Zarany aza ry zalahy mb namindrana fo,nanaiky niresaka n oul

1. swann ( 26/08/2009 12:37)
Azon'ny TGV natao anie ny tsy nande tamze Maputo sy ny tariny reo e! azo natao tsara ny nikarakara fifidianana samirery sy tsy nanaiky ze condition natao rehetra reny !
--fa rehefa mba nanaiky tsotra sy nitsotra le oul de io ndray fa miseho milay ndray !!!

--tsy hanaiky anzao sy zao ndray !! ho voailika daholo eo ny farany nareo "aradalana" sy ny fakofakony reo vao minainaina eran'ny télé eo !!

TAPITRA hoy ra-terrywui zay !
novalian'i diloo ny 26/08/2009 19:12
2. terrywui ( 26/08/2009 12:50)


---TY MISY HIRA HO AN'NY ARADALANA(raha hitanlaisny any amin'ny dailymotion na youtube any letsy de alefaso eto a!)

-dada malala o o ! mampamangy amn rehetra any !
-tsy hoe sanatria oe miadaladala ah fa ny reviko ,reviko iany !
-dada malala o o ! EFA RAZANA IANAO FA TSY OUL
- KA RAHA INY HONO IANAO KA MIVERINA ATY ,
-DE TSY ANISAN'IREO FOKONOLONA OOO
3. patrick2002 ( 26/08/2009 14:20)
ooo oooo
tsangana toa lololo mitsangana
lolo lolo mitsangana
tsangana ihany fa very eh eh eh




tena tsy hitako ra wui ah
4. xxx ( 26/08/2009 15:36)
tena misy fahavoazana ireto bandy ireto klé!! ohatriny ankizy 12 taona ny firesany! aza mandany andro ato lesy fa ndana milalao any antokotany any a! :-D
5. pikatti ( 26/08/2009 18:20)
Azon'ny TGV natao anie ny tsy nande tamze Maputo sy ny tariny reo e! azo natao tsara ny nikarakara fifidianana samirery sy tsy nanaiky ze condition natao rehetra reny !

tean kondrana be le resak'elah ,tsy maintsy mandeha any io na tiany na tsy tiany,efa tapaka ny sôsy,mila fanampiana avy any ivelany i Madagasikara,budget tsika 95% avy @ reo firenena tandrefana izay mitaky an'io fifandamina io ao Maputo io,azon'elah ve zay sa mbola tsy takatrin'ny saina e :-D
6. diloo ( 26/08/2009 19:12)
I ingahy Ramaroson koa aza nanao sonia t@'i Joaquim C. teto Tana, hoe zako ho ho any maputo. Dia iny lery fa nitaingina Jet privé niaraka t@'i ATgv.
Nefan'i lery ihany no be vava hoe tsy mila Maputo, fa ny charte de transition tany Panorama no ampiarina.
Mety tsy ampy saosy marina angambany lery, koa naleo ihany nandeha, sao lasan'ny 450 mpanenjika seza eo ny vola be miandry raha raikitra eo.
Mety sahirana koa angamba lery fa mazana be ny vidin'ny matière 1ère koa tsy miodona tsara ny orin'asa Madio koa mety ho vadika ho savony boboka maloto.
Te ho hita eo ihany raha nahazo saosy lery.
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0754