Fandresen'ny MAGRO ny Governemanta Roindefo 2

1. hery ( 09/09/2009 09:04)
Raha tena manaraka politika dia fandresena ho an'ny Mouvances 3 (Ravalo, Radidy, Zafy) ny fitsanganan'i Governemanta Roindefo 2 io. Ny antony dia mbola bloké indray ny HAT satria be mokony. Efa nomena chance mba hahafahany mahazo ny fankatoavana avy amin'ny Communauté Internationale (CI) izy tamin'ny fanarahana ny Maputo I kanefa dia nidrikina nanangana Governemanta azy manokana. Dia indro fa efa niaka-peo sahady ny Vondrona Iraisampirenena hoe tsy ekeny io... izany hoe tsy ho tonga indray ny saosy...
Ary rehefa tsy tonga ny saosy dia manao mafy loha mandritra ny herinandro vitsivitsy aloha ry zalahy dia avy eo miforitra indray mandadilady @ CI.

Efa vava be anie izay natao ny CI izay e... hoe tsy mila izay Vondrona Iraisampirenena sns... kanefa efa impiry no mbola mandadilady mitady vahaolana ihany mba hahazoana vola. Ny tenin'i Roindefo aza tamin'ny nanolotra ny governemanta teo dia hoe "Mba ho fanarahana izay nifanarahana tamin'ny CI" kanefa izy ihany no efa impiry miteny hoe tsy mila izay CI isika...

Inona ary ny fandresena azon'ny MAGRO.
- Mikorontana ny HAT satria nampiditra ekipa hafa (Sylla, Andriamiseza)
- Nasehon'ny MAGRO anefa fa tsy ekipany akory ireo ekipa hafa ireo. Tsy voahaja izany ny fifanarahana Maputo
- Tsy nanaiky ny HAT indray ny CI... izany hoe TSY OK :-)
- Mahazo lanja indray ny tolona.
2. xxx ( 09/09/2009 09:07)
tokony hatsangana haingana ny gouvernement consensuel des trois mouvances car je pense que celui-ci sera plus consensuel que celui de Monja RONDEFO et nous allons voir lequel d'entre eux va étre reconnu par la CI.
3. gasmlay ( 09/09/2009 09:18)
de rôvina ndray no hirodana le gouvernemanta vao2 ry mpaminany sandoka?? :-D :-D
4. ouiandry ( 09/09/2009 09:29)
Mbola manonofy ndray ny Tsy Tia Tanindrazana tsy mahavelontena raha tsy mialokaloka @ avy any ampitan-dranomasina any!!!
Na inn holazaina na inn d mazava fa Rajemison ohatra d nosokajiana anisan'ireo olon-kendry d io izy fa niditra ao @ ilay Tetezamita satria tsy miandry ny raharaha-pirenena!!!
i Andriamiseza d nahatsapa ary tonga saina fa ampy izay ny Magro fa efa tonga ny fotoana hanatsarana ny fiainampirenena!!!
Maputo d nampesainay mouvance Rajoelina nentina ni-décomplexe-na an'ireo oul nanohana an'i Ravalomanana kanefa te hiditra tato @ fitondranay!!!
Noho izany d ny mouvance Rajoelina no nahazo fandresena satria:

_nY miaramila tsy niova ny position-ny!!!
_Nisy avy amin'ireo mouvance anakitelo no tonga nandray ny andraikitra entina hampekarana ny firenena!!!
_Tsy nisy na iray aza avy aminay mouvance Rajoelina nivadika nandeha teny @ Magro!!!

