Vonon'olona ndray no nataon- ramiaramila

21. Banndi ( 15/09/2009 15:20)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka :* :* :*
22. terrywui ( 15/09/2009 15:22)
ataovy elah ah fa ndry ve ahoana ry pikatti a!! kobo be ndry zao ! satria sipa kely tsy mahay manao elah !! ha ha ha
23. Banndi ( 15/09/2009 15:25)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka ,tsy aleo zah sy elah hanao mariazy :* :* hi pacs e (l) (l) (l)
24. xxx ( 15/09/2009 15:29)
patrick2002:

sady bandinisotry reny no pokatty kou tsy mahagaga.



raha izaho ilahy hoy aho ny fitadiavam-bady any zamerika no ataovy izay mahamety azy fa tsy zakan'ilahy ny resaka politika izany
25. xxx ( 15/09/2009 16:07)
Iza kou ny sipa hanaiky hanambady tony vendrana ohatra ny pahina tony ,le tena mafy ady no hampiasain'i tgvendrana aty MCAR di aty France le mamondrongony tsisy papier reny no karamainy toa andrapa2002.Tsy le nitaba2 be tao @ny ambassade nisandoka gtt iny ve no pa2002? tena romotra ohatran'ny alika ,wawawa",le chien aboie,la caravane passe",le olona hapiasain'i tgvendrana hanakorotana taty Mcar moa dia niaiky ny sasany fa hasaina mifoka rongony aloha ,dia manafika sy manakorotanA.
Izy moa iny nilaza ampahibemaso iny fa hoKOrotaniny ny mponina Antananarivo vendrana aNge le tgvendrana ,tena hita hoe olona tsy nianatra,asa ba fantany hoe inona ny sazy hiandry azy tsy manaraka izay voasonia tany Maputo fa d hataondry defo sy ry ratsy honana PATIN fotsiny ,ato @sera indray hihi fa taolana ny nify bola misy serpillière ato @sera2 mitondra anarana hoe pahina 2002 ,voakarama hanapotika firenena @vola vary masaka !!!
26. ntss ( 15/09/2009 16:23)
Io ndray ny copie coller an'ny GTT marary fo!

Avia l'ty ela aty dago hijery hanaovan'i Charles kely ny osy mainty akaman'la a!!
Ko raha tsy hoe copie coller no mbo hay de ela ndray no miseho hanome vaovao anay ety an-toerana, pokaty e!
27. TGVOK ( 15/09/2009 16:44)
o lity ry lehery a !!! inn lity no nanakaramana anlah hiandry vavahady fa toa avela lah manjaka sy manao zay tiany atao eto ny TGV a!!! refa tsy vitanlah ny miandry vavahady d mialà elah fa tsy mendrika anay eto @ serasera !!! hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!! fa ono oa lity ry lehery kay ve efa nasinlah kou ny divon'i pokatti éééé !!! ka le orinlah kou petaka be d tsy mahare fofona klé hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!! elah njay less tsy maintsy maivoka eto a !!!
28. bazylou ( 15/09/2009 17:44)
ny solution tsy hisy mandrakizay satria trondro maty daholo ianareo mianakavy e; vive tgv :-D :-D :-D
29. karandoha ( 15/09/2009 18:10)
dia efa bezoro any ze voasambotra hono ee
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Bezoro é! Bezôro é! Bezôro é!!!
La! Eka! Eoâ! Ambilà ho’ah zà!
Ambilà ho’ah ndreiky niany ’ty himà!
Ambilà hitetitety làla, hanjôfo labrosy é!
Hamakivaky akata, hanano bezoro an-tanà!!

Bezoro é! Bezôro!! Bezôro!!!

Iny é ’tômôbily é, brooomm mandalo
Pim’pimpy kilakisôny
Fiâmm mpâlàmpàmpan!
Iny é ’tômôbily é, broomm mandalo
Pim’pimpy kilakisôny
Fiâmm mpâlàmpàmpan,
Sôferan’azy, iny minday izy é : zàààààà

Bezoro é! Bezôro !! Bezôro!!!

Bezoro areo jiaby, ’zà ’ty mandalo, dila,
Kara io Fôn, mandalo, dila ,pasazy, dila , mipâ!
Akory é! Mbola tsara! Bezôro gasy , bezôro vazaha.
Bezôro jiaby, samby soa ,samby tsra, soava tsarà!

Akory areo ajampela
Anakalampela, ampela
Mikaiky ’zahô?

Akory areo mikaiky,
Ambesako milefa,
Andesiko malay,
Ambelako jagobo ’zahô?!

Akory areo ajampela
Anakampela, ampela
Mikaiky ’zahô?

Bezôro â râ, bezôro â rô!
Bezôro geha, bezôro drakô oo!
Bezôro li, bezôro ’ndry!

(Bezôro chérie!!!)
(Bezoro Rémi)

Bezôro jimy é! Bezôro akàma!
Bezôro valy, bezoro zàma!
Bezôro niny, bezôro baba!
30. pikatti ( 15/09/2009 22:09)
le clip nalefan'elah aty iny tsy ratsy bainn a,hitanay nanao streap teo i wiwi,micharme @ bandi hono lery :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1249