birmanie no tanjona
23. pikatti
(
09/09/2009 18:27)
tgv ndray zao no hongotana hatramin'ny fakany fa manimba ny tany :lol:
24. Zina
(
09/09/2009 19:13)
rehefa hainareo ny manala ny fakany (frantsay io) dia miala ho azy ny rehetra :-D :-D :-D
25. zoam
(
09/09/2009 19:38)
i tgv aloha no mila hongotana hatramin'ny fakany e ,izay ihany
allez les bleus contre serbie
1a 1 izao izay mbola tsy mahalala vao 1er mitemps
allez les bleus contre serbie
1a 1 izao izay mbola tsy mahalala vao 1er mitemps
26. pikatti
(
09/09/2009 19:59)
aoka lesy zoam, mandeha ato ny tsaky e, ny rami etsy an-daniny,ny tgv maka Serbie ha ha ha, ka raha maharesy ny serbie zany ve de tsy kotabaiko intsony hono ny tgv ,ha ha ha ,tsisy an'zany eo é :-D :-D :-D
