Hasin'ny vehivavy malagasy sy afrikanina

21. ari.malala ( 03/09/2009 09:00)
:-D :-D :-D :-D
22. Mirananirina ( 03/09/2009 12:41)
mba tanàna kely kosa no azo atao an'zany fa tsy firenena e ? ka nandaitra zany lay fika sa tsy ampy ny vola nomena ny koksa

tena tsy arako ny tohiny avy eo eh,na nandaitra na tsia ilay zavatra.,tsy foronina io fa tena nisy.
23. Papoose ( 03/09/2009 13:12)
premiere dame :-D
24. rhina ( 11/09/2009 06:13)
matoss:

Vokatry ny fahantrana ve sa vokatry fanambaniana? Fa toa tsy re mihitsy ny hasin'ny vahivavy gasy sy afrikanina.
Raha ny silamo no jerena dia ekena fa famoretana tsotra izao no mahazo ny vehivavy any. Fa ny antsika kosa tsy misy izany.
Fa ny mahagaga dia mbola somary objet ihany ilay izy: vendeuse, mpanasa lamba, premiere dame, miss, ramatoa, mpivarotra ... Tena ohatra efa voasoratra dieny vao teraka hoe ireto ihany no sahaza ny vehivavy malagasy.
Na ny lehilahy koa aza moa.
Omeo hevitra ireharehana hoe izany ka gasy.


aiza kosa e !!
ts mtovy evitra amnao anzany zay an !!
le asa mits no ts misy afa tsy reo oh: vendeuses sns ...
zany oe le tolotrasa eto @ tsika mints no ts misy nefa ny ankizy betsaka ny mahay e!!!
oh misy dokotera ts nahita asa iz ela loatra ny recrutement ny fanjakana ka d naleony manao chauffeur
bd le iza fa tsy ary ho voatanisa eto
...... satria ireo koa no fototry ny fahantrantsika e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1323