ny olona tonga teny ambotsirohitra...

1. xxx ( 03/09/2009 09:45)
...omaly tena amanjatony mihitsy :-D :-D :-D :-D ireny hono ny vahoaka malagasy :-D :-D :-D tena manampatsinay le Andry rajaelina iny ka :-D :-D :-D tena voateriny basiny Charle marina :-D :-D :-D mampalahelo :-D :-D :-D
2. zoam ( 03/09/2009 10:13)
saika natao teny mahamasina dia nataohatra ny tsy ahazo olona fa lany ny saosy hanakaramana foza,dia hoe aleo eny ambohitsorohitra nefa indrisy ireny sisa ny tapaporohana sisa tsy may ,izay le tenin'i ra8 hoe tsapao aloha y herinao, izao efa hita ny heriny fa tsy misy lazon'ady nefa nefa combat lutte a mort
3. Mirananirina ( 03/09/2009 12:49)
hihihi,tsara ho azy izany :-D :-D :-D :-D tsy nisy olona firy intsony tgv. :-D :-D :-D
4. pikatti ( 03/09/2009 13:13)
le tgv fopla sy mpilelaka reny sisa no mbola taraika tao ,niampy le kely sisa mitsipozipozy ato @ serasera hay ka olona telo monja ry lerony reo nefa mody 30 ny psny :-D :-D :-D
5. Mirananirina ( 03/09/2009 13:33)
:-D :-D :-D
6. bozyboleta ( 03/09/2009 14:34)
Ka hoe saika hatao teny Mahamasina ny "fitsapan-kevi-bahoaka" dia i Rossy no nantsoina hamitahana ny foza kanjo tsy nety Rossy fa hoe izy tsy misaraka @ deba.
Dia iny in-telo niova iny ny toerana ary ny farany dia tao Ambohitsorohitra ihany ary ny mpilelaka marina sisa no taraiky tao .
7. fijo ( 03/09/2009 19:48)
1500 sisa ,ny minisitr'i tgv ihany no milaza an'io,fa tsy hoe ny manohitra azy.ka dia ireo izany no atao hoe vahoaka malagasy
8. pikatti ( 03/09/2009 21:09)
1500 izany no atao hoe vahoaka malagasy

mafy anie lesy zany te ho légitime zany rafijo a
9. patrick2002 ( 04/09/2009 02:45)
fijo:

1500 sisa ,ny minisitr'i tgv ihany no milaza an'io,fa tsy hoe ny manohitra azy.ka dia ireo izany no atao hoe vahoaka malagasy



Ka ireeo ihany no tafiditra tao ambohitsirohitra kou !
10. zoam ( 04/09/2009 03:37)
raha ny fanirian'i tgv mba te hanao demonstration ohatran'ny eny @ magro omaly izay marihiko va record saingy efa tsy mahazo kill intsony dia aleony skiva etsy sy eroa aloha,olona vidiana no ankabetsahan'ireny teny ireny ,normal be raha matahotra election ,jereo mba olona nanatrika azy tao @ kianja mitafo ny mahamasina t@ ilay vavaka natao,zara raha nahazo olona nefa hoe avy nandresy tany maputo hono
11. xxx ( 04/09/2009 06:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D TgV :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D TGv :-D :-D :-D :-D :-D
12. ntss ( 04/09/2009 10:01)
:-D :-D :-D :-D :-D tsy afaka am'reto osy mainty reto mitsy ty mimenomenona ty e! tazotazomy ihany aloha "ny Energie" nareo fa anay foza zao ny tanàna e! Foza no mitondra de osy mainty no entina!! lol sady nareo koe efa tokony ampidirina am-bala am'zay fa ela zay nahenoana anareo zay tsy nahitana marimaritra iraisana;

Tohio fa tsara zoky PRESIDENT Andry a!! na tsy afaka nankeny Ambotsirohitra aza zahay de manohana anao hatram' fara-fofonaina e!.

Matahotra mantsy reo osy mainty reo sao tafavoakanao am fahantrana i Madagasikara ary tsy hiankindoha amin'ny any ivelany intsony de mi-beuuuuh eraky ny tanàna ry zalahy.
Madagasikara tsy mandohalika ho an'ny Malagasy e!!!
Vive TGV
13. pikatti ( 04/09/2009 11:31)
olona vidiana no ankabetsahan'ireny teny ireny ,normal be raha matahotra election ,jereo mba olona nanatrika azy tao @ kianja mitafo ny mahamasina t@ ilay vavaka natao

sady mividy olona no mitady hividy Antra klé,amboandia mitafy volon'ondry hotran'i ntss=wiwi klé :-D :-D :-D ndàna hoa elah mivavaka ao Pantin fpma fihobiana ao é,de mitoria teny ao ndray de tsy maninona raha tsy miteny ratsy aza elah :-D :-D :-D
14. fijo ( 04/09/2009 20:16)
rapa an," ka ireo ihany no tafiditra an"ieee,fa naninona no tsy natao tao mahamasina araka ny niheverana azy tamin'ny voalohany????satria natahotra fa raha ireo no tonga eo henatra tsy misy toa izany
15. patrick2002 ( 04/09/2009 21:07)
tsy izany kah ,araky ny Maputo 1 dia hajanona daholo ny hetsika politika rehetra ,ary i Andry efa president tsy tokony hitarika hetsika politika satria ,raha mitarika an`izany izy dia izy ihany dia efa tsy mahatoky ny tenany hoe president .
Efa president izy ary manana palais d`Etat ao izany no mendrika ny hanaovana azy @ maha filoha azy .
Izany hoe raha tao Ambohitsirohitrsa dia efa officiel izay fa tsy hetsika politika ohatry ny teny Ambohijatovo na 13 mai
16. pink ( 04/09/2009 21:09)
[quote=fijo]
rapa an," ka ireo ihany no tafiditra an"ieee,fa naninona no tsy natao tao mahamasina araka ny niheverana azy tamin'ny voalohany????satria natahotra fa raha ireo no tonga eo henatra tsy misy toa izany
[/quot
Curieux koa betsaka.
17. nalison ( 06/09/2009 07:11)
ELA NY ELA NISY NAMORY VAHOAAKA TAO ANATY LAPA .
TSY ADALAN'NY MPANJAKA TALOHA NY NANAO AN'I MAHAMASINA HO KIANJA FAMORIANA VAHOAKA .TENA OLONA TSY MAHARAKA TANTARA I TGV KA.
18. pikatti ( 06/09/2009 20:00)
TENA OLONA TSY MAHARAKA TANTARA I TGV KA.
:lol:
19. ari.malala ( 07/09/2009 08:53)
nalison:

ELA NY ELA NISY NAMORY VAHOAAKA TAO ANATY LAPA .
TSY ADALAN'NY MPANJAKA TALOHA NY NANAO AN'I MAHAMASINA HO KIANJA FAMORIANA VAHOAKA .TENA OLONA TSY MAHARAKA TANTARA I TGV KA.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7728