Maputo 5
1. dadabe
(
18/08/2009 15:55)
araka ny voalaza tetsy ambany dia hisy ny Maputo 5 donk Jereo eto
he he ho aiza no tsy ho voako daholo anefa nareo eee...sangodipanina politika daholo zany bainn a :-D :-D
he he ho aiza no tsy ho voako daholo anefa nareo eee...sangodipanina politika daholo zany bainn a :-D :-D
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 16:36
2. AndriambyII
(
18/08/2009 16:52)
http://www.temoignages.re/les-malgaches-veulent-etre,38309.html
Ary ahoana io article io ary !! :?)
Tena marina ilay notenenin' ny namana taloha teto fa efa vita hypotheque i Mada !
Ary ahoana io article io ary !! :?)
Tena marina ilay notenenin' ny namana taloha teto fa efa vita hypotheque i Mada !
3. tess
(
18/08/2009 17:00)
dadabe:
araka ny voalaza tetsy ambany dia hisy ny Maputo 5 donk Jereo eto
he he ho aiza no tsy ho voako daholo anefa nareo eee...sangodipanina politika daholo zany bainn a :-D :-D
:evil: :evil: :evil:
7. pikatti
(
19/08/2009 08:32)
araka ny voalaza tetsy ambany dia hisy ny Maputo 5 donk Jereo eto
:-D voanareo toro-vohona ndray i wiwi klé,mba omeo pop corn hono lery fa tomany be ao ambany ao ha ha ha
8. ouiandry
(
19/08/2009 09:04)
pikatti:
:-D voanareo toro-vohona ndray i wiwi klé,mba omeo pop corn hono lery fa tomany be ao ambany ao ha ha ha
pokatti a! aiza ary izy zany toa kizintina be fa angaha tsy namboarindry zalah tsara njay al :-D :-D :-D
9. tess
(
19/08/2009 12:14)
4. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 19-08-2009 09:01:56
Lohateny : Re : Maputo 5
tess,
KA Zà KINGA ERY NI KLIK ANLAY HOE JEREO eto :-D :-D :-D
loza fa lasa majisikila ndray hihihih ataondry maty aho :-P
5. Mpandefa : zama91 [ Valio ] 19-08-2009 10:00:16
Lohateny : Re : Maputo 5
ary inona no ataonao aty @ serasera politika ry tess ?
ka mba te haka drogy kely ato alou :-D :-D :-D
mamaky no tena ataoko fa refa misy mba tsy haritro de manoratra kely mamela trace fotsiny aho e! :wink: :-D
11. dadabe
(
20/08/2009 17:18)
:?) :?)
manaraka ahy izy lessy zama a :wink:
mirananirina a toi izany lasa mpanaraka politika be a
Noue a
zah mba te hiala @ le fifandrangitandry zalhay kay nirin'izy mitsam ndray d efa saika rafitra ndray kle hahaha ;-)
5. Mpandefa : zama91 [ Valio ] 19-08-2009 10:00:16
Lohateny : Re : Maputo 5
ary inona no ataonao aty @ serasera politika ry tess ?
manaraka ahy izy lessy zama a :wink:
mirananirina a toi izany lasa mpanaraka politika be a
Noue a
3. Mpandefa : Noue [ Valio ] 18-08-2009 19:03:25
Lohateny : Re : Maputo 5
any @ hatsikana atao ny Maputo 5 nao eee
zah mba te hiala @ le fifandrangitandry zalhay kay nirin'izy mitsam ndray d efa saika rafitra ndray kle hahaha ;-)
12. pikatti
(
21/08/2009 11:32)
zah mba te hiala @ le fifandrangitandry zalhay kay nirin'izy mitsam ndray d efa saika rafitra ndray kle hahaha
aza rangitina ntsony ary nedala fa efa mba mangina é :-D
14. dadabe
(
22/08/2009 04:03)
:-w aiza izany le ??
11. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 21-08-2009 13:32:37:@ :@ =D>
Lohateny : Re : Maputo 5
Voalaza teo :
zah mba te hiala @ le fifandrangitandry zalhay kay nirin'izy mitsam ndray d efa saika rafitra ndray kle hahaha
aza rangitina ntsony ary nedala fa efa mba mangina é
15. bazylou
(
22/08/2009 08:47)
sady le maputo 3000 ao amin'ny cap 3000 no atao ny sonia, kozy e, milay an :-D :-D
