Hipoaka ny sarombilany

1. xxx ( 11/09/2009 08:26)
MANIFESTATION DES "LEGALISTES": 11H25. 3 voitures sont actuellement détruites à cause des affrontements. Tous les magasins et restaurants du côté d’Ambojiatovo et d’Analakely ferment leurs portes.
Date : 11/09/09


live - MANIFESTATION DES LEGALISTES : 11h20 des affrontements entre manifestants "légalistes" et militaires continuent du côté de la place du 13 mai, à Ambohijatovo et à Antsahabe. Les manifestants ripostent aux militaires par des jets de pierres.
Date : 11/09/09


Live - PLACE DE LA DEMOCRATIE: 11H20. Les militaires dispersent les manifestants "légalistes" en lançant des bombes lacrymogènes. Les manifestants se trouvent actuellement au niveau du RM1.
novalian'i papala ny 14/09/2009 10:01
2. Noue ( 11/09/2009 09:01)
dia hampiako an'ity ko ee !!

11h 02 heures locales! Les grenades lacrymogènes fusent de partout et on a du mal à respirer à des centaines de mètres du jardin d'Ambohijatovo. Les represailles commencèrent en réponse aux manifestants qui voulaient à tout prix accéder à la "place de la démocratie". On entendaient en méme temps le crépitement des armes, s'agit-il de tire en l'air ou...?
Quoi qu'il en soit, les manifestants ont décidé de descendre sur la "Place du 13 Mai"! A noter que les dirigeants des trois mouvances étaient bien parmis les manifestants.
3. Picsou ( 11/09/2009 09:04)
Tsy vahaolana ny miaramila. Ary ahoana indray raha isika no mamorona tafika vaovao?
4. TWING ( 11/09/2009 10:07)
piscou
tsy ratsy ilay hevitra fa saingy efa io anie no novoizin ny Zafy efa depuis 2000 ny guerre civil eto dago e!

aleo mangina dia hita eo rahampitso fa ho eny Ambotsirohitra ry trois mouvances
5. ntss ( 11/09/2009 11:02)
d mbola sahy miteny V reo fa légaliste!!! ntss
6. TWING ( 11/09/2009 11:23)
ntss

efa nivadika ny Globe
ny Pot lasa Jogy
nivadika ny tany
ny rano lasa ... tsy fisotro

nivadika koa zany ny TIM lasa
tsy légaliste
7. xxx ( 11/09/2009 12:53)
Picsou:

Tsy vahaolana ny miaramila. Ary ahoana indray raha isika no mamorona tafika vaovao?


tena mety alaivo dol ny vatan-dehilahy isam-pokotany d vita e
8. xxx ( 11/09/2009 13:28)

Picsou:

Tsy vahaolana ny miaramila. Ary ahoana indray raha isika no mamorona tafika vaovao?


Olana aza ny miaramila raha amiko : ny lehibe voavidy vola, ny madinika voavidy bodofotsy sy savony !!! Non aux mlitaires !!!

9. pikatti ( 11/09/2009 13:56)
Refa tsy mety ny hanaraka ny nosiniavina niaraka fa mamadika ny nosianiavy tany MaputoI ny tgv de tsy maintsy izao no hiafarany,n'iza zanaka raha tsy mankato dia voakapoka, raha mbola lohana dj de aleo hianana kely ao aloha :-D :-D
10. TWING ( 11/09/2009 14:10)
xxx - pikatti

mandinika oa !
ka maninona rah miandry fifidianana nareo fa ny HAT ve 4 taona e?
maninona raha ny tetika ahalaniana ho filoha indray no atao fa midongy seza tsy ho azo eo?

dia hilaza indray oe ka reha i TGV no nanao an izay taloha.