D mahandrasa kely fotsiny fa efa vonona ny fomba entina hanatsarana ny fiainambahoaka ary izay paik'ady izany d hanalan'ny fanadevozana sy ny fiankinadoha ny malagasy @ avy any ivelany!!!
5. Mirananirina ( 09/09/2009 10:39)
mahandrasa kely fotsiny fa efa vonona ny fomba entina hanatsarana ny fiainambahoaka ary izay paik'ady izany d hanalan'ny fanadevozana sy ny fiankinadoha ny malagasy @ avy any ivelany!!!
hiandry hatramin'ny oviana hono??? :cry: :cry: :cry: Mankaleo be zany raoui an!!!!Ary nahazo toerana ve ny havako sa ???
6. xxx ( 09/09/2009 11:02)
Tsy misy mila ireo fanjakan'ny tsy ampy saina sy maivandoha ireo,tsy tahotra tsy henatra akory ry andriamitady seza avy eny @magro dia lasa hat na tsy tim akory ireny fa le mpitsikilo na le diso tia seza tafahoatra dia itony manorohanta koa sy rajemison noheverina fa tia an'i madagasikara ,noheverina fa mba olona" intelligents "kay faikany tia vola sy harena daolo
Efa niteny Ravalo hoe tsy hitsodrano izay miditra ao @goveRnemanta radomelina io izy raha tsy manaiky ny fifanarahana TANY MAPUTO miaraka amindRadeba sy Zafy dia mbola miditra ao ihany ry tia vola SY RY Ttia seza ,mody mitady prétexte fotsiny hoe tombotsoan'ny firenena fa dia TSY TAHOTRA TSY HENATRA MIARAKA @PUTTCHISTE,dia aiza moa i madagasikara no handroso ,malahelo ano aho ry taniko sy ry olom-bitsy nokaramaina bonbon anglais hatao tohatra fiakarana raha ireo no eo dia ny tombotsoan'ny lafrantsa ihany fa ny vahoaka malagasy ohtra azy aleony hitsindroka fako fa Andriamanitra tsy mi existe a@reo olona ireo,ho hitantsiak eo ny tohiny ,sady marary no MAHAMENATRA ?EFA FANTATRA fa tsy eken'ny communauté internationale d bola mizizriziry hamotika firenena eo ireo tsisy saina ireo,aleo ho avy ny sadec ry zareo fa potika ny firenena a ,izao ny vahiny manondrana bois de rose sy saphir ,ireo tgvendrana ireo no mandray ny vola kely a@zany d any ampaosiny !!!!
7. diloo ( 09/09/2009 11:19)
Toa hanandrana hiverina hangataka vola any amin'ny CE europe-indray ry zalahy,
hanantena feuille de route vaovao sy i débloqué-na ilay 635 millions d'euros.
:-D :-D :-D .
Voako indray ny sasany (Tsaoko io fa calme fotsiny e).
Ny tiako ilazaina amin'ny mpisera milaza fa tsy mila CI na CE?.
Ndry fa iza ireo mpangataka hatrami'ny 8 volana izay nahazo fahafambaraka sy aotra foana ny résultat, indrindra fa tany Bruxelles iny!
Mba omeo ahy kely anie ry ireto ny valin'ireo mpangataka milaza azy ireo tsy ho mpangataka ireo an?
Ndry fa iza koa ireo antokom-pahefana nangataka sy manaiky hivarotra tany sy rano amin'ilay printsy Alwaleed ny Arabie Saoudite iny?
Milaza azy tsy mila fanampiana?
Raha tsy mila fanampiana, marina fa mbola misy vola ao amin'ny banky foibe,
hatao hizarazarana ny saosy sisa tavela, mialohan'ny hitsaoka rehefa tay ny afera.
Ary ho avy amin'izay ny tena vahoaka 18 millions atsy ho atsy, fa kalma fotsiny aloha.
Omoe ahy aloha ilay valiny ilay hoe iza ireo mpangataka milaza azy tsy ho mpangataka nandritra ny 8 volana izao?
:wink: :-D :-D :-D
8. remahity ( 09/09/2009 11:21)
Fandresen'ny MAGRO ny Governemanta Roindefo 2

Efa nomena chance mba hahafahany mahazo ny fankatoavana avy amin'ny Communauté Internationale (CI) izy tamin'ny fanarahana ny Maputo I kanefa dia nidrikina nanangana Governemanta azy manokana.

fandresena ahoana indray ary ra-zoky a!

