mba omeo

1. crasoa ( 22/08/2009 16:04)
mba omeo caracterna refiny lohany zaza .ho anareo reny efa niteraka
fa ny ahy 8 cm ny refiny lohany zaza 8 moi de ioomenareo io no halalako oe tokony ho limitena amzay ny sakafo ho haniko na tsy
za manotany lay genico de hoy izy oe tsara ny momba ny zaza rehetra
ny olona sasany miteny omko hoe kely ny kibonao ny sasany mteny hoe efa ngeza be tsy nomeny ahy ny lanjany lay zaza tamza nanao echo omaly zoma no natao. marihiko fa aty am provinc za de chinoa lay genyco. zaza voalohany io an. misaotra antsika

2. booboo ( 23/08/2009 08:53)
bwaf ! tsy misy dikany ny kibo kely na kibo be. Ny ahy kely be foana ny kiboko nefa ny zaza nivoaka tao boulboul be t@ nivoaka. Dia zà koa isaka ny echo tsy nanao estimation-na poids mihitsy ny gygy na in-dray aza, dia toy izay koa ny echographiste.

Bizarre be ilay fieritreretenao hoe misy ifandraisany ny PC sy ny sakafo tokony ho hanina :roll: . Tsy io ihany ange no refesina fa ny fe-ny, ny hazon-damosiny, ny tanany sns hoe mitombo tsara araka ny tokony ho izy ny halavany ve. Ka raha 8cm ara ny lohany, dia tsy misy dikany izany raha tsy mifandraika @ tokony ho izy @ io refy io ny vatany ambiny :roll: .

Fa maninona no tokony ho-limiter-na @ zay ny sakafo ho haninao ? @ dernier trimestre iny no mitombo be aza ny zaza, tsy tadidiko hoe firy grammes / mois. Rehefa mbola tsy niteny ny doko hoe mila manao régime fa salama tsara tsy manahy ny zaza dia misakafoana tsara ihany. Sao ianao indray no ho reraka fa tsy maharaka ny vatana ...

Bonne grossesse.
3. tywa68 ( 23/08/2009 09:48)
marina dhl ireo voalazan'i booboo ireo fa rhf mitombo tsara ny zaza, ary salama tsara koa ny reniny d aza manahy fa mivoaka foana ny anarany e !
Zany hoe mora kokoa ny miterak ho an'olona tsy matavy b, moa @izay koa tsy ngôza b ilay zaza : mila tandremana tsara ny ho hanina fa iny dernier trimestre iny no tena mitombo be ny zaza.
Fa tadidio anefa fa io resaka bassin io arakarak'lay bika sy halavana : ao ny mivelatra be ivelany, fa ao anatiny ao tery be, d misy koa ny contraire-n'zay, kely jerena ivelany, fa mety tsara ny ao anatiny ao. Manaova mora ary e :wink:
4. fahamarinana ( 23/08/2009 12:48)
:arrow: arakaraka ilay olona tokoa e,za ohatra na homana be na kely dia toa ngoza be daholo ny nivoaka tao nefa ny kg azoko nisy betsaka ,nisy zara raha nahazo koa !
Rehefa ilay Gygy no miteny dia efa ok zany e,ny olona manodidina manko lasa misy mahay tampoka resaka dr zany daholo dia etsy amin'ny resaka hoe zao sy zao e!...indrindra zaza 1er,aoka fontsiny !
Manaova mora e! :) (l)
5. Mirananirina ( 24/08/2009 11:38)
Ny refiny lohany iny ,dia izay aky an,refesina daholo ny rehetra fa aza matahotra.Ny poids nao no jerevana raha tokony na tsia ny hampihenana ny sakafo ho hanina.raha ohatra ka nahazo mihoatra ny 10kg kosa ve ianao ,dia tokony ho tandremana ihany ny sakafo ho hanina.Matoa ny gyneco tsy miteny dia tsy misy olana na aminao na amin'ilay zaza.
6. sakaizakely ( 24/08/2009 20:35)
misy courbe de croissance anie izy io e, ilay mpanao echo ihany no mipointer ny refiny rehetra arakarakiny refy natao rehetra teo aloha.
misy courbe ho an'ny loha, ny fe, ny loha, ny kibo, dia pointer-ny tsirairay, ary omeny anao ny double-n'ny papiers rehetra, dia jerevo tsara daholo

Asa moa raha hiteraka @ hopitaly na clinic ianao, fa tsara fantatra koa raha agréé n'ny hopitaly iterahana ilay gynéco manaramaso anao io, satria samy manana ny methode-ny. Un bon gynéco agréé par l'hosto hitako hoe expert mahay manazava sy mampitony ny ahiahinao rehetra. Aleo mihitsy miverina mametraka ny fanontaniana rehetra raha toa misy ahiahy, fa tsy ianao no maminavina an'izao sy izao, manjary sao manaonao foana

raha te hametra sakafo koa ianao dia mila manaraka règle diététique avec une diététicienne ou nutritionniste fa tsy ianao irery no manapakevitra an'izany pour ne pas faire des bétises

izay fa dia efa 8 mois zany, 1 volana sisa, bonne fin de grossesse
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1161