izay be mokony noho i tgv izao

1. bazylou ( 22/08/2009 08:43)
no tsara maka ny fitondrana, raha mahay. rehefa tsy misy ny mahay noho i tgv dia amazotoa manaradrenirano daholo ry tsonjo maty, :-D :-D
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:59
2. xxx ( 22/08/2009 11:45)
Mapihomehy sy mapalahelo enao ry bassy loha ,ambany loha ,lo ,f'inona moa no mba hain'i tgvendrana ,mifanahi-jiolahimboto manakarama miaramila hanon-gampanjakana,ny olona ambany saina ohatranao no mirehareha amin'ny ratsy ,be mokony izy koa maninona no safotra lava!!!
3. xxx ( 22/08/2009 19:14)
Tsy misy afa-tsy bazylou izay mitovy aminy ihany no mankafy ity TGV ity. Ny mitovy no milambana!!!!! Aleo mangina .
4. xxx ( 22/08/2009 21:41)
Ataon'ny Vozongo fitaovana hamotehana an'i Madagasikara dia midingin-drambo ery hoe mandresy ny Malagasy iray rà @ ny tena.
Dokafana dia manitsa-t...
:(
5. Lejoba ( 22/08/2009 21:45)
Tao @ gazety Basivava fahizay nisy mpisolelaka ohatran'ity bazylou ity: manala baràka tena mandokandoka an'i Deba ampahibemaso dia mahazo vola.
Mety ho taranany ihany.
Mampahonena
6. bazylou ( 23/08/2009 17:45)
be indray no lasa adala ato fa votsindrona ny ambavafony leaza, loollllll, aza manam be ry beurrrk isany e, :-D :-D :-D
7. xxx ( 24/08/2009 21:02)
Ny dinika atolotr'i bazylou ho'aho tena mahazo valy boraingina hatrany. Tsy mi-interessé ny maro sasy, ny hiafaràny de hodinganin'ny olona raha vao hitany fa i bazylou indray no manokatra ilay dinika.
8. pink ( 24/08/2009 22:59)
bazylou:

no tsara maka ny fitondrana, raha mahay. rehefa tsy misy ny mahay noho i tgv dia amazotoa manaradrenirano daholo ry tsonjo maty, :-D :-D



izao sisa ny vavany ny maty an-drano. Misy farany re ny fanompana olona ry bazylou a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517