tokony akombona ny vava sy ny v..d ny gasy rehetra

1. bazylou ( 23/08/2009 17:46)
rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e, izay maputo midona amin'ny poto lava izao no anadaniana andro eto, beeeuurrk :-D :-D
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:56
2. bazylou ( 23/08/2009 17:51)
rehefa trondro maty daholo dia tokony hangina ae, namaputo 4000 aza no eo dia ny omaly tsy miova ihany ny gasy e, :-D :-D
3. xxx ( 24/08/2009 00:03)
Ianao no ambany loha sy lo tsy hiova hatramin'ny farany fa ambany saina sy ambany loha ,na hihodin-kavia na havanana ny tgvendranao ny @izao dia tsy maintsy hanaiky maputo!!!hihihi merci maputo,maputo n'est pas tananarive ka hanaovan'i tgvendrana izay tiany hatao poretina @basy ,raha mafy ny sandry aseho,tsy ho ela ny tgvendranao dia ho vita é,izy safotra lava io ,mbola aiza anefa ty hanjo aza mba manao ratsy ihany fa tsy afa-bela !!!
ny vavanao no mbola hakobon'Andriamanitra refa kelikely,hiraikitra ny lanilaninao atsy ho atsy koa ny gasy rehetra no hataonao safobe ao ,
enao irery no tsy misy mpanakarama vary masaka refa kelikely ,dia mahaiza mionona dieny izao!!!mafy refa dondrona hataon'olona fitaovana ohatranao!!!
4. Mirananirina ( 24/08/2009 13:00)
rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e

io aloha dia marina e,basy ve haharesy olona.Norahonana taminy basy i ra8 hiala dia voatery niala.Mahery ny basindry tgv ka.Izao baomba indray.
5. bazylou ( 24/08/2009 17:21)
eh binnnn, izaoizao no lany andro amin'ny maputo 3000 ary e, iza?? tsy misy hafa tsy ny ozona ve sisa no takatry ny sainao e?? mampalahelo kle, beuurrk :-D :-D :-D :-D
6. pink ( 24/08/2009 22:56)
bazylou:

rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e, izay maputo midona amin'ny poto lava izao no anadaniana andro eto, beeeuurrk :-D :-D



efa voa marina ny sainy itony.Tsy zakany marina ny zava-misy ankehitriny. Mivoaka ny gadra dia tampeno ny vava fa efa mivadika ny globe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0657