Vraiement, mon p'tit gars , c'est tiré par les cheveux tout ça, ny olona mi-recruter ny ekipanao ao natin'ny governemanta -ny, et tu me parles de fandresena

quant à la communauté interantionale, leur condamnation à la mollesse, laisse moi rire, , Lybie, birmanie, côte d'ivoire, israel, cuba, et méme MUGABE ont été tous condamnés par la CI, cela n'empéchait pas le monde de tourner

il faut arréter ce genre de reflexion à la con, c'est fatiguant à la fin.

ny politique rapport de force io, creer vo ty rapport de force koahy, mitambara ny 3 Mouvance, greve generale, etc...

fa laha ze Ci internationale, na ny blablabla....c'est nul...


Zimbabw condamne, ny vahoaka affamés , Mugabe manakarem-be, donc ny vahoaka no rerake, ry zalahy hi-piquer dans la caisse toujours ...


sinon, zero iaby koahy nareo laha mbo zao avao ty fisainananreo TGV aura une large boulevarsd à double sens pour lui seul , devant lui


9. xxx ( 09/09/2009 11:29)
ouiandry:

Mbola manonofy ndray ny Tsy Tia Tanindrazana tsy mahavelontena raha tsy mialokaloka @ avy any ampitan-dranomasina any!!!


Ho hitantsika tsy ho ela izany hoe tsy mila ny any am-pitan-dranomasina izany
OK ! Tsy ho ela ho aho !!!


10. pikatti ( 09/09/2009 11:47)
Efa vava be anie izay natao ny CI izay e... hoe tsy mila izay Vondrona Iraisampirenena sns... kanefa efa impiry no mbola mandadilady mitady vahaolana ihany mba hahazoana vola.

adin-dry tgv ihany io mampandry andrisa io kah nefa ary ambadika misolelaka :-D :-D :-D

laha mbo zao avao ty fisainananreo TGV aura une large boulevarsd à double sens pour lui seul , devant lui

rail mankany an-kady less io a,ary aller simple ihany :-D :-D :-D

de ozy koa i bado
D mahandrasa kely fotsiny fa efa vonona ny fomba entina hanatsarana ny fiainambahoaka ary izay paik'ady izany d hanalan'ny fanadevozana sy ny fiankinadoha ny malagasy @ avy any ivelany!!!

Madakasikara leity ny budget 95% avy @ bailleurs de fonds avy aty ivelany a :-D :-D :-D
11. ouiandry ( 09/09/2009 11:58)
pikatti:

Madakasikara leity ny budget 95% avy @ bailleurs de fonds avy aty ivelany a :-D :-D :-D

ny ryfonlah efa maina sy masiso à 95% no tsy azo ialana :-D :-D :-D fa ny fiankinadoha ny toekarena ry lity azo elana ah, ary io fiankinadoha nampahantra ny Malagasy io mintsy no tsy maintsy hiadiana!!!


12. vitamatavy ( 09/09/2009 12:05)
ouiandry:

Mbola manonofy ndray ny Tsy Tia Tanindrazana tsy mahavelontena raha tsy mialokaloka @ avy any ampitan-dranomasina any!!!
Na inn holazaina na inn d mazava fa Rajemison ohatra d nosokajiana anisan'ireo olon-kendry d io izy fa niditra ao @ ilay Tetezamita satria tsy miandry ny raharaha-pirenena!!!
i Andriamiseza d nahatsapa ary tonga saina fa ampy izay ny Magro fa efa tonga ny fotoana hanatsarana ny fiainampirenena!!!
Maputo d nampesainay mouvance Rajoelina nentina ni-décomplexe-na an'ireo oul nanohana an'i Ravalomanana kanefa te hiditra tato @ fitondranay!!!
Noho izany d ny mouvance Rajoelina no nahazo fandresena satria:

_nY miaramila tsy niova ny position-ny!!!
_Nisy avy amin'ireo mouvance anakitelo no tonga nandray ny andraikitra entina hampekarana ny firenena!!!
_Tsy nisy na iray aza avy aminay mouvance Rajoelina nivadika nandeha teny @ Magro!!!

