Alliance contre nature des 3 mouvances : c normal ono e

1. ntss ( 15/09/2009 09:22)
Ny tantara tsy fanadino
http://www.youtube.com/watch?v=I08RojzkCxc

I Andry Rajoelina ihany oa no tsy mba nivadika tamin'ny vahoaka mpomba azy.

f'anga moa?
- Ny mpomba an'i Zefa tia an'i Radidy
- NY mpomba an'i 8 tia an'i Zefa
- Ny mpomba an'i Radidy tia an'i 8

Aleo hifangaro voraka ao fa misy teboka itovizana ihany tsinona: EFA SAMY NALOAN'NY VAHOAKA


PS: le pseudon'ny reny mpiteny ratsy reny RAHERY fafana f'aza le HEVITRA A!
merci
novalian'i xxx ny 17/09/2009 00:10
2. xxx ( 15/09/2009 09:36)
i TGV ary mbola tsy lanimbahoaka tsy nisy nifidy akory fa misoratena toa voatango fotsiny kou, fa efa naloany vahoaka 1000 taminireo 1500 nanohana azy koa io kou :-D :-D
3. bandinisotry ( 15/09/2009 09:38)
aza be vava fa ialahy e ,koa anie efa hiandrasany bandy e,angaha heverin'elahy fa vita mora ny insulte an lahy eto kely aina nefa be wawa fotsiny
4. ntss ( 15/09/2009 09:43)
manina nby TGV mahazaka atao fozaorana sy tgvendrana fa elisany tsy mahazaka atao hoe osy mainty: :^)
5. locl ( 15/09/2009 10:38)
ntss: Vahoaka iza no nandoa andra8 fa tsy ireo nasainareo nandainga, ity anareo nisoran-tena nefa indrisy fa halam-bahoaka sahady.
6. pikatti ( 15/09/2009 11:06)
PS: le pseudon'ny reny mpiteny ratsy reny RAHERY fafana f'aza le HEVITRA A!
merci

ntss=wiwi ary toa be taraina be leity elah zany :-D :-D
7. ntss ( 15/09/2009 12:07)
iza fona ty wiwi ty e
8. xxx ( 15/09/2009 12:13)
iza fona ty wiwi ty e

hay ve wiwi ihany no ntss e
9. pikatti ( 15/09/2009 12:31)
lery ihany io mody hendry be io , nahazo avertissement tany @ dra Hery tany angamba le mpinono io :-D :-D
10. TWING ( 15/09/2009 13:16)
pikatti locl xxx
mifangaro voraka elaisany fa mifanaraha aloha dia tsapao ny hery vô handrava tgv
11. pikatti ( 15/09/2009 14:05)
efa rava ny tgvendrana ny tgvfopla ndray zao ty no endasina :-D :-D
12. terrywui ( 15/09/2009 14:47)
very osy lainty sa nihinana osimainty sa nivadika osimainty ve ry TIM ara-dalana ka miteniteny foana a!! za ndray ve no lazain'ny TIM fa i NTSSSS ?? samy manana ny power ny ireo ary samy mampihinana ato ry TIM aa! ze alefanay sy Tssss fotsiny de ereto !! ha ha ha ha !! aloka sy rahona hanapetsa GTT fopla
13. Banndi ( 15/09/2009 15:14)
tiko be zany wiwi pelaka ato zany , sao misy manana ny adiresiny ianareo , zah koa mantsy pelaka :* :* :*
14. terrywui ( 15/09/2009 15:23)
ataovy elah ah fa ndry ve ahoana ry pikatti a!! kobo be ndry zao ! satria sipa kely tsy mahay manao elah !! ha ha ha
15. Banndi ( 15/09/2009 15:26)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka ,tsy aleo zah sy elah hanao mariazy :* :* hi pacs e (l) (l) (l)
16. ifiona ( 16/09/2009 10:21)
lol iza njay re ty banndi ty e :-D :lol:
17. xxx ( 17/09/2009 00:10)
Sakaizan'i Mlle wiwi hono io ry Ifiona a,bedin'io eo Ifiona,saro-piaro be le bandi =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0691