Tena mazana ve ny HAT???

1. locl ( 08/09/2009 20:29)
Ils (les dirigeants de la SADC) rejettent la décision unilatérale prise à Madagascar », a déclaré Joaquim Chissano à l’agence Reuters, se référant aux dirigeants de la Communauté de développement d’Afrique australe (SADC) lors d’un sommet à Kinshasa mardi.

Ka izao no mitohy dia hihinana ny tsy fihinana ny Malagasy satria hanaraka an'io daholo ny firenena rehetra.
novalian'i dadabe ny 09/09/2009 05:28
2. fijo ( 08/09/2009 21:28)
ka dia samy miandry izay hidonany izao.asa rah aaharitra lava eo ny vahoaka fa dia miandry isika
3. xxx ( 09/09/2009 02:15)
Ny vahoka tsy hiandry zany e, heverin-ndry zareo tsisy saina mihitsy ny ponina gasy ka, jereo ny ataon;ny frantsay any gabon... :twisted: :twisted: :twisted:
4. dadabe ( 09/09/2009 05:28)
angaha moa isika malagasy dia tsy afaka hanao revolution interne sahala @ natan'i sinoa fa dia hiandry ny avy any ivelany foana e ?? :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047