mety tokoa ve ny hoe "référendum" ataon'i TGV rahampitso?
1. ifiona
(
01/09/2009 15:16)
miarahaba antsika
Rahampitso dia tanterahina ao @ kianja mitafo Mahamasina ny "mini-référendum" mifanaraka amin'ilay hevitra hoe consultation populaire efa tian'ny mouvance Rajoelina tanterahina taorian'ny Maputo II.
Raha jerena aloha ny habehan'ny salle dia tsy azo lazaina hoe lehibe ilay izy fa antonony mba tsy hilazana hoe kely.
Ny olona ho avy eo koa ve dia tena azo antoka fa zay fanirian-dry zareo dia hitaratra ny fanirian'ny vahoaka malagasy iray manontolo? zany hoe "échantillon représentatif" ve ry zareo raha resaka statistiques no resahina?
Raha ny système an'ireo TGV ireo mantsy dia mahavariana ihany . Taorian'ny Maputo II mantsy dia mba sendra nijery vaovao VIVA ny tenanay. Olona latsaky ny 10 no nanontaniana hoe: ekenareo ve ny hisian'ny MAPUTO 3 dia nandà avokoa ry zareo. Teo no nolazain'ny VIVA fa "ny olom-pirenena maro an'isa no tsy manaiky ny hisian'ny Maputo 3". :!:
Marihiko fa olona nitsena an'i TGV tany @ aéroport avokoa ireo natao interview. Dia hoy toy izany koa zany no endrik'ilay "mini-'référendum" rahampitso?
Toa hoe hisy "mini-référendum" koa hono any @ faritra... asa zay mba ho endrik"izany.
Angamba ny toeran'i Monja Roindefo sisa no mbola ametrahana fanontaniana fa raha ny toeran'i Andry Rajoelina ve dia mbola sahiny atao référendum?

novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:14
2. pikatti
(
01/09/2009 15:32)
sali Ifiona
ka io no tena olana @ ry zareo tgv ao,capsat misandoka civile ndray no asainy hirépresnter ny vahoaka ,mitady hanarina ny défaite tany Maputo ry zalahy
olona ho avy eo koa ve dia tena azo antoka fa zay fanirian-dry zareo dia hitaratra ny fanirian'ny vahoaka malagasy iray manontolo? zany hoe "échantillon représentatif" ve ry zareo raha resaka statistiques no resahina
ka io no tena olana @ ry zareo tgv ao,capsat misandoka civile ndray no asainy hirépresnter ny vahoaka ,mitady hanarina ny défaite tany Maputo ry zalahy
3. zoam
(
01/09/2009 15:53)
toa hoe tsy raikitra ny- eny mahamasina fa vitsy loatra ny foza dia toa atao eny ambohitsorohitra le izy dem1,tsapao aloha ny herinareo aloa hoy ravalo izay
5. pikatti
(
01/09/2009 21:51)
sali Noue sy zoam
lasa nitsoaka nakany koa angamba ny foza tato @ serasera,fivorian'ny fozatay zany le any é :-D :-D :-D :-D
vitsy loatra ny foza dia toa atao eny ambohitsorohitra le izy dem1,tsapao aloha ny herinareo
lasa nitsoaka nakany koa angamba ny foza tato @ serasera,fivorian'ny fozatay zany le any é :-D :-D :-D :-D
6. ndotofetsy
(
01/09/2009 21:54)
ka na i sarla aza efa lasa nikaly any @ ndafy be ko
le bandy nandray vola sisa no mivazavaza irery etsy anan etsy sady tsy tafiditra reunon secret hohohohohohoh :-@ :-@ :-@ :-@ :-@

7. fijo
(
01/09/2009 22:05)
mampalahelo mampiomehy sisa ilay izy ,fa misy tgv efa manomboka kivy aminn'y ataondry zalahy ireo
9. michouh
(
02/09/2009 07:09)
amiko na mahavory olona ny TGV na tsia dia tiam-bahoaka izy, tsy tongatonga ho azy akory izao zava-nisy rehetra izao. Ary na inona na inona no filazan'ny pro-Ravalo dia tsy misy olona matoky an'ireo intsony akory raha tsy ny olona very seza niaraka taminy ihany. Ny mouvances Ratsiraka sy Zafy tsy dia asiako resaka loatra satria tsapako fa olona afaka mandanjalanja ireo.
Mirary soa ho an'ny TGV.
Mirary soa ho an'ny TGV.
10. Bazily
(
02/09/2009 07:15)
amiko na mahavory olona ny TGV na tsia dia tiam-bahoaka izy
Misy ny antokon'olona mpanaaka ny TGV, ary misy koa ny an'iretsy ankolafinkery hafa, tsy midika akory izany fa tiam-bahoaka ny TGV. Samy manana ny safidiny ny tsirairay ary tsy azon'iza terena amin'izany.
11. michouh
(
02/09/2009 07:35)
Marina mihitsy fa tsy azon'iza terena amin'ny safidiny ny tsirairay saingy ny marina koa tsy azo lavina. Tsy tongatonga ho azy akory ireny tolom-bahoaka ireny fa tao raha. Izaho dia misaotra ny Filoha Andry nahavita ireny fiovàna ireny satria dia efa mafy loatra ny nozakain'ny vahoaka Malagasy teto nandritra ny taona maro.
Izay efa nitondra dia aoka hionona fa efa tsy nahomby. Na izany aza azo leferina ny mouvance Ratsiraka sy ny mouvance Zafy.
Mirary soa hatrany ho an'ny TGV.

12. pikatti
(
02/09/2009 11:41)
Tsy tongatonga ho azy akory ireny tolom-bahoaka ireny fa tao raha.
resak'etotra zany fa taiza ze vahoaka hitanao nitolona teo ry laichou a :-D :-D :-D
miaramila nitolona no teo fa aza be resaka eo é
Mirary soa hatrany ho an'ny TGV.
rario ao marina fa efa halohalika ny ranom-bary é
13. xxx
(
02/09/2009 12:03)
pikatti:
Tsy tongatonga ho azy akory ireny tolom-bahoaka ireny fa tao raha.
resak'etotra zany fa taiza ze vahoaka hitanao nitolona teo ry laichou a :-D :-D :-D
miaramila nitolona no teo fa aza be resaka eo é
Mirary soa hatrany ho an'ny TGV.
rario ao marina fa efa halohalika ny ranom-bary é
:@ :@ :-*
14. terrywui
(
02/09/2009 16:06)
amiko na mahavory olona ny TGV na tsia dia tiam-bahoaka izy, tsy tongatonga ho azy akory izao zava-nisy rehetra izao. Ary na inona na inona no filazan'ny pro-Ravalo dia tsy misy olona matoky an'ireo intsony akory raha tsy ny olona very seza niaraka taminy ihany. Ny mouvances Ratsiraka sy Zafy tsy dia asiako resaka loatra satria tsapako fa olona afaka mandanjalanja ireo.
Mirary soa ho an'ny TGV.
angah takatry ny saikelin'ny TIM zany michou a! ny amboletra sy ny eo ambany orony ihany ny azy ! efa eny amin'ny fihirifany ny bala vao taitra! donto !!!!!!.....
15. fijo
(
02/09/2009 20:14)
michouh,matoa tanterak aireny teo amin'ny 13 mai ireny ,dia tao ny mpomba an'ny tgv,ny mpomba an'i zafy ary ny mpomba an dratsiraka nanohana azy.
izao efa nisintaka ny mpomba an'i zafy sy ratsiraka,ary ny mpomba an'ny tgv aza efa vaky.koa olona sa vahoaka inona no mbola lazainao eto?????