Gasy 5 lahy voagadra tao Mozambika

1. diloo ( 26/08/2009 23:17)
Sao dia sanatria ka kobo tao ra-Sarla kle.
Sécurité-n'ny mouvance Rajoelina ireo kobo ireo tao @'ny Hotel.

Vakio ito:

Saika anao forcing @'ny fomba mahazatra indray ry zalahy: Ataovy Président izaho(TGV), raha tsy izany omeko capsat nentiko jet eo ianareo.
Izay no nampianto ilay fivoriana angamba hiantsoana an'izy 5 lahy miampy ny an'i Roindefo mba hafahan'ny mouvances telo hanendry an'i TGV ho filoha manoloana ny basy.
Kanjo moa dia noravain'ny polisy mozambikana ny paika.
Tsy nety ilay fika fa heverin-dry zalahy zanatany Gasikara ny Maputo.

:wink:
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:27
2. pink ( 26/08/2009 23:20)
vaovao mahafaly ireny fa hita izao fa ireny no mpampihorohoro
3. RATOVOARY ( 27/08/2009 05:33)
Diloo> ba azonao omena ve ny source azafady; mba hanamarinana azy.
4. ouiandry ( 27/08/2009 07:19)
désinformation io Ratovoary fa rah marina ve tsy efa noresahan'ny RFI na efa nivoaka AFP, mampimé be ange ry zalah fa déconnéctés @ le real politic eto Madagasikara é, mbola averiko less fa tsy 15% @ gasy ety andrenivohitra no mahay mi-surfent a :-D :-D :-D
5. xxx ( 27/08/2009 08:09)
ouiandry:

désinformation io Ratovoary fa rah marina ve tsy efa noresahan'ny RFI na efa nivoaka AFP, mampimé be ange ry zalah fa déconnéctés @ le real politic eto Madagasikara é, mbola averiko less fa tsy 15% @ gasy ety andrenivohitra no mahay mi-surfent a :-D :-D :-D


RFI angaha no betsaka any, io angaha no vérité absolue
Rehefa tratra dia mba manaiky e
6. ravatorano ( 27/08/2009 10:46)
taiza marina ilay source fa tsy masak ilay miten ten foana kle
AFP ve sa :?: :?: :?:
7. harybe ( 27/08/2009 11:22)
jereo ao amin'ny sobika fa ao misy an'io resaka io!!
8. remahity ( 27/08/2009 11:58)
eh! alors, port d'arme no nahatratrarana azy, ny à part n'izay tsaho.

Port d'arme, ça veut rien dire, ils n'ont pas confiance aux MOZAMBICAINS, ils veulent assurer la securité de leurs boss, par eux-méme.

regarder KHADAFI, il se deplace avec ses garde du corp.

OBAMA pareil,
alors....

ny à part n'izay, vous regardez trop la telé, new york police judiciaire, les experts de MIAMI, DERRICK, colombo, etc, les films d'espionnage, etc...

badamena nareo iaby, voakomondro nareo laha gegege , fa andao moa
9. harybe ( 27/08/2009 12:14)
remahity:

eh! alors, port d'arme no nahatratrarana azy, ny à part n'izay tsaho.

Port d'arme, ça veut rien dire, ils n'ont pas confiance aux MOZAMBICAINS, ils veulent assurer la securité de leurs boss, par eux-méme.

regarder KHADAFI, il se deplace avec ses garde du corp.

OBAMA pareil,
alors....

ny à part n'izay, vous regardez trop la telé, new york police judiciaire, les experts de MIAMI, DERRICK, colombo, etc, les films d'espionnage, etc...

badamena nareo iaby, voakomondro nareo laha gegege , fa andao moa



et toi tu te crois trop intelligent en parlant an français!!


10. remahity ( 27/08/2009 12:22)
Not guy, I speak French, mixed in sentences Malagasy, and even English
I am a citizen of the world man

ka izay koahy nahoda, fa lafa tsy faly mandeha ankalika any
11. xxx ( 27/08/2009 13:24)
ity ny source ny fitondrana basy tsy nahazo halalana hiditra ao mozambika
Maputo : 5 Malgaches armés arrétés dans l’hôtel des médiateurs
26 août 2009
La police mozambicaine a arrété mardi soir cinq hommes en provenance de Madagascar après avoir trouvé des armes à feu dans leurs chambres d’hôtel.

L’hôtel où ces hommes logeaient est celui qui abrite les médiateurs de la crise politique malgache.

