I Marcion sy ny namany hafa
21. ikaretsaka
(
20/09/2009 16:17)
majesty> diso kely le fehiny: makamaka ze tiny ny olona mba hanambakany ny mpiara monina aminy (izay matetika innocent) @ momban'Atra...mba hahazoan'ilay mpanambaka tombontsoa manokana!
(tonga de avantano hoa)
(tonga de avantano hoa)
22. soanja
(
21/09/2009 01:17)
majesty:
oups, ampiako kely fa sao dia misy mandrirotra eo ndray :
Fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mady izay tsara na raha araka ny kolontsaina malagasy ataovy toy ny voankazo an'ala, ny mamy atelina ny mangidy arora.
Misaotra amin'ny lesona fa marina tokoa izany. Isaorako Andriamanitra nanome ahy ny saina handinika ny mangidy sy mamy. Ny fahalalako fa mifameno ireo no tena iderako AZY!
23. soanja
(
21/09/2009 01:19)
ikaretsaka:
majesty> diso kely le fehiny: makamaka ze tiny ny olona mba hanambakany ny mpiara monina aminy (izay matetika innocent) @ momban'Atra...mba hahazoan'ilay mpanambaka tombontsoa manokana!
(tonga de avantano hoa)
Asa mety izay tokoa ny tanjony ry Ika. Nefa asa izay amiko. Raha ny fijeriko azy dia hatreo amin'iny finoany iny no fifohazany ka tsy azo omentsiny izy amin'izay hazavana hitany.
24. majesty
(
21/09/2009 04:21)
ika:
Tsy diso io fehiny nolazaiko io fa io nolazain'ise io koa lafin-kevitra iray azo tsapain-tanana.
diso kely le fehiny: makamaka ze tiny ny olona mba hanambakany ny mpiara monina aminy (izay matetika innocent) @ momban'Atra...mba hahazoan'ilay mpanambaka tombontsoa manokana!
(tonga de avantano hoa)
Tsy diso io fehiny nolazaiko io fa io nolazain'ise io koa lafin-kevitra iray azo tsapain-tanana.
25. rijadolly
(
21/09/2009 16:42)
Voalohany aloha dia tsy fantatro ny tantaran'i Marcion.Izany akory dia inoako fa tsy hanakanan'i Soanja ahy tsy ilazan' hevitro,fa maniry koa ra maniry izy ahafantatra ny hevitro,Misaotra mialoha
Kitsipona haviatrany no alefako Matio 5:17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.Iza Ilay Andriamanitra naniraka ireo Mpaminany Ireo? Andriamanitry Ambarahama ve,izay nanome ny Lalàna?Andriamanitry Isaka,Jakoba,Elia,Isaia...ve? Sa Ilay Rayn'Jesoa? Inoako fa azonareo ny tiako tenenina,dia maha Andriamanitra 1 an'ireo voatonona ireo.Betsaka ny toko sy andininy ao amin'ilay Baiboly narafitr'i Marcion moa? manamarina fa 1 ihany ny Jehovah taloha sy anio ary mandrakizay...

26. ikaretsaka
(
21/09/2009 16:44)
diso fipetraka indray ny tsimpona eto:
tsisy resak ampaminany eto ary tsy ny voam-paiso no hiresahana ny hazona paiso ..hoy ny ohabolana karana

28. rijadolly
(
22/09/2009 15:19)
rijadolly:

ika:Tsy fantatro na ny tian'ise lazaina ny tsy azoko na ny hevitro ny tsy azon'ise ihihihihi.Za koa moa oh mahay sady aingana iany raha handray hevitra rehefa azavaina elaela amiko ilay izy. =)) =)) =)) =))
diso fipetraka indray ny tsimpona eto:
tsisy resak ampaminany eto ary tsy ny voam-paiso no hiresahana ny hazona paiso ..hoy ny ohabolana karana
29. ikaretsaka
(
22/09/2009 15:35)
fanamarihana kely: i Marcion dia tsy hoe nanao baiboly hafa hoe azy manokana fa nanampy kosa tamin"ny fanangonana ireo pistily maro samihafa nosoratan'i Md paoly
(za hoa aza atao ise an ty izanyfa ianona koa)
ny tiako sy tian"i soanja lazaina no tsy azon'ianona.. tsy hevitro ny hoe samihafa ilay Ray lazain"i Jesoa sy i Jehovah (YHW) lazain'ny ao @ testamenta taloha fa hevitr"i marcion: Tsy tsimpona 1 no nentiny nanazava izany fa theology lavabe azony t@ ireo boky marobe novakiany sy narafiny ireo: toy ny hoe i Jesoa tsary niteny mihitsy hoe "Jehova na YHW" na eraky ny vavany aza..fa hoe "Ray"
Tsary nanao izy hoe Jehova o..hamasinina anie ny anaranao.. fa hoe Ray o...

30. soanja
(
22/09/2009 15:49)
rijadolly:
Voalohany aloha dia tsy fantatro ny tantaran'i Marcion.Izany akory dia inoako fa tsy hanakanan'i Soanja ahy tsy ilazan' hevitro,fa maniry koa ra maniry izy ahafantatra ny hevitro,Misaotra mialoha
Kitsipona haviatrany no alefako Matio 5:17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.Iza Ilay Andriamanitra naniraka ireo Mpaminany Ireo? Andriamanitry Ambarahama ve,izay nanome ny Lalàna?Andriamanitry Isaka,Jakoba,Elia,Isaia...ve? Sa Ilay Rayn'Jesoa? Inoako fa azonareo ny tiako tenenina,dia maha Andriamanitra 1 an'ireo voatonona ireo.Betsaka ny toko sy andininy ao amin'ilay Baiboly narafitr'i Marcion moa? manamarina fa 1 ihany ny Jehovah taloha sy anio ary mandrakizay...
Azafady raha nanohina anao ny teny navoakako. Sanatria tsy afaka hiazona n'iza n'iza hilaza ny heviny aho fa asa na fahalemena nandalo tao antsaiko iny noho ny tsy fananako faharetana loatra indraindray.
Misaotra tokoa amin'ny hevitrao.
(l)
32. ni81
(
23/09/2009 07:19)
Masiatsiaka mintsy ika zany tato ho ato a !:-P :lol: :lol: nihinana sakay tsy lanin-dimilahy be loatra angamba koa!
36. ni81
(
23/09/2009 14:56)
za kosa ve ataony ise.... ko raha tsy pelaka za ko ise(ri) an:lol: :lol:
38. rijadolly
(
24/09/2009 16:24)
Ika >>>> =)) =)) =)) Kay tamin'ireny nanaovan'ise ahy se reny kay evern'ise fa vavy za ô? =)) =)) =))
Mba alefao eto kely njay aloha le rohy "karetsaka" le manao elahy an'Jesoa Kristy iny mba hibedesana an'Ise ra mbola tsy novaina e!Voakapoka ndray serie ra mbola tsy niova iny ihihihih!
Azafa dy HS be le resakay sy Karetsaka ô!

39. ikaretsaka
(
24/09/2009 16:34)
le manao ialahy nge tsy maninona fa le "se" mihitsy no pelapelaka izany e
40. ikaretsaka
(
24/09/2009 16:37)
efa HS ihany ary tadidio fa ny Betsileo aza manao hoe Razezo sy Randriananahary!
(Mihainoa Vetson'i Fianara)
fa le se mihitsy no tsy tafa
(Mihainoa Vetson'i Fianara)
fa le se mihitsy no tsy tafa