Las nanao vakansy ve ny tgvfopla isany é

21. pikatti ( 04/09/2009 23:09)
ozy terrywui @ wiwi

refa tonga nena d nounoulah zany fa zany tadiavinlah

marenina lesy a,ary aza beresaka refa feno ny vavan'elah hono :-D :-D :-D
22. terrywui ( 05/09/2009 11:04)
ha ha ha !! o lety ry pikatti aa!! io ane no ilazako oe efa mipikaty elah ee!! ary toa afangaronalah mitsy zahay sy ouiandry klé !! merci letsy ouiandry a! ataovy fanimpanina ao lery ra fianakam-s aa! ha ha ha !!
midelira wiwi lava mitsy le bandy mipikaty le !!!
tsy arak"elah ouiandry fa aza mitady petsa letsy a! ny politika atao fa vizanin'i ouiandry eo elah ref donto be tsy maharaka oul eto am serasera !! anontanio an'i Hery mitsy zay marina refa miverindoha elah !! ha ha ha !!

dondrona zany rah kofboay klé !!
23. pikatti ( 06/09/2009 19:48)
Aza manao an'i Pikatti tsy ho Pikatti, fa mbola ho aiza ny anjo: i wiwi sy i essera aza lasa nistsaoka vao mipika(tti) atsy fotsiny ny fanokafana ny dinika.:

de ahoana leity ry wiwi,mbola tsy mandeha foana a,gaha ny cyber klé,efa lasa any ve hono le volan'hala-bary nalefan-i rapaty é,elah koa anie efa dabaloaka de tsy mampidi-bola firy ntsony é :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066