ka efa trop be ny nataony koa.
11. xxx ( 11/09/2009 14:32)
Ny olana ho an`ny olona anie ry TWING dia ho maro be ireo ho lasa chômeur atsy ho atsy , ny vidim-piainana hidangana be efa tsy ho araka intsony ka iza no tadiavinao hamelona anay izany , ny HAT ve ? nefa ity fatina DJ tohanan`ny zoulou Miaramilan`ny CAPSAT ity no miziriziry manao izay tsy hivahan`ny olana ! Dia mbola hangina ihany ve ny vahoaka ( ny maro an`isa fa tsy ilay fozaorana voavidy vola teo am`13 mai akory ) ? Rehefa tsy mety intsony ny fiala-nenina farany dia aleo ho raikitra ny gidragidra satria izany efa tsy maintsy ho atao ihany e ! Tsy izay CAPSAT iray garnison akory no hifehy ny malagasy 22 millions !
12. pikatti ( 11/09/2009 14:42)
nefa ity fatina DJ tohanan`ny zoulou Miaramilan`ny CAPSAT ity no miziriziry manao izay tsy hivahan`ny olana ! Dia mbola hangina ihany ve ny vahoaka

marina loatra sady efa mba nomena tànana nefa mbola be zesta de aleo lerana any :-D :-D
13. sakaymena ( 11/09/2009 18:40)
isika mitazandavitra no jamba fa ny vahoaka malagasy tsy jamba mihintsy.fa reo efa mpambotry firenena oulm be tsy fihinana tohananareo reo no mamerivery anareo de manaraka nareo fangah tsy niarahana nahita ny nitondran'ireo e.tsy nareo tokoa no tsy ampy sakafo fa ny vahoaka malagasy maina toy my kitay natapy andro ka hainareo ery ny midedaka.ndana mody kely de hitanao ao hoe iza no tinoul foza sa osy
14. xxx ( 11/09/2009 20:29)
sakaymena:

isika mitazandavitra no jamba fa ny vahoaka malagasy tsy jamba mihintsy.fa reo efa mpambotry firenena oulm be tsy fihinana tohananareo reo no mamerivery anareo de manaraka nareo fangah tsy niarahana nahita ny nitondran'ireo e.tsy nareo tokoa no tsy ampy sakafo fa ny vahoaka malagasy maina toy my kitay natapy andro ka hainareo ery ny midedaka.ndana mody kely de hitanao ao hoe iza no tinoul foza sa osy



vahoaka ???? 3 sy 1 anie zao ka iza no tena vahoaka resty ????
15. fijo ( 11/09/2009 20:41)
le "vahoaka"io,tokony tsy ampiasaina,fa olona tsy voafidy no eo izao.aleo hisy fifidianana vao miresaka vahoaka izany
16. pikatti ( 11/09/2009 20:42)
tsy nareo tokoa no tsy ampy sakafo fa ny vahoaka malagasy maina toy my kitay natapy andro ka hainareo ery ny midedaka.ndana mody kely de hitanao ao hoe iza no tinoul foza sa osy

ka iza ary @ nao no tompon'andraikitra ,tany ve enao de mbola manompo olona efa tsy avotra ntsony io
17. fijo ( 11/09/2009 20:44)
foza ve hitolona,fa manimba no hain'ny foza.
18. pikatti ( 11/09/2009 21:00)
foza ve hitolona,fa manimba no hain'ny foza.
aoka lessy tonton Fijo a :-D :-D
19. papala ( 14/09/2009 10:01)
tsy misy zavatra hain'ny ""foza orana andry tgv"" afatsy ny : - manaiky dia avy eo mandà, - mpandainga alika maty (tema olona farak'izay mpandainga tsy vanona). - mpandroba fananan'olona dia avy eo amidy eny an-tsena ny varin'olona sy ny menaka. (sady atao lafo be)- atidohan'olona pokaty (hatramin'izao ny toe-karena Malagasy tsy misy tokotaniny).- ny orin'asan'ny vadiny ""DOMAPUB"" no hataony mameno ny tananan'Antananarivo.sns.......................................
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5314