lieutenant colonel

1. xxx ( 10/09/2009 08:40)
Araka ny fandehan'ny toe-draharaha amin'izao dia ho avy ny fotoana hirotsahan-dry zafy dobera sy ratsiraka eny an-dalambe.

Ka noho izany dia tokony handray fepetra aingana i Andry nirina, tokony atao Amiral aingana i Charles mba ahafahany mifampitady tsara amin'ity Amiral jamba naman-dry TIM vaovao ity.

Mahagaga ihany aloha nareo TIM ireto, i Deba ve ry reto no lasa akamanareo be. :) lé olona jamba mpamono olona tamin'ny 2002 ihany io a! Ary lé olona nanampy an'i Andry nirina nanongana an'i Marc vo tsy ela izay. Enjana nareo amin'ity famahana lalitra ity aloha e, fitiavan-tanindrazana daholy angamba no anaran'izany a?
novalian'i fijo ny 12/09/2009 20:05
2. rajy ( 10/09/2009 09:53)
Sokafy ny saina fa politika io ry zefa a
Aiza ary nareo zany,tsisy lolo-po fa izay ahazoana fitondrana no tanjona.
Merci
3. xxx ( 10/09/2009 11:55)
rajy:
Sokafy ny saina fa politika io ry zefa a
Aiza ary nareo zany,tsisy lolo-po fa izay ahazoana fitondrana no tanjona.
Merci


Misaotra rajy manokatra ny saiko tahaka izao. Aza dia esona loatra fa vendrana e!

Ka noheveriko fitiava-tanindrazana ange no nanaovan'ny TIM an'izao rehetra izao e! Azafady fa tena zefa be mihitsy izaho.
4. xxx ( 10/09/2009 12:19)
xxx:

Sokafy ny saina fa politika io ry zefa a
Aiza ary nareo zany,tsisy lolo-po fa izay ahazoana fitondrana no tanjona.
Merci


rajy:

Misaotra rajy manokatra ny saiko tahaka izao. Aza dia esona loatra fa vendrana e!

Ka noheveriko fitiava-tanindrazana ange no nanaovan'ny TIM an'izao rehetra izao e! Azafady fa tena zefa be mihitsy izaho.


Fitiava-tanindrazana koa ny anaran'izao raha toa ka fitiava-tanindrazana no iantsoanareo izao mampiziriziry an'i Rajoelina tsy hifanaraka @ besinimaro izao !!!!

5. dadabe ( 10/09/2009 13:17)
:-D :-D
6. Mirananirina ( 10/09/2009 13:22)
ary ilay jamba lazainao io izany taminy nanao sonia tany maputo dia notantanan'i tgv sa ............ahoana??????????????
Amiko aloha efa nitondra teo aloha izy ireo ka rariny raha te hihiditra,marina fa nisy ny ratsy ary nisy koa ny tsara,fa ilay bandy kely tsy mila olona ity no loza be :( :( :(
7. Picsou ( 10/09/2009 14:46)
Za raha mba milatsaka hofidiana any aminay dia mino aho fa mahazo 80% et plus eo anatrehan'ny candidat izay apetraky ny tgv eo. Za kou zany tokony hamorona governemasaka any aminay. :oops: de za koun kou hanangana moov atsy ambadika atsy. Resaka izany fa .... Avelao hitondra izay hitondra fa izay tonga eo anie mihinana daholo e!!!!!!!
8. kidoropamba ( 10/09/2009 15:20)
Tena tsy misy ilàna azy mihitsy ra-TGV raha toa ka na dia i Zafy aza sahy mifanandrina aminy. Tanora hoe, tanora, kanefa mbola toe-tsaina lomorona nahafaty ny firenena no mibaiko ny lohany.

Tsy fitiavan-tseza moa izany no nanendrena samy irery ny governemanta sy ny nanaovana ankeriny ny charte maputo ary koa no nanitsakitsahana ny sonia izay napetraka teo?

Tsy fitiavan-tseza fa fitazomantseza na koa fiarovantseza, na koa fahatahorana ho very seza no hilazana fa aleo tanora ihany no hitondra ary ny antony namitahana ny vahoaka sy ny GIC.

Tsy fitiavan-tseza fa fitazomantseza na koa fiarovantyseza sy fahatahorana ho very seza no nandraisana an'i Rajemison sy Sylla izay tanora dia tanora tokoa na ny taona na ny toetsaina.

Dia mbola mihevitra ny vahoaka ho adala ihany ve?

Miomana fa hoa avy ny kapoka dia hohitan'ny havanao eo ianao ranaotra a.
9. dadabe ( 10/09/2009 16:07)
elah tokony ho minisitra ry kidoropamba
10. Papoose ( 10/09/2009 16:42)
:-D mba manontany tena za hoe ahoana marina angaha ny qualifications an'ireo lasa ministres reo oooouu!!
11. zoam ( 10/09/2009 16:56)
rehefa niaraka nanongana an'i ra8 dia mahazo recompense e,jereo ra gista minisitry ny com ,manana site madagate no experience hanana dia izay ,taloha lery iny mpivarotra charbon teo isotry tao ,dia nanao livreur taty france dia lasa minisitra e ,izao efa lasa deba kely sahady satria efa nahavita trano volo any dago plus 5milliard ariary any banky
12. Papoose ( 10/09/2009 17:01)
raha zany no izy dia tena mampalahelo ny tsy manan-katao sy ny tsy afaka manao!!! marina!!!

dia vao maika hiha-ngeza hatrany ny elanela misy eo @ mpankarena sy ny mahantra!!! mampalaheloooo
13. pikatti ( 10/09/2009 22:40)
hoy kidoro
Tena tsy misy ilàna azy mihitsy ra-TGV raha toa ka na dia i Zafy aza sahy mifanandrina aminy. Tanora hoe, tanora, kanefa mbola toe-tsaina lomorona nahafaty ny firenena no mibaiko ny lohany
. :lol:
14. bazylou ( 12/09/2009 08:18)
de mbola misy manohana ihany ireo antidahy voazanaka ireo, beuurrk
15. pikatti ( 12/09/2009 12:39)
ka ny zaza tsy afa tavony dj ve lessy no apetraka eo raha tsy de efa inona klé :-D :-D :-D
16. fijo ( 12/09/2009 20:05)
ary ity rajemison sy sylla lasa namanareo TGV mba ahoana?????sa tsy itan'ilay nanoratra izay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1916