« Si Rajoelina veut la guerre, nous sommes préts»
21. TWING
(
11/09/2009 11:32)
xxx
aleo aloha mazanmbody toy izay maivandoha.
maivandoha kinga vody mantsy tsy hita intsony izay hipetrahana fa enjehina daholo zao seza rehetra zao.
aleo aloha mazanmbody toy izay maivandoha.
maivandoha kinga vody mantsy tsy hita intsony izay hipetrahana fa enjehina daholo zao seza rehetra zao.
22. harybe
(
11/09/2009 11:44)
12H27 : La mouvance Zafy annonce se désolidariser du mouvement légaliste d'Ambohijatovo.
zao ve no oe tsy matahotra an'i andry!! toa vava fotsiny fa vao mipaoka ny basy dia mitsoaka!
24. pikatti
(
11/09/2009 13:52)
Tohizo ny tolona fa efa tapina ry zalahy tgv ve é, miantso miaramila ndray ny foza :-D :-D :-D
26. pikatti
(
11/09/2009 14:45)
tena nandra koa ty wiwi ty klé,zany mba fanontaniany ,tgvendrana marina :-D :-D
27. dadabe
(
11/09/2009 14:55)
. Mpandefa : ntss [ Valio ] 11-09-2009 14:14:13
Lohateny : Re : « Si Rajoelina veut la guerre, nous sommes préts»
bye bye zafy sy ny place de réconciliateur e olona pondry tsss
angaha tsy lidinakika leuleu :roll:
28. fijo
(
11/09/2009 20:51)
ka ny sasany mifanaraka,nefa avy eo mivadika ko,aiza no hisy filaminana
29. pikatti
(
11/09/2009 20:59)
ka le sonia fotsiny ny azy no nataony de samy miala é, môpera vaky damizana io ,refa tsy arahin'asa le sonia de famadihany ny zavatra nifanekena zany , de aleo hihatra ny tanjona manaraka
sali elah dadabe
aleo homena lesona lesy ny ankizy refa tsy mankatoa RAD a :-D
sali elah dadabe
aleo homena lesona lesy ny ankizy refa tsy mankatoa RAD a :-D
30. bazylou
(
12/09/2009 08:13)
de ahoana , hikombalka izany isika ry noue an, tairo e, zahay koa masakisaky e, :-P :-P
31. pikatti
(
12/09/2009 12:38)
aza be vava eo leity elah ry basse loha ,zay sahady lisany de mikorapaka be hotran'inona :-D :-D :-D
