Ny baiboly sy ny tantarany...
1. fidinirina
(
14/09/2009 13:29)
Salamao 42.2 "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?"
Ireto misy rohy hanampy betsaka antsika @ fahalalàna ny Baiboly.
http://pagesperso-orange.fr/hlybk/bible/transmission.htm
http://www.info-bible.org/index.htm
novalian'i soanja ny 21/09/2009 01:22
3. niryna
(
14/09/2009 14:22)
fidinirina:
Salamao 42.2 "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?"
Ireto misy rohy hanampy betsaka antsika @ fahalalàna ny Baiboly.
http://pagesperso-orange.fr/hlybk/bible/transmission.htm
http://www.info-bible.org/index.htm
Ny fahasoavan'Atra anie ho amintsika mandrakariva
Misaotra fidy nizara vaovao mahafaly ho anay a
:-*
6. soanja
(
14/09/2009 22:17)
fidinirina:
Salamao 42.2 "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona; rahoviana no ho tonga aho ka hiseho eo anatrehan'Andriamanitra ?"
tahak'izao ilay soratra tiako vakian'i Ravakamalala hoe "Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko"
Tsy nangetaheta Helo na Devoly akory ny Fanahy fa ny zava-tsoa rehetra ifandraisantsika amin'Andriamanitra.
Katsaho Izy fa TSARA! Misaotra nizara.
7. majesty
(
20/09/2009 05:29)
fanampiny kely :
Aza atao fahalàlàna ara-tsaina fotsiny ry zareo ilay baiboly fa mba ampiharo a :)

8. soanja
(
21/09/2009 01:22)
majesty:
fanampiny kely :
Aza atao fahalàlàna ara-tsaina fotsiny ry zareo ilay baiboly fa mba ampiharo a :)
Zah mino fa mampihatra daholo isika rehetra. Ny hitsara ny hafa amin'izay hitany fa mandaitra aminy dia aoka an'Andriamanitra izay adidy izay raha hisy izany avy amiNY!