D mahandrasa kely fotsiny fa efa vonona ny fomba entina hanatsarana ny fiainambahoaka ary izay paik'ady izany d hanalan'ny fanadevozana sy ny fiankinadoha ny malagasy @ avy any ivelany!!!

seza rivotra ve


:-D :-D :-D nanresy tgv sy ny hat e
13. patrick2002 ( 09/09/2009 12:21)
Fandresena ho an`i HAT sy ny TGV ny fananganana ny governemanta Roindefo 2 ,satria dia tsy tafiditra tao ireo mpitady seza ,mpiaro ny tombotsoany tenany manokana ,
Raha vao nanaiky nampiditra Governemanta zarazarao hanjakana teo ny HAT dia efa hanomboka indray ny guerre interne eo @ samy mouvance ,amin`izay vao ho lasa havo lenta ary miha mahery vaika ny ady an-trano ,sy ny ady lahy politika tao madagasikara .
Momba ny mouvance telo ,dia mihevitra ve ra Herisona , fa haaritra izany fiaraha-miasa ny mouvance telo izany :lol: :lol: :lol: Tsiky dia ampy .
14. pikatti ( 09/09/2009 12:31)
mbola maimbo be ny vavan'elah zany wiwi ,ha ha ha,
seza rivotra ve

:-D :-D :-D kôzy ve zany vitamatavy
hiandry hatramin'ny oviana hono??? Mankaleo be zany raoui an!!!!Ary nahazo toerana ve ny havako sa ???
marina zany ry mirana ;-)
15. Noue ( 09/09/2009 12:54)
dia izay adala ihany oa no tsy mba miova eee !! jereo ity lazain'ny tanora tgv ity !!

http://www.courriermada.com/spip.php?article1348

Bon nombre de ces jeunes, dirigés par Haja Manjaka Nady Aimé, qui se regrouperont bientôt dans une association légalement constituée, étaient autrefois des militants actifs pour l’avènement de Andry Rajoelina sur la Place du 13 mai. Ces jeunes sont déçus par Andry Rajoelina qui, à leurs yeux, n’est pas un homme de parole car n’ayant pas respecté les engagements faits lors des accords de Maputo II (la Charte des valeurs notamment).


16. dadabe ( 09/09/2009 14:09)
rahovina aza isika malagasy vao sahy hanao "revolution interne " sahala @ nataon'i sinoa ??????? tsy ny CI no mibaiko sinoa ankehitriny fa ny sinoa no mibaiko CI...
1-ny akora rehetra ananantsika gasy
2-ny oll avarampianarana ananatsika saingy tia mifampialona
3-ady seza no betsaka ...mankaleo sady mampalahelo
4-fanaratsina sesilany sy fandrafina izay tsy mifanaraka @ soratra masina no ataon'ny ol rehetra misoratena ho mpamaky soratra maisna
:roll:

malahelo anao aho ry taniko sy ry mpiray tanindrazana amiko


andeha re isika HIOVA TOETSAINA HO TENA TIA TANINDRAZANA E
17. pikatti ( 09/09/2009 14:38)
Ces jeunes sont déçus par Andry Rajoelina qui, à leurs yeux, n’est pas un homme de parole

betsaka no diso fanantenana @ io olona io

rahovina aza isika malagasy vao sahy hanao "revolution interne " sahala @ nataon'i sinoa

de ahoan zany kleaza a :-D :-D de ho vonoina sahady ve ry zalahy tgvfopla serasera sa ahoana??? tsy aleo ve hanalana kely aloha sa"révolution verte" hoatran'ny Lybie eh , efa maty mosary anie leity ny Gasy zao ry zalahy de ady seza lava tsisy farany :-D :-D
18. terrywui ( 09/09/2009 16:49)
Natory tsara ve alou i Hery halina sa reraka mikarakara Ambondrona de tsy vo metrizé tsony le kozy ????
19. pikatti ( 09/09/2009 16:52)
efa tafavoaka tany @ coms nga leity elah , hisaory i rapaty fa lery no nanao ny caution tao bainn a :-D :-D :-D
20. fijo ( 09/09/2009 20:34)
hoan'ny HAT anie tsy misy diakny ny fanakianan'ny CI e,fa mino ve ianareo fa ireo vahoak ahijaly eo,aharitra rahoviana????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079