marc Ravalomanana. Les « Ombimanga » ont riposté en rappelant dans un autre « Fanambarana » que les Forces Armées ne doivent pas faire de politique et qu'elles doivent rester neutres.

midi madagascar
Misy ndray ny matahotra ny ho very seza :-D :-D
novalian'i max2 ny 18/09/2009 13:18
2. Mirananirina ( 17/09/2009 11:38)
salut pikatti,niresaka miaramila ihany ianao ,fa tena adala mihitsy raha tgv ity ka.Lazain'olona fa manohana miaramila i tgv fa lainga be io.Tsy tia ireo miaramila maro an'is tsy manaraka ny baikony io,hany ka tezitra.Tsy misy miraharaha azy firy intsony ka FORCENA hody daholo ny miaramila rehetra aty andafy.Ireo indray angamba no hantenainy hanampy azy,nefa nofy any zany.
3. pikatti ( 17/09/2009 11:48)
slt mirana
ary mety zany koa le nanafarany le libianana hi encadrer ny tafika malagasy, efa tsisy mihaino ny tenin'i Andry marina ry zalahy reo :-*
4. ntss ( 17/09/2009 12:02)
Mirediredy njai izy 2 vavy.

Mirana zao mety nahita gazety Malaza androany fa hiverina ono dadanareo e!
De ataovy tonga eo izy sy ny SADEC ny de jerentsika hoe manao politika ve ny miaramila sa tsia de iaro ny tanindrazana izy sa hiandry ze baikon-dRajoelina.
Ny miaramila zao entité independant tsy manao politika ary tsy miandany am n'iza na iza satria efa fay ny nanaovan-dRa8 sy Ratsiraka azy.
5. pikatti ( 17/09/2009 12:09)
ary lasa tsy nanompa l'ty elah wiwi,efa tsara zany kah ,mandaitra ihany le kapoka Rahery an :lol:
6. Andriuwui ( 17/09/2009 13:06)
mivonto be mintsy angah lity ny orinlaha ao lé !!! milay be fa tsy vitanlah mintsy le mibloquer ny IP-ko an !!! faninn angaha elah lity hi hi hi ha ha ha !!! le PS ihany less pehana fa tsy takatrin'ny sainlah le mibloquer IP ah !!! hi hi hi hi hi tena maivoka mintsy elah an !!! tena aiza less ka misy oul tena mi-tenir téte anlah eto @ sitenlah klé !!! elah ange zao efa maty fosa ééé satria elah fantatrin'ny oul !!! efa maty fosa elah satria hita mibaribary fa tsy takatrin'ny niveau anlah le mibloquer IP d efa maty fosa kou elah satria efa kopy zao ny oul fa misy an'i Andry TGV MAHERYVAIKA mi tenir téte anlah !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon hon !!!
7. Mirananirina ( 17/09/2009 13:06)
Mirana zao mety nahita gazety Malaza androany fa hiverina ono dadanareo e!
De ataovy tonga eo izy sy ny SADEC ny de jerentsika hoe manao politika ve ny miaramila sa tsia de iaro ny tanindrazana izy sa hiandry ze baikon-dRajoelina.
Ny miaramila zao entité independant tsy manao politika ary tsy miandany am n'iza na iza satria efa fay ny nanaovan-dRa8 sy Ratsiraka azy.
dia maninona raha hiverina izy,tsy hitako izay olana amin'izany ,toerany io ka azony alaina indray.
slt mirana
ary mety zany koa le nanafarany le libianana hi encadrer ny tafika malagasy, efa tsisy mihaino ny tenin'i Andry marina ry zalahy reo
io anie dia marina eh!tsy natao tsy maintsy hanao izay tiany foana ny miaramila;misy ihany ny mafiloha,ka izao tratry ny allez mande zao daholo eh!
8. pikatti ( 17/09/2009 15:40)
efa maty fosa elah satria hita mibaribary fa tsy takatrin'ny niveau anlah le mibloquer IP d efa maty fosa kou elah satria efa kopy zao ny oul fa misy an'i Andry TGV MAHERYVAIKA mi tenir téte anlah !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon hon !!!

Efa lasa adala ve l'ty elah bainn, zavatra cinéma ty no mampikolay sagà

Mirana tokony tsy mihaino baiko ry zalah refa asaina mitifitra ha ha ha ,zay vao robaka le jadona,maty aho tgv :-D :-D
9. dadabe ( 17/09/2009 16:09)
:-D :-D
10. max2 ( 18/09/2009 13:18)
slt daholo nareo mba misy zavatra tiko lazaina ity ka asa na marina na tsy 1 ny rasila tsy natao hiaro ny vahoaka sy ny fananany fa natao hiaro mpanomgam_pajakana sy ny jiolahy manao kravaty zany hoe ireo dahalo mihaja anisany izany ry joely kely,charlly,lylisaona sy ireo piarady aminy .2 ny rasila de natao hery famoretana ny vahoka tanampolo natao hangalatra sy amono olona ary anafika fananan'olona sy ampijaly ny mpiray tanindrazana azy , 3 tsy natao hiaro ny firenena ary tsy hofaty ho any tanindrazana fa natao ho faty hoany jiolahy ambony latabatra sy ny pivarotra tanindrazana ary ireo mpanonga mpanjakana sns...........betsaka ny tina ambara fa misy any olona manozina sy marary fo raha vao milaza ny marina soa iany fa tsy foza ny eto aminity forum ity fa raha le atsy aminy ilany tonga de vofafy tena mbola hela vao ho tafita ramalagasy raha izao fona no iainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514