comentaire php?

1. xxx ( 25/08/2009 20:38)
Mba toroy hevitra izay mahay!!
Sao mba misy afaka manome ny fomba fametraha na commentaire @ php atao anaty site web ,ny tiako ho lazaina dia mba ahafahan'ny mpitsidika mametraka commentaire anaty pejy iray voatondro,(tsy livre d'or akory).
Misaotra dia ny mialoha.




N.B: en php
novalian'i xxx ny 26/08/2009 23:43
2. xxx ( 26/08/2009 23:43)
xxx:

ny tiako ho lazaina dia mba ahafahan'ny mpitsidika mametraka commentaire anaty pejy iray voatondro,(tsy livre d'or akory).

pejy iray voatondro amin'ny fomba ahoana?

fa azo atao ohatra ny livre d'or ihany manko io fa any @ requete SQL fotsiny no mety miampy zavatra ohatra an'izao : " WHERE pejy=pejyVoatondro"

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0907