ECOUTER DEBAT RADIO-TELE MONJA ET FETISON

1. MonamiPierro ( 15/09/2009 21:27)
Ecouter et télécharger débat radio -Télé M. Monja Roindefo et M. Fetison 15 septembre 2009

http://www.villalesfleurs.com/monamipierrot
novalian'i xxx ny 16/09/2009 21:27
2. fijo ( 15/09/2009 22:25)
misaotra letsy e
3. nancy ( 16/09/2009 03:13)
Misaotra betsaka amin'ilay site e.
Nihaino tokoa, ary ny zavatra tsapa dia ny fahaizan'ingahy Fetison manambara sy manohana ny heviny, sy milaza ny marina misy eto amin'ny firenena. Resy be Atoa Roindefo izay tsy mahita lazaina afatsy ny hoe izy no praiministra.
Atoa Johary Ravaojanahary dia hita fa mitongilana hoan'Atoa Roindefo.


4. bazylou ( 16/09/2009 14:55)
vie tgv :-D :-D
5. Banndi ( 16/09/2009 15:01)
Nitaraina ve malala tao ry bazylou,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :* chérie a, elah koa anie no mpiteny ratsy de lasa faizin-dry zareo ato e,aza manao anzany ntsony malala an
aoka zay malala an ,tsy maharesy lahatra anireo anie isé é
6. MonamiPierro ( 16/09/2009 20:27)
Après 8 c'est 9
7. xxx ( 16/09/2009 21:27)
Ahoana ndray zany code zany bainn,
Mihanana fotsiny le ndaty tao aloha é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0556