dia mihevitra ve ireto antidahy 3 lahy

1. bazylou ( 12/09/2009 19:33)
fa tena zefa be le tgv ka hanaiiky mora foana ny hoe ataovy izatsy na zaroa e, ,, ntssss aoka itsy fa mahery sady tanora ny anay e, :-D :-D atramin'izao aloha ao mada dia tsy mbola misy be mokony noho i tgv ary ze prezda ntidahy 3, tsy hahovoka an'i tgv, vive tgv :-D :-D :-P :-P
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 21:41
2. fijo ( 12/09/2009 19:47)
ie,be mokony fa ny firenena miha midina hatrany,de tohizo tsara o
3. pikatti ( 13/09/2009 07:30)
aza be mokony zany hoa fa mba jereo ny tena zava misy ,raha be mokony tsy manao an-kilaoty moa maninona fa ty tgv vao mihetsika ny magro ,ny gtt,ny vahoaka sy ny feom-bahoaka tonga de vonjeooooo :-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 13/09/2009 10:29)
atramin'izao aloha ao mada dia tsy mbola misy be mokony noho i tgv ary ze prezda ntidahy 3, tsy hahovoka an'i tgv, vive tgv
faly ery ianao amin'izao fa tsy mieritreritra hoe ny vahoaka mihinan'ny avoakany daholo :x :x :x :x mokony aho mokony
5. xxx ( 13/09/2009 10:43)
:-D :-D :-D tena be mokony marina ity TGV ity ka :-D :-D :-D izao ny ny 1eur efa mihoatra ny 14000fmg :-D :-D :-D tena mahery iTGV mijoro aminy heviny :-D :-D :-D izay lalany any lalany, na hihinany am...ny daholo aza ny olona de racharle vonona ny hiaro ny sezako foana :-D :-D :-D
6. benkintana ( 13/09/2009 20:54)
Mbola hataonay minan'emaniny koa zay mbola be mokony eto ,efa tsy mandeha @laoniny daholo zao de mbola sarihina ihany ,fa nareo tgv reto ve tena kindin'alika e,mahamenatr'olona ny foto-pisainanareo
7. bazylou ( 15/09/2009 17:47)
vive tgv, mitsangana ary hanala an'i tgv ze milaza azy ho favy eo , :-D :-D
8. Banndi ( 15/09/2009 21:41)
bazylou zany tady hanakorotana ny tokantranonay sy wiwi an , bisous bazylou jtmm :* :* :* tsika samy pelaka ihany no ady eo é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864