11 septembra madagasikara
1. fijo
(
12/09/2009 19:58)
diso ny TIM,
ny tenako dia manohan any aradalana,io dia tsy miova,saingy omaly dia homeko tsiny ny mpitarika ny mpomba an dravalo.
homeko tsiny ,satria efa nifanaraka fa hiarak any firehana telo;"ravalo" "radidy" zafy".
rehefa hoe miaraka dia tokony mifampiresaka rehefa hanao zavatra fa tsy hoe miaraka,fa ataovy izay toanareo fa ny anay koa afera hafa.
i zafy efa nanome fotoana nampiantso momba ny dinika,tokony nandrasana aloha izay hitranga momba io fiantsoana io sy ny vokany vao niar anihetsika.
izao azo ahilika hoe noho ny nataonareo ,di arava ilay dinika.
tsy fahamatorana izany amiko.
ny tokony ho izy,dia atao izay ahasolafaka foana ny ankilany,fa tsy manome vahana azy indray.

novalian'i fijo ny 15/09/2009 23:01
2. ifiona
(
12/09/2009 20:27)
fijo a, enao angamba no tsy naharaka tsara fa t@ ofak'omaly dia ry Tabera sy ry Henri Lecacheur mihitsy no tonga tany Magro ka nilaza fa ho any Ambohijatovo ny tolona. Tsy TIM ireo fa mouvance Zafy.
Faharoa manarak'izany, ny olona tonga teny Ambohijatovo anie ka tena olon'ny mouvance telo avokoa fa tsy mouvance iray ihany e. Na ireo mpitarika zafiste koa ary tonga tany, fa avy eo ry Zafy no niala pà hoe olona tonga @ anarany manokana no any fa tsy mi-représente ny mouvance Zafy. Nefa Tabera fantatra tsara fa nandeha tany Maputo tao anaty mouvance Zafy.
Ka tsy hitako loatra hoe inona no nahadiso ny TIM omaly ankoatr'ny hoe nihaino an'ireo mpitarika avy @ mouvance Zafy angaha.

3. patrick2002
(
12/09/2009 22:47)
Bravo Fijo ,Tsy dia ianao manakiana ny TIM no hataoko hoe bravo fa ilay fijoroanao @ ara-dalana ary tsy miova ,na lalana natao tsy hanaja ny zon`ny tsirairay aza ,mba olona manana principe izany ianao ,
Ny ahy indray rehefa tsy manaraka ny rariny sy ny hintsiny dia ravao ,manao hala-bato ,ny akama akama ,abut de pouvoir ,mitovy ny rehetra eo anatrehany lalana ,fa tsy hoe ianao tsy mahazo manafatra vary satria tsy mandoa douane ,rehefa manontany ny deputé ny opposition hoe nisy appel d`offre ve no nazahoany TIKO manafatra vary,taiza ary hoviana ,fanina Mr le ministre , mba firy ny hetra naloany groupe TIKO tany @ fiscalité ny 2007 ,tsy mahavoavalu Mr le ministre ,manontany ny mpanao gazety nisy appel d`offre ve ny nividianana ny boeing force one ,ary naninona no tsy, nolaniana tao @ Assemblé t@ loi de finance 2008 ,tsy misy mahavoavaly ,ary vola avy aiza no nividianana azy.

4. pikatti
(
12/09/2009 23:03)
manafatra vary satria tsy mandoa douane ,rehefa manontany ny deputé ny opposition hoe nisy appel d`offre ve no nazahoany TIKO manafatra vary,taiza ary hoviana ,fanina Mr le ministre , mba firy ny hetra naloany groupe TIKO tany @ fiscalité ny 2007
diso be elah bainn fa zany kôzin'lah zany no tena hita sy hampiarin-dr tgv zao
fijo a, enao angamba no tsy naharaka tsara fa t@ ofak'omaly dia ry Tabera sy ry Henri Lecacheur mihitsy no tonga tany Magro ka nilaza fa ho any Ambohijatovo ny tolona. Tsy TIM ireo fa mouvance Zafy.
zay koa no henoko tao @ radio fanazavana samy niteny daholo ry zalahy mouvances 3 tao fa ho ao magro
5. benkintana
(
12/09/2009 23:30)
Zao vao tena hisy fitsaram-bahoaka, efa fantara daholo fa samy teny @ magro daholo ny vahoaka tsy faly rehetra , fa tsy any ny olana fa rireto bandy mbola tgv reto na dia efa tsy any intsony aza ireto mpanohana azy teny ambohalohany
Ny tolona tsy maintsy mandeha foana raha tsy miala teo io fozaorana io

6. patrick2002
(
13/09/2009 02:41)
ny TIM rehefa mandroba lazaina fa fitsaram-bahoaka ,fa ny tsy TIM rehefa maka ny hetra tsy naloany Ravalo hatramin`izay lazaina fa mandroba .
Tena azon`ody tony
Tena azon`ody tony
7. pikatti
(
13/09/2009 07:23)
ary tsy nahita tory mintsy ve elah zany rapaty no mbola mirôdy ato foana @ 3 de @5 maraina klé, mary aho foza
ary voatanisan'elah daholo ny toetra ratsin'ireo tgvendrana reto kleaza,raha rep ireo de dac mintsy aho fa fomban'ny tgv fa saingy ampiana kely le hoe miaraka @ basy refa handroba fanjakana sy vahoaka

8. Mirananirina
(
13/09/2009 10:27)
teny @ magro daholo ny vahoaka tsy faly rehetra ,Marina tanteraka io,ary nahoana moa no voatery hoe TIM na zafy na arema sns....daholo no teny eh...! :x :x :x Ary ny olona tsotra mitaky ny marina ve tsy misy mihitsy.Raha vao misokatra ny vava dia tgv na tim!!! :x :x :x
9. fijo
(
15/09/2009 23:01)
za aloha tsy TIM fa hialako tsiny,nefa kosa ny tenako dia manohana ny aradalana.ary na milaza aza aho eto hoe diso ny TIM dia mbola tohanako ny hetsika eny amin'ny magro satria tsy aradalana ny fitondrana HAT,ka mila hovana.
mety diso tokao ngamba ny vaovao henoko satria,rah anyhenoko dia nyavy eny amin'ny magro ihany no tonga teo ambohijatovo.
fa na izany na tsy izany aza,amiko diso ihany ry zalahy,satria rehefa mifanaiky hoe hiara hanao zavatra ,dia tokony hifampierana ny hoatao.
amiko dia fomba fiady tsy mety ny hoe ,i zafy miantso fihaonana,ny magro midina an dalambe.lasa misy saritaka no vokatr'izay.
ny tokony natao,dia niandry le fempotoana nomen'i zafy aloha,ary efa hay anie fa tsy hoavy eo ry TGV e,
izay tsy fahatongavany izay no tokony natao motif hidinana an dalambe.
izao dia hafaka mamaly tsara ry zalahy hoe "izahay te hiresaka,fa mila filaminana aloha"ary fomba fiady tsara ny azy amin'io.
ka tokony asiana fandrindrana rehefa manao zavatra,fa rah any fo no hitondrana azy,ny vahoaka fotsiny no hofaty eo,fa tsy hanova zavatra mihintsy.
efa hay anie izao fa malemy le HAT e,n vola tsisy,ny fanerena feno ,na anatinyna ivelany.izay no tokony hoararaotina.