Handihizan-draPikatti le halloween
21. pikatti
(
20/08/2009 13:53)
tonga matetitetika zah manala tranok'ala refa tsy hanala intsony ram's fa lasa ny sipakely
ary lasa miboredika ranamana zany :-D
ary aiza zany mavesatra zany bainn a,toa betatibolana ngama :-D
22. ouiandry
(
20/08/2009 17:06)
pikatti:
ary lasa miboredika ranamana zany :-D
ary aiza zany mavesatra zany bainn a,toa betatibolana ngama :-D
tsisy mitatim-bolana zany less fa mba manaja an'i Hery satria raha tsisy anazy tsy afaka mifampita resaka eto isika sy elah a, zao aloha d misaotra anazy satria efa fantany fa tsy maintsy mampinana anlah zah d tsy maintsy mba mandeha le tenimahafinaritra ny sofin'elah ny mandre anazy :-D :-D :-D d le mavesatra zao ny teny aloha d efa novakianalah fa toa tsy sah namaly elah, d ny ambiny njay d refa any ambony fandriana isika d ohitanlah fa mbola averiko anefa fa raha lonaka tsara d iverenako matetika fa rah sanatria kousa mou efa maina be d tsy lazalazaiko anizaniza fa mba tsiambaratelo ntsika mitsamm zany an :-D :-D :-D
24. pikatti
(
21/08/2009 10:34)
tsisy mitatim-bolana zany less fa mba manaja an'i Hery satria raha tsisy anazy tsy afaka mifampita resaka eto isika sy elah a
avy naniratsira azy elah teo koa hoe mba manaja ,tena tgv fopla :-D
Niantso vonjy ndray lery Hery a,jereo ny ataon'i pikatti
hatsoy ndray jeannot é,lery ve hiraharaha tgv fopla zany bainn
aza hitako ka hivady anrioui sy pikatti le
antidahy pelaka le tary =)) =))
