Ny hevitrao

21. soanja ( 20/09/2009 13:25)
Envy7:

lery no ilaina toroina hvt,manenina,....


Soa aza fa mahatsapa manenina izy amin'izao. Fa raha izy no tsy mahatsapa manenina dia hoy aho hoe ento any amin'ny 18 fa tena misy olana goavana ao amin'ny atidohany ao.


22. xxx ( 20/09/2009 18:27)
Soa aza fa mahatsapa manenina izy amin'izao. Fa raha izy no tsy mahatsapa manenina dia hoy aho hoe ento any amin'ny 18 fa tena misy olana goavana ao amin'ny atidohany ao.
ny 18 zao efa feno knou, sady tsy ampy sakafo dia vao maika izy hivaha bebe kokoa any ndray
23. ikaretsaka ( 21/09/2009 15:38)
Misy toerana izay... Anjanamasina ny anarany.. tokony alefa any lo lery haka saina
24. Envy7 ( 27/09/2009 04:32)
Manenina,ny nenina ...aoriana handatsa.Tena tsara amlery mitaiza ny zanany,na mitady vady hafa,ho antitra ampijanganana eo,le joba efa niova lasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4692