bétisiers pazzapa

21. Simpona ( 24/08/2009 12:58)
Ny ahy le bandikel otrn pelaka hafahafa iny no tena hitako misen :?: :?: :?:
Le sipa kely iray atsy aorina efa tapa-tsinay be izy mbola hafahafa ihany, avy eo mbola nampiany an'le nandihy. Latsaka miits le sipa kely tao aoriana.

De le bandy mihodikodina be iny ahoana e houliiii houliii houliii houliii .... :-D :-D :-D

Fa le sasany kosa ranga refa tsy hay le tonony am teny vahiny hira teny gasy hatao a. farafaratsiny Ry tanindrazanay malala

reny kosa ngamba tsy misy fianakaviana miteny azy miits, sady tsy manana sipa kle, de ts koi na wain tantaterak aza.

a nisy sipa nanao akanjo misy soratra oe bitch aza ki ilay tafakatra

Iza zany sipa zany?? mety tsy hainy akory ny diakan'le bitch,

Fa le tafaka kosa klo mis otrn tonga de mlay an. Le sipa nitendry gitara nanao country iny otrn poins kosa

:
22. nathie86 ( 24/08/2009 13:16)
ie, ilay jason mraz ny hirany mlay. Tsy tsaroako ny anarany hihihihi.
Ary ilay razoky miakanakana be iny ka, d ozizy ry lanto oe fa enao nga tsy hihira loool. D oe efa hira zany, d naverina izy d oe mon ami pierrot ndray no nataony mdrrrr, manalabaraka vatana :-D :-D :-D
fa io andjy io ry kala ari tena loool an marina ny an'i simpona oe tsy aleo aza ry tanindrazanay malala ô
23. ari.malala ( 24/08/2009 13:30)
=)) =)) =)) Mirana ny anaran'iny sipa iny, zà ôran resy lahatra saady we lasan'iny raha ts misy ny sampona.

Naleoko aza nieritreritra an'ireo nanao Andriamanitra ô miantso Anao aho na Fo torotoro na le mamela heloka iny marina toy zay reny miteniteny fona ireny kle! :-D :-D :-D :-D

nathie, azoko antsaina le kely feo tenenindry =)) =)) =)) =)) ouzy ny zanako hoe lelà io fa tsitan mama nga io pomdadam io fa tonga zay menakavy d =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
24. xxx ( 25/08/2009 00:52)
tsy tany Gasikara no niseho ny tantara fa fandaharana mitovy @ pazzapa ihany. T@ casting, henjana ny stress ka tena latsak'hetotra ilay vhvv, t@ anjarany indrindra, sady nipoaka maharitraritra izay ilay izy. Tapa-tsinay hatr@ jury

Fa ilay T-shirt bitch, poss tsy hainy marina. Nisy fotoana be mpanao be ny t-shirt "button your fly", ny fahalalako izany nefa : hidio ny bragetinao :roll:
25. xxx ( 25/08/2009 12:51)
fa iza kay zany nanao anle tee shirt bitch e????????mb tinay ofantatra.
amle nominé ve?mb omeo indice e.sô zay ka mifidy bitch eo tokoa ko
fa le nanova tononnkira iny no tena napme ana.sad izy aminio ts maka lagy mitsy an
26. artefy ( 25/08/2009 12:55)
ari-malala:
artefy, aiza amizay toi hitantara fa otran hoe zay sy nathie rery no eto e


ka ilay izy aza efa ireo tantarainareo ireo daholo koa! de lany fika ah!
:D

hay ahoana koa ilay manova tononkira iny??? iny kosa tena tssssss " à toutes les putes que j'ai baisé avant..."

de ilay kely feo nanao ilay "azafady"n'i lola :-D :-D :-D

iny eo ihany fa tena nahatsiaro an'i ari mihitsy ah tamin'ilay bandy tsy nisy tadiny ny gitarany dia nomena fametrahan-tongotra ileiry de nipetrahany, dia ilay bandy iray indray no nisy !!???? :-D :-D :-D

mhhh izay aloha no tsaroako e
27. ikaretsaka ( 25/08/2009 14:58)
tokony mba asiana mijery parraitre kosa aloha alohan'ny fihirana @ ireny kleTv nationaly ve de t shirt bitch kosa
28. nathie86 ( 26/08/2009 11:18)
tsy tsaroako ny anarany eh, fa t@ ilay présentation t@ voalohany iny eh oe ireto avy no tafakatra.
29. xxx ( 26/08/2009 13:27)
le tany alolo tany ve sa le taty arina?de ts le amle nominé v?
de ts tadidnao ve oe in n ira nirainy?
mb lazaoo re an,amle maay miiira?
30. Envy7 ( 26/08/2009 14:15)
masaka kosa zany manova tononkira zany kle,njindra oe teny vahiny. aza atao henon-dra Felix G. fotsiny .
31. ari.malala ( 27/08/2009 06:24)
:-D :-D :-D :-D sady le iz nge narahany fihetsika tsara mints kou e sady amin'io razoky mitsiky banane b mintsy :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa ts azoko zany le critère maha nominé e! lay bandy avany Janga iny zao tena sad namalana ilery no nandiso tononkira nefa ts nominé fa le sipakely anankitelo reny ndray... ts azoko mints!
32. Papoose ( 27/08/2009 14:01)
le razoky nanao an'le a toutes les filles iny koa tena tssss =))
33. Envy7 ( 27/08/2009 19:25)
Aleo mitsy enao,ampidirina ho mpitsara ao kle. mety manafin-talenta ry lerony ka.
34. Papoose ( 27/08/2009 20:08)
iza io?
35. ari.malala ( 28/08/2009 06:09)
papoose, njiko :P
36. nathie86 ( 28/08/2009 06:20)
tena tsy tsaroako eh, fa iz talohan'ilay nihira ny bob iny, nanao akanjo marron iny izy. fa ny akanjo nanaovany t@ presentation no nisy soratra oe "I'm a bitch but not your's" ngamba izy zay.
37. ari.malala ( 28/08/2009 12:00)
Ary hitanareo v zany bandy nitomany fa nalaelo ny fianakaviany zany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hoe tao am villa tao d nitomany :-D :-D :-D :-D zà alou ts nahita e! fa toa hoe ilay bandy misy piercing ny masony iny hono zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
38. boozkel ( 28/08/2009 13:22)
Ary ahoana ireny sipa sy bandy efa coller-serrer be @ villa ireny ??

Tsy ratsy akory le izy fa haingana looooooooaaaaatra kosa e,
39. Papoose ( 28/08/2009 13:27)
ari.malala:

papoose, njiko :P


mino aho fa tsy mandray mpitsara tsy ampy taona ny ao!sady tsisy experience @ zany! sady manjary mahasay be @ olona mijery fa dia himeme fotsiny! sao voaroaka eo!!!

aleo lavitra mandray anjara mihira mba manatevina any betisiers :-D

nisy an'ilay "elle court, elle court la maladie d'amour"iny koa efa pazzapa taloha angamba iny mahalatsaka be! :-D
40. boozkel ( 28/08/2009 13:41)
Ary le hiran'ny bessa iny??

Rah mbola misy tsiky azonao hasetra ny VONGAN-DRANOMASO
Nahoana indrindra iky.....VONGAN-DRANOMASO

Vongan-dranomaso foana no miverimberina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0933