La porte-parole de la police de Maputo, Silvia Mahunane, a déclaré mercredi que ces hommes sont détenus dans un poste de police de Maputo jusqu’à ce qu’ils puissent étre accompagnés dans leur pays et remis aux autorités.

Les cinq ont été arrétés mardi soir, après que trois armes aient été trouvées. Mme Mahunane n’a pas précisé de quel genre d’armes à feu il s’agissait. Elle a déclaré que la police a décidé de fouiller les chambres suite à des soupçons sur l’identité de ces hommes qui contrairement à ce qu’ils le prétendaient, ne faisaient pas partie de l’équipe de négociation.

Cette affaire risque d’accroître un peu plus la tension autour des négociations pour la sortie de crise à Madagascar. Aucune information n’a filtré quant à l’identité de ces hommes et leurs véritables intentions. Espérons que les quatre mouvances ont pu et pourront négocier sans menaces et de manière apaisée.

Source : Associated Press

12. remahity ( 27/08/2009 13:56)
extrait de l'article
La porte-parole de la police de Maputo, Silvia Mahunane, a déclaré mercredi que ces hommes sont détenus dans un poste de police de Maputo jusqu’à ce qu’ils puissent étre accompagnés dans leur pays et remis aux autorités.


donc aucune charge n'a été retenu contre eux, des armes ont été trouvées , mais aucun timing ni plan des hotels où se trouvent les delegations

ka noho izay, ka parano loatse lahy nareo badamena,
soyez cool, zen, mbo vacances an'izao e!

ils seront remis à l'autorité gasy, ils seront liberés

l'affaire sera close
13. TWING ( 27/08/2009 14:04)
fa arme avy aty madagascar ve aloha ireo sa novidina teny analakelin ny Maputo??

raha avy aty dia tsy hita teo @ Douane ve izany e? sady olona 5 fa tsy hoe iray na roa monja.

Eo dia zay no hifamalina... tchchch lol be

Mety mora ihany zany ny basy ao Maputo ao an!?


14. Noue ( 27/08/2009 14:11)
remahity:
ils seront remis à l'autorité gasy, ils seront liberés

l'affaire sera close



15. diloo ( 27/08/2009 22:11)
Diloo--->Ravatory sy Ravatorano: Mbola nikandra aho koa tsy nanana fotoana firy raha tsy izao indray.
Ity nisy source kely hitako:

http://www.nola.com/newsflash/index.ssf?/base/international-12/1251308963249120.xml&storylist=international

AP NEWS
Latest Local, National & International News from the Associated Press

Mozambican police arrest 5 armed Madagascar men
8/26/2009, 9:59 a.m. PDT
The Associated Press

(AP) — MAPUTO, Mozambique - Mozambican police have arrested five men from Madagascar after finding firearms in their rooms at a hotel housing peace negotiators from the Indian Ocean island nation.

Maputo police spokeswoman Silvia Mahunane said Wednesday the men are being held at a Maputo police station until they can be escorted to their homeland and handed over to authorities there.

The five were arrested Tuesday night after three weapons were found. Mahunane did not say what kind of firearms.

Advertisement

She says police searched the rooms because of suspicions the men were not part of the negotiating team, as they claimed.

Former Mozambican President Joaquim Chissano is mediating talks among Madagascar\'s political rivals aimed at setting up a coalition government after a March coup.
© 2009 Associated Press. All Rights Reserved.

Dadany ihany ny fizotran\'ny vaovao tranokala erantany, aiza ve ka tanàna lavitra be ny Maputo ary, no niely ny vaovao mahamenatra ny gasy: New Orleans and Louisiana Local News. Ntsss.

Mila mianatra ny atao hoe visite protocolaire ihany ry zalahy, fa misy minimum à respecter rehefa mandeha any antanin\'olona.
Rehefa tsy mahatoky ny tany mpampadroso azy ireo, dia mijanona any @\'ny tanàna ary tsy nisy nanery azy ireo ho any Maputo fa manalabaraka ny image\'ny gasy .
Aty Gasikara ry zalahy afaka tsy manaraka lalàna sy mampihorohoro @\'ny basy, toy ny mahazatra @\'izao vanin\'andro izao.
N\'aiza n\'aiza alehanao eran-tany, tsy misy firenena hanaiky vahiny misikina port d\'arme.
:wink:
16. diloo ( 27/08/2009 22:19)
Miala tsiny fa diso tsipelina: RATOVOARY fa tsy RAVATORY. :? :wink:
17. fijo ( 02/09/2009 20:27)
ko raha nalefa mody izy,iza no hitory azy any mada,fa dia efa namann'y hafaka